Arabolahy 2
24. mamzelkely
(
19/10/2005 06:35)
alaiko am migy mits aky njy ry veloo d ets mande train tsony tsika..:°)
26. Veloo
(
19/10/2005 20:09)
sonwin :-D:-D:-D:-D i le dada efa tara afaka alain-njy izy
mamzelkely a aza adino ao an efa mijery2 eo am-baravarakely =))=))=))
mamzelkely a aza adino ao an efa mijery2 eo am-baravarakely =))=))=))
27. ari.malala
(
20/10/2005 07:20)
sonwin io efa misy tara anankiray fa angony ao lesy a :) mbô lalovy any dadabe fa mampanaelo :)
28. mamzelkely
(
20/10/2005 11:32)
tanjemo ary njy veloo ts eo ambaravarakely refa mandalo zay a...:-D
35. Veloo
(
21/10/2005 15:35)
dadabe a mba lazao ary aloha ny vacance twa e rehefa tsisy lazaina:-D:-D
36. dadabe
(
23/10/2005 07:27)
nilay be ny vakansa aky ry veloo a(l)(l)
aiza ny migues frera a??o^o
sasa> de ahona lety ilay izy a??:@:@
aiza ny migues frera a??o^o
sasa> de ahona lety ilay izy a??:@:@
40. Herimiafina
(
24/10/2005 18:19)
Mba valio marina hono ra-dadabe e, lany ihany le maina, hehehe:-D:-D:-D