tsy misy miala eo

41. Herimiafina ( 23/10/2005 06:59)
Kay fantsy be manadala, client tsy fidela, de zah tsy hiservir anao milay njay zany, hehehehe:-D:-D:-D:-D
42. cutie ( 23/10/2005 07:02)
ariary ny misy aty raha mila tips enao lol
43. Herimiafina ( 23/10/2005 07:20)
Tsy maninona fa alefako poste any Dago. Omeo foana. cutie tony zao le kill mila voatsiary be reny.:-D:-D
44. cutie ( 23/10/2005 07:20)
tsy mahay reo teny hafahafa reo za wa lol
45. Herimiafina ( 23/10/2005 07:23)
Masiaka kely mahafinaritra, :-D:-D
46. akamatiana ( 23/10/2005 18:18)
I akamatiana mintsy le te-ho bebe amin'i herimiafina ato.heheheheh
dain zany de mamadika resaka njay Herimiafina kle , zah ary zafikely ozy toi kou :(
47. Herimiafina ( 23/10/2005 18:56)
De maninona k'lé, enao ngah tsy te-ho bebe?:-D:-D
48. akamatiana ( 23/10/2005 19:21)
nan , zah tsy te ho bebe zany kle , aleo zafikely iany :-D:-D:-D
49. Herimiafina ( 24/10/2005 07:00)
Fa zah tsy dadabeanao njay an, fa le dadabe eo ampitanareo mijerijery anao isa-maraina iny, de ahoana, mbola tsy manaiky ihany? hehehehehe:-D:-D:-D
50. akamatiana ( 24/10/2005 07:04)
:-D:-D ny manodidina anay eto mbola tsy misy dadabe zany an :-D
51. Herimiafina ( 24/10/2005 07:08)
Eeeeh de diso enao anaka, zah ngah hitanao refa mitsikilo anao, hehehe:-D:-D:-D
52. akamatiana ( 24/10/2005 07:17)
mifadibadika be lelan'lah kle , ery ambony we
Fa zah tsy dadabeanao njay an
:-D:-D
fa le dadabe eo ampitanareo mijerijery anao isa-maraina iny
de zao njay :-D:-D
zah ngah hitanao refa mitsikilo anao
:-D:-D lol kle
53. Herimiafina ( 24/10/2005 07:22)
Inn mivadibadika amin'izany, amin'ny maha efa dadabe anah zany de misy retoro dazy kely zah e, de le hoe eo ampitanareo, ao zah no mipetraka, fa le mijerijery anao isa-maraina le enao ao amin'ny douche iny de tsikiloviko de enao tsy mahita mintsy, hehehehe:-D:-D
54. akamatiana ( 24/10/2005 07:32)
=))=))=))=))
55. hesham ( 24/10/2005 16:31)
:-D:-D:-D:-D:-D
56. Herimiafina ( 24/10/2005 16:37)
hesham marina, ary tô matotsa be, miova marina ny olombelona klé, hehehehe:-D:-D
57. hesham ( 24/10/2005 16:44)
Fa inona no tinao ataoko e , za anie sady tota no sanza e no bonne hihihihi:-D:-D:-D:-D
58. Herimiafina ( 24/10/2005 16:46)
Izay mihintsy angamba le itiavako anao ty, le tia anah nefa tsy afa-manoatra fa voafatotra, de marary fo kely de manao ambava nem be nefa ampo zetaima, hehehe:-D:-D
59. hesham ( 24/10/2005 16:51)
raha tiko ianao fatotra zany tsy asiko olana saingy tsy tiko ianao .Io ary fa tia ahy , faly be zao ianao fa mamaly ny resakao njay za e , natoko mitady ahy mintsy e hihihihi :-D:-D:-D
60. Herimiafina ( 24/10/2005 16:53)
Elle se fait desirer en plis de sa marina mafy. Tena mitady anao mintsy zah fa mangatsiaka be aty de mila hafanainao ao ambany drap otsan'ilay indray mandeha tsy tadidinao iry, hehehehe:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.476