inona no mety mahasambatra aminao ??

41. hesham ( 17/10/2005 01:31)
Za aloha tsy mbola nandrefy e.:-D:-D:-D
42. Herimiafina ( 17/10/2005 01:33)
hoy enao, refa maheno sipa miresaka zah de zao foana no henoko "ny an,iny bandy iny akia lavabe an, de ny an'ny vadiko nefa fohy kely de tsy sambatra mintsy zah" hehehehehehehe :-D:-D:-D:-D
43. hesham ( 17/10/2005 01:36)
Tsy mbola henoko indray zany ry herimifina . Ny ahy kosa tsy aderako namana zany fa za ihany mankafy sy tsy mankafy azy ao na kely io na lehibe , na lavalava na boribory .:-D:-D:-D:-D:-D
44. Herimiafina ( 17/10/2005 01:38)
Ie, fa efa nandrefy koa zany ianao na de izany aza, hehehehehehehe :-D:-D:-D:-D
45. hesham ( 17/10/2005 01:40)
Tsy mbola nandrefy mihintsy aho ka .:-D:-D:-D
46. Herimiafina ( 17/10/2005 01:42)
Koa aiza no nahalalanao hoe boribory ny an,ny vadinao? hehehehehe:-D:-D:-D:-D
47. hesham ( 17/10/2005 01:45)
=))=))=))Za anga niteny hoe boribory ny azy andray
48. Herimiafina ( 17/10/2005 01:52)
Eny aza e, lavalava aza e, raha izay no tinao, mahasambatsa be ve nefany? hehehehehe:-D:-D:-D:-D
49. hesham ( 17/10/2005 01:56)
Za tsy niteny ary tsy hiteny e na boribory na lavalava na karekare na triangle na rectangle ...
Ny azoko lazaina anao dia sambatra be fona za . Inao anga te ho sambatra koa ???:-D:-D:-D:-D
50. Herimiafina ( 17/10/2005 02:11)
hehehehe, ça depend hoe otsan'ny ahoana ny anao, lavalava sa boribory, fa raha lavalava ny anao de mety te-ho sambatsa any aminao any zah, hehehehe :-D:-D:-D
51. hesham ( 17/10/2005 02:15)
imagineo eee , ntsooooo te ho samabatra mon ami herimiafina.:-D:-D:-D
52. Herimiafina ( 17/10/2005 02:23)
Inona marina moa le ataotsika hoe lavalava sy boribory eto e, sao de mifandiso ny heritreritra? hehehehe:-D:-D
53. hesham ( 17/10/2005 02:34)
Tsy namaritra mihintsy aloha za na inona na inona fa inona marina moa ny tinao tenenina . Le hoe ianao te ho sambatra zao no fantatro .
54. Herimiafina ( 17/10/2005 02:35)
Volo nefa le tiako tenenina, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
55. hesham ( 17/10/2005 02:41)
Herimiafina:

Ie, de samy hafa daholo ny an'ny olombelona tsirairay avy, hehehehehe, nareo vevavy no tena tia mandrefy fahasambarana, hehehehe:-D:-D:-D:-D

:-D:-D:-D:-D

56. Herimiafina ( 17/10/2005 02:55)
Za zao ny mahasambatra ahy vevavy lavalava volo, hehehhehehehe :-D:-D:-D:-D
57. hesham ( 17/10/2005 02:58)
Ny ahy indray lelahy sola loha :-D:-D
58. Herimiafina ( 17/10/2005 03:04)
Hitako no boribory ny an'ny vadinao kou, hehehehe:-D:-D
59. ari.malala ( 17/10/2005 06:05)
:-D:-D:-D:-D
60. hesham ( 17/10/2005 11:16)
Herimiafina:

Hitako no boribory ny an'ny vadinao kou, hehehehe:-D:-D



Mba mahita raha mintsy ianao ity ka . Kay efa hitanao ny azy , huuuuuummmmmmm ary sao dia mba tsy vevavy no tena tinao fa lahy :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4946