Arabolahy 2

41. Veloo ( 24/10/2005 19:51)
lazao hono lety ry sasa mianjy dadabe :-D:-D:-D
42. dadabe ( 25/10/2005 05:26)
:-w:-w:@
43. mamzelkely ( 25/10/2005 06:22)
jere ty izy fa sasa-miandry ..lazao haingana sasa :-D:-D
44. sasa ( 25/10/2005 11:06)
dadabe le izy inona ity lazain'lah? Le resak'iny ve? k'efa hoe tsy azo lazaina eto izany fa kozy mamay be kou, aleo aloha za hieritreritra tsara alohan'ny hilazako azy eto.
45. dadabe ( 25/10/2005 11:51)
:°):°)
46. sonwin ( 25/10/2005 13:00)
avohay le kozy ry zama a
47. Veloo ( 25/10/2005 14:22)
ovay mihitsy ny kozy kle, tsy itan'i sasa ilay kozy :-D:-D
48. dadabe ( 26/10/2005 04:08)
ovay resaka arabolahy 2 klou e:@
49. mamzelkely ( 26/10/2005 06:39)
an3 avohay le kozy ry sasa fa tssssss eo mitady amadidresaka eo ry dadabe..:-D:-D
50. sasa ( 26/10/2005 11:42)
dadabe hay tokoa moa, ka le arabolahy roa moa le naninona moa tena tsy misy tadidiko klé, :-D:-D:-D
51. dadabe ( 26/10/2005 11:55)
=D=D merciii lesss
52. mamzelkely ( 26/10/2005 12:33)
eo de manova resaka eo reto

avohay le kozy ry sasa fa inn ary ty..:-D
53. dadabe ( 27/10/2005 09:27)
nanourand>:@:@
54. Veloo ( 27/10/2005 17:26)
fa ahona no ovaina ny resaka e :-D:-D:-D
55. Veloo ( 28/10/2005 19:05)
dadabe ary tsy maharaka resaka knou :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9855