Efa nanao zavatra tsy tinao ve ianao?

41. Herimiafina ( 17/10/2005 02:25)
Oui madame, sady za homme à tout fer be, ze tinao mihintsy, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
42. hesham ( 17/10/2005 02:38)
Miala tsiny monsieur herimiafina fa efa feno kay ny toerana , raha misy ilana anao dia antsoina ihany ianao .
43. Herimiafina ( 17/10/2005 02:41)
Oui, zay le morsa avy any amin'ny chef personnel matetika, kanefa zao io fiasananao io vidiko de za no lasa deba ao, hehehehe :-D:-D
44. hesham ( 17/10/2005 02:43)
Bon courage e , ho femme de menage ato antrano zany za atsy ho atsy .:-D:-D
45. Herimiafina ( 17/10/2005 02:44)
Non, tsy ataoko femme de menage enao fa le poste nolavinao ho ahy iny no proposer-ko anao, za ne ratsy saina be e, hehehee:-D
46. hesham ( 17/10/2005 02:47)
Ka efa hoe ato antranoko ihany za , tsy hiasa any ivelany.Raha zay no zavamisy .:-D:-D
47. Herimiafina ( 17/10/2005 02:48)
eny ary e, tena andosiranao mintsy hoa zah ty e, fa inn no ratsy nataoko ry hesham? hehehehe:-D:-D:-D:-D:-D
48. hesham ( 17/10/2005 02:52)
Za anga mandositra .Tsisy ratsy nataona ahy ka .Tiako be ny miresaka aminao . Ande hatory amizay za fa valaka .:-D:-D:-D
49. Herimiafina ( 17/10/2005 03:07)
eeeh merci niresaka ary e, fa aiza no misy anao io e?
50. hesham ( 17/10/2005 11:18)
Za ve, aiza klou no misy anao e , averiko aminao ilay fomban`ny jiosy .:-D:-D:-D:-D
51. menakely ( 17/10/2005 11:49)
mivadika fona ny resaka refa anareo mitsam no mahazo ligne.
52. hesham ( 17/10/2005 13:47)
menakely:

mivadika fona ny resaka refa anareo mitsam no mahazo ligne.



ka mba parallele anie ny ligne nay e :-D:-D:-D:-D
53. Herimiafina ( 17/10/2005 22:24)
Hay mihaiky ihany enao, menakely aza gaga mintsy marina, tonga de kobon'ileiry fa tara amiko enao, hehehehehe :-D:-D:-D:-D
54. hesham ( 17/10/2005 23:09)
Naleoko nanao masera raha ianao zao no mahatara.:-D:-D:-D:-D
55. Herimiafina ( 17/10/2005 23:40)
F'angaha enao raha masera de....:-D
56. hesham ( 18/10/2005 03:49)
de ... tohizo e :-D:-D:-D
57. Herimiafina ( 18/10/2005 14:29)
Ary enao hoa toa manraka anah foana any amin'izay alehako e, hehehehehe tena tara marina, hehehe :-D:-D
58. pitchou ( 18/10/2005 17:30)
euh ... ny zavatra tsy tiako nefa ataoko? manapaka ny resaky Hesham sy Heri
59. hesham ( 19/10/2005 01:32)
Ny zavatra tsy tiko nefa ataoko zao ny miresaka antsoratra @ herimiafina .:-D:-D:-D:-D:-D
60. Herimiafina ( 19/10/2005 02:00)
Mety aminao mintsy le fitsaboako, tsy otsan'ireny vao manao fitiavaan reny ve enao zao, hehehehe decouverta. :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2825