tsy misy miala eo

21. Herimiafina ( 20/10/2005 04:06)
hehehehehe, tsiky de ampy, aiza hoa ra-hesham e, malahelo anazy njay zah zany marina, hehehe:-D:-D:-D:-D
22. ari.malala ( 20/10/2005 06:34)
ao ambonimbony ao ary izy ko
23. Veloo ( 20/10/2005 14:14)
ari.malala :-D:-D:-D
24. Herimiafina ( 20/10/2005 15:59)
Aiza zany, tsy hitako, ny fofony fotsiny no mba reko izao, hehehehehe :-D:-D:-D:-D
25. akamatiana ( 20/10/2005 18:22)
:-D:-D=D=D zoky hesham sy dadabe Herimiafina sa mou bebe???=))
26. hesham ( 22/10/2005 00:57)
:-D:-D:-D tsy misy tezitsa zany moa oooo:-D:-D:-D:-D
27. Herimiafina ( 22/10/2005 02:25)
Iza, enao sa zah? hehehehe Mba ataovy mazava hoa ny teny atao fa aza asiana sous entendu foana otran'ny fanaonao amiko refa hitory fitiavana enao. hehehehe:-D:-D:-D:-D
28. cutie ( 23/10/2005 05:26)
akamatiana [ Valio ] 20-10-2005 20:22:01
Lohateny : Re : tsy misy miala eo
zoky hesham sy dadabe Herimiafina sa mou bebe???

iza njay no bebe??
29. Herimiafina ( 23/10/2005 06:05)
I akamatiana mintsy le te-ho bebe amin'i herimiafina ato.heheheheh:-D:-D:-D
30. cutie ( 23/10/2005 06:10)
herimiafina zany mivadika dadabe lol
31. Herimiafina ( 23/10/2005 06:13)
Nivadika zany herimiafina, toutazy touty specialité na italiana na frantsay na nahandro gasy aza, hehehe:-D:-D
32. cutie ( 23/10/2005 06:25)
aleo italiana lol
33. Herimiafina ( 23/10/2005 06:28)
De inn hono no aroso ho an'i toi, bolonezy sa milanezy? hehehehehe:-D:-D:-D:-D
34. cutie ( 23/10/2005 06:29)
milanezy
35. Herimiafina ( 23/10/2005 06:43)
Asiana tongolo sa tsia? De asiana divay kely kou sa tsia?
36. cutie ( 23/10/2005 06:45)
specialite anao hoy z;izyenaokoa, ze hitanao nety eo
37. Herimiafina ( 23/10/2005 06:49)
Hehehehehe, tena nomeny ahy ny anjaikitsa feno mi-servira anazy ze tiany, hehehehe:-D:-D:-D:-D
38. cutie ( 23/10/2005 06:50)
za mpanandrana sira lol
39. Herimiafina ( 23/10/2005 06:52)
Tsiky de ampy houzy pika zay, de ataovy bebe ny tips. hehehehe:-D:-D
40. cutie ( 23/10/2005 06:53)
za tsy hanome tips alou e lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3033