inona no mety mahasambatra aminao ??

21. menakely ( 12/10/2005 13:00)
Faha-zazana dia feno fahasambarana!
22. sonwin ( 12/10/2005 13:28)
Herimiafina:

Eeeeeeh, sambatra reto nareo o!:roll::roll::roll::roll:

Inn kay no mba haninareo tamin'ny mbola kely?



Za mihinana menakely foana tamin'ny mbola kely, milay an, mahatsiaro sambatra mihitsy:)
23. fasaly ( 12/10/2005 13:43)
zà kou de tena tia be menakely ry sonwin na hatramzao aza e!:miam:
24. Herimiafina ( 12/10/2005 14:57)
Mpamely menakely marina. heheheheh:-D:-D:-D:-D
25. David ( 13/10/2005 10:06)
ravakamalala:

Aiza ilay tanin ny sambatra fa za koa mba te ho any!!

Marina tokoa ry estine fa izay no mahasambatra fa raha mba afaka misafidy izany , dia mba inona ny anao e? ohatran ny an Fasaly zao hono fitiavana, mitovy za sy izy.

Rehefa milamina sy mirindra io lafiny iray io dia ohatran ny mandeha ho azy ny mabiny, ohatran ny mitomba ny motivation-nao am fiainana (lafiny rehetra)



Aty le tanin'ny sambatra fa tongava fa raisiko soa aman-tsara enao. Reo rehetra reo tsy tsisy mahasambatra. Za no mahasambatra anao.
26. Herimiafina ( 13/10/2005 10:45)
Zah kou ho any amin'i David raha makany ravakamalala. hehehehehehe :-D:-D:-D:-D
27. xxx ( 13/10/2005 10:59)
tsy misy fahasambarana izany eto an-tany. tsy tany intsony ny tany fa efa ela no niova paradisa raha misy ny mahasambatra eto
28. chipie1 ( 13/10/2005 11:08)
marina ve ? hihihi
29. Herimiafina ( 13/10/2005 11:37)
Hehehehehe, paradisa socialista mon kamarady xxx. Jereo le boky mena nosoratako fahiny.

Marina any zany mon amiraly malala chipie1, hehehe:-D
30. xxx ( 13/10/2005 12:17)
ehhh...izay ila famitahana goavana be: paradisa sosialista :-D
31. ravakamalala ( 13/10/2005 12:55)
"Izay misy anao no paradisa"(l)
32. Herimiafina ( 14/10/2005 00:02)
Zah sa ze misy ahy ry ravakamalala? hehehehe:-D
33. majesty ( 14/10/2005 04:29)
hoy i XXX : tsy misy fahasambarana izany eto an-tany. tsy tany intsony ny tany fa efa ela no niova paradisa raha misy ny mahasambatra eto


Tena za kosa mino fa misy ihany ilay fahasambarana eto na dia hoe sombintsombiny fotsiny aza klé,manjary tsy misy dikany ilay fianana raha ny mifanohitra @izany no miseho de izany no mahatonga an'ireny oul mamonon-tena reny fa tsy mahita an'le atao hoe fiadanana mintsy.8):P:D
34. ari.malala ( 14/10/2005 08:02)
ny tena atao hoe fahasambarana amiko d ny fiadanam-po sy ny fiadanan-tsaina, ilaina ny fitiavana, ilaina ny vola, ilaina ny fahasalamana fa refa tsy milamina ny saina d tsy mahatsiaro sambatra e :)
35. Veloo ( 14/10/2005 19:55)
=D=D=D=D=D=D zany mihitsy retsy a
36. Herimiafina ( 15/10/2005 01:25)
Raha te-hahita fahasambarana ianao dia ndehana aloha mijaly.

Jereo tsara fa rehefa afaka amin'ilay fijaliana ianao ka nivaha ny olana rehetra dia hitanao fa sambatra ianao ary ny olona rehetra mahita anao dai hiteny daholo hoe sambatra ianao.

Mihena ny fahasambarana mety ho hita raha mihavitsy ny olana mpahazo ny zanak'olombelona, izany hoe mitombo ny hareny, ny vola, manana ny ampy izy arapitiavana, ara-retraretra.
37. xxx ( 16/10/2005 21:56)
Tsy laviko ireo rehetra mety mahasambatra ny tsy iray iray ,ao ny finoana ,ny fahaza-mionina ao koa ny fitiavana ,ako ny fahasalamana ao koa ny fihinana sns sns sns ,fa ity anie mba alaivo sary an-tsaina e,rehefa poritra ianao tena tsy mahatsiaro sambatra izany fa hataovy nahita lava-piringa anie ianao ee ahitanao an'izany fahasambarana izany ee lol lol..Mampime aloha fa mba diniho anie ee!!!
bye
38. Herimiafina ( 17/10/2005 01:12)
ka zay le hoe ahoana aza moa no hahafahanao handrefy ny fahasambarana raha tsy hainao akory le tendrony ilay, de le fijaliana izany, hehehehe :-D:-D:-D:-D:-D
39. hesham ( 17/10/2005 01:25)
anga misy metrage koa ny hasamabarana .:-D:-D:-D
40. Herimiafina ( 17/10/2005 01:29)
Ie, de samy hafa daholo ny an'ny olombelona tsirairay avy, hehehehehe, nareo vevavy no tena tia mandrefy fahasambarana, hehehehe:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6989