Efa nanao zavatra tsy tinao ve ianao?

61. hesham ( 19/10/2005 02:28)
tsaboy aloha ny tenanao zay vao mitsabo olona .:-D:-D:-D:-D:-D
62. Herimiafina ( 19/10/2005 02:32)
Eeeeh, tena hitambaranareo zah ry hesham an, tena milavo lefona aho e, tena manaiky ny fahaizanao aho, fa tena misy konokonona handrava ny fanjakako ato, de enao zao anisany fa sur zah. Aleo ajanoko amin'izay fa lavo aho e, lavo toy ny tafik'i Rainandriamampandry, lavo, manaiky, mandefitra e, zay.
Lasanareo PADESM ny fanjakana,=((=((=((
63. hesham ( 19/10/2005 02:38)
Ai mahay milavo lefona ihany :-D:-D:-D:-D:-D:-D
64. Herimiafina ( 19/10/2005 02:42)
Ie, sady milavo lefona expres fa tsy hiady. hiady iahny ve tsy mba fahavalo favy. heheheheheh:-D:-D:-D:-D:-D
65. hesham ( 19/10/2005 02:57)
Io fa te hiavana amiko . Tsara refa mahay resy ka :-D:-D:-D:-D:-D:-D
66. Herimiafina ( 19/10/2005 04:21)
Manangana saina fotsy amin'izay zah e, saina fotsy tsara be, le akanjonao fotsifotsy iny, adino taty amiko taty, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
67. menakely ( 19/10/2005 04:56)
lasa ni-charge kely angamba i Ra-hesham ka tsy namaly.ony moa Ra-Hery oh!
68. Herimiafina ( 19/10/2005 04:58)
Leo lesy izy fa zah tsy mety manasa le vanginy be iny an, hehehehe :-D:-D:-D:-D
69. hesham ( 19/10/2005 16:06)
menakely:

lasa ni-charge kely angamba i Ra-hesham ka tsy namaly.ony moa Ra-Hery oh!


Sipanjy talo anga i herimiafina ?? :-D:-D:-D:-D mba tia raha aki nji tia an`io .:-D:-D:-D:-D:-D
70. hesham ( 19/10/2005 16:08)
Herimiafina:

Leo lesy izy fa zah tsy mety manasa le vanginy be iny an, hehehehe :-D:-D:-D:-D


Ka za matahotra sasanao fa sao aolanao eo kou .:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
71. Herimiafina ( 19/10/2005 20:57)
Enao ary volontera be koa mila aolana aiza kou, hehehehe :-D:-D:-D:-D
72. hesham ( 22/10/2005 01:30)
Raha tiako ianao dia ekeko zay saingy tsy zay soa ihany .Antitra ary aolanao kou za tanora ity ho amelanao .:-D:-D:-D:-D:-D
73. Herimiafina ( 22/10/2005 02:42)
Zany ve? tanora ve enao? de tiako aholana be ve hono enao? Jamba ary ve zah ty? mba tia zavatra kou zah zany an. hehehehe:-D:-D:-D
74. pitchou ( 23/10/2005 15:12)
ahona ndray aza zany!8O
75. Herimiafina ( 23/10/2005 19:01)
Mody fanina com dabituda njay pitchou. lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0881