inona no mety mahasambatra aminao ??

61. menakely ( 17/10/2005 11:37)
Herimiafina:

ka zay le hoe ahoana aza moa no hahafahanao handrefy ny fahasambarana raha tsy hainao akory le tendrony ilay, de le fijaliana izany, hehehehe :-D:-D:-D:-D:-D



salut Hery!
paire ve sa impaire::-D:-D:-D:-D:-D(17 10 à 03 12 50)

62. hesham ( 17/10/2005 12:58)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
63. Herimiafina ( 17/10/2005 13:02)
hehehehe,
menakely: chiffre paire ihany no manja: na 14 na 16 na 18 na 20 fa tsy 1 na 3 na 5 otsan'ny an'ny vadindry hesham, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
64. hesham ( 17/10/2005 13:05)
herimiafina .Sao dia mba tsy vevavy hoy aho no tinao fa lelahy tahaka anao . Okanao amizay ny vadiko fa toa manomboka saropiaro za ka .:-D:-D:-D:-D:-D:-D
65. Herimiafina ( 17/10/2005 13:13)
Ie, tsy ferana zany, sady mbola tsy nanjamako, hehehehehehehe:-D:-D:-D:-D
66. hesham ( 17/10/2005 13:15)
Manomboka saropiaro ny vadiko aminao aho , sady efa te hanandrana ny vadiko sahady .:-D:-D:-D:-D:-D:-D
67. Herimiafina ( 17/10/2005 13:17)
Izy aza manaiky hanjamana kou, sady zah kirié be amin,ny zavatra tsy fantako, mety te-handrefy le fahasambaranao ao aho, hehehehe:-D:-D:-D:-D
68. hesham ( 17/10/2005 13:24)
Za no efa vadiny fa mitadiava ianao lelahy hafa ka , any maka experience .Sady aleo za ihany no sambatra miaraka aminy fa tsy tsika 2 .Nenao refesina e , za ihany mandrefy ny ahy :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
69. Herimiafina ( 17/10/2005 13:25)
Tsy elonao aza ve mba bandy no ampirafesany anao toy izay sipa, hehehehe:-D:-D:-D:-D
70. hesham ( 17/10/2005 13:31)
Ka izy tsy mampirafy ka , za vadiny ihany dia efa ampy azy tsara sady za ato fona de voky fona lery fa tsy mividy fast food :-D:-D:-D:-D
71. Herimiafina ( 17/10/2005 13:33)
Hehehehehe, zah mantsy tia jazz be e, heheheh, enao to tsy hitako any mintsy? hehehehehe
72. hesham ( 17/10/2005 13:37)
herimiafina , mpangalabadin`olona :-D:-D:-D:-D:-D
73. Herimiafina ( 17/10/2005 13:39)
Arakarao ihany fa mety tsy herimiafina fotsiny, hehehehehehehe :-D:-D:-D:-D
tsy arakao ve fa romantika be ne ny jazz e. heheheh:-D
74. hesham ( 17/10/2005 13:44)
Za efa romantika be ka , na tsisy jazz ary .:-D:-D:-D:-D:-D:-D
75. Herimiafina ( 17/10/2005 22:23)
Eeeeh za nefa romantika sady mbola miampy jazz, hehehehehehe :-D:-D:-D:-D
76. hesham ( 17/10/2005 23:07)
Tsy dia ilaina lotra @ fiainana ny jazz.:-D:-D:-D
77. Herimiafina ( 17/10/2005 23:39)
Amin'ny fiainanao angamba fa amin'ny anah sy ny vadinao de bonne be ny jazz ary aleonay tsy mody fa any aminNy hotely toy izay tsy mihaino jazz, heehehhehehe:-D:-D:-D:-D
78. hesham ( 18/10/2005 03:48)
:-D:-D tsy mbola natory tany @ hotel hatramizao .:-D
79. Herimiafina ( 19/10/2005 20:53)
tsy tadidinao ngah ilay indray andro zay? hehehehehe:-D:-D:-D:-D
80. hesham ( 22/10/2005 01:26)
Ianao ity dia tia hotel mintsy , everinao fa otranao daoly anga ny lhl . Ary mba mampiasa fimailo ve ianao io , atahorana mintsy . Tandremo ry sipa sy bandy isany an .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2196