Arabolahy 2
1. DotMG
(
14/10/2005 14:00)
Iza no namorona ny triathlon?
Valiny: Arabolahy:
1) Mandeha mankany izy mi-battre,
2) Any izy milomano,
3) Mody izy mitondra bisikilety.
Valiny: Arabolahy:
1) Mandeha mankany izy mi-battre,
2) Any izy milomano,
3) Mody izy mitondra bisikilety.
novalian'i Veloo ny 28/10/2005 19:05
7. Herimiafina
(
15/10/2005 00:56)
Raha tsy naharaka le arabolahy1 enao de tsy ho azonao mintsy io ry Veloo an. hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
8. xxx
(
15/10/2005 06:42)
Veloo> ny Arabolahy (hmmm) rehefa mandeha any amin'ny piscine de mangalatra bisikileta.
9. Herimiafina
(
15/10/2005 21:58)
De le bisikileta, bandy belza no tompony de natakalo maillot de bain fa tsy nangalarina, hehehehehe :-D:-D
11. akamatiana
(
17/10/2005 05:38)
fa maninn mitsy azany ny Arabolahy e??? zah klou mbola tsy nahita an'reny nangalatsa e :-P:-D:-D:-D
12. Herimiafina
(
17/10/2005 05:50)
Fomba fiteny akia zany ry akamatiana an, otsan'ny gasy hanaovan'ny reunionais blagy ihany io, hehehehe
Ny blagy any la reunion tsy maintsy misy hoe sipa gasy makorelina de bandy gasy mpitsinjoka zaoridira, tsss
Ny blagy any la reunion tsy maintsy misy hoe sipa gasy makorelina de bandy gasy mpitsinjoka zaoridira, tsss
19. ari.malala
(
18/10/2005 11:32)
hihihi, mifoha maraina ky d tsy tara train tsony fa ny train anie tsy miandry e