tsy misy miala eo

1. pika ( 19/10/2005 05:20)
nareo ve mahatsikarika hoe rehefa i herimiafina sy hesham no eo tonga dia dialogue vita azy irery ny sehatra, tsy misy manaiky ho gisitra
mahafinaritra ny mijery azy a
tsiky fotsiny tsy misy tezitra
2. Herimiafina ( 19/10/2005 05:23)
Zah tsinona tsy amelany mintsy kou, valiany fona ze teneniko de zah kou tsy mahatanty fa tsy maintsy zah no miteny farany, hehehehehe :-D:-D:-D:-D
3. fasaly ( 19/10/2005 05:29)
ka atao ahoana fa ny mafàna fo an'ny sersera zany e!fa aza hatao mahanamonaina be loatsa na izany aza sao mitsoaka ny kil e! hihihi:-D:-D:-D:-D
4. jentilisa ( 19/10/2005 05:32)
inona ary ity?
5. ari.malala ( 19/10/2005 05:37)
ie, na za ko nahatsikaritra anzany mintsy :) mahafinaritra e, tohizo
6. pika ( 19/10/2005 05:41)
fa aza hatao mahanamonaina be loatsa na izany aza sao mitsoaka ny kil e! hihihi
hoy i fasaly
:lol::lol::-D:-D
7. mamzelkely ( 19/10/2005 07:23)
tohizo fôna ka..:lol:
8. rongatry ( 19/10/2005 07:54)
Za koa mba mahita e ! tena tsy misy manaiky ho gisitra marina, mahafinaritra lay izy, fa ny tsikerako dia toy izao, indraindray ry zareo lasa lavitra loatra dia adinony ilay loha-hevitr'ilay dinika ; somary topazo maso kely lay dinika @ ireny e ! dia mankasitraka anareo fa ny toy ireny hitako hoe manome aina ny serasera ihany.
9. chipie1 ( 19/10/2005 08:07)
za mahita oe tsy i hesham irery , fa ze sendrany i herimiafina eo ka mamaly dia lasa mitohy lé resaka ary tsy manaiky fa tsy maintsy hamaly farany foana izy :lol: , ny hors sizé alou dia oka fotsiny hehehe:-D:-D
10. ari.malala ( 19/10/2005 08:41)
asa alo ky ry chipie fa za tsy mbola tratra:lol:
11. ravakamalala ( 19/10/2005 08:43)
mameno sehatra anie ty herimiafina ty e! lasa rôle be mits enao an!:@
12. pika ( 19/10/2005 09:30)
mizesita indray raherimiafina a :P
13. hesham ( 19/10/2005 15:38)
pika:

mizesita indray raherimiafina a :P

:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Vedetin`ny taona 2005 = herimiafina , dain mizesta be fa ataon
14. hesham ( 19/10/2005 15:39)
...:-D:-D:-D:-D
15. menakely ( 19/10/2005 17:22)
salut,
ndana mba manao loto ry Hery @ ity herinandro ity fa mety hotsara @nao!
16. hesham ( 19/10/2005 17:34)
:-D:-D:-D:-D:-D
17. fasaly ( 19/10/2005 18:06)
hihiihi! mba miova rivotra kely amzay sao manao rezatra be forum eo e!:P
18. Veloo ( 19/10/2005 20:36)
:roll:
19. Herimiafina ( 19/10/2005 20:44)
Tena nadalo tato ra-hesham zany marina, hitako no maimbomaimbo rezatra be ato, hehe hehhehe:-D:-D:-D:-D

Adinony hatramin'ny nisasa mihintsy angamba noho ny fitiavany ahy diso toerana.
20. pika ( 20/10/2005 04:04)
tsy misy tezitra tsiky, fotsiny :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1702