Efa nanao zavatra tsy tinao ve ianao?

21. Herimiafina ( 16/10/2005 19:45)
Le sektretera sirtout.

Refa hitany hoe lasa kamaradiny be le directera de tsy ataony tsara tsony ny asa satria izy mety tsy ho bedy tsony, tsssss

Efa nahita an'io aho ary hiainako isan'andro ny tantra mitovy amin'io an.
22. pitchou ( 16/10/2005 20:45)
te-hanao aminy kosa kou!:-D:-D:-D
23. Herimiafina ( 16/10/2005 20:57)
Sirtout refa le mikoty sy miaraka amina sipa iny.

Respecter-ny be enao raha tiany ka mbola tsy miaraka aminy. fa refa zakamnao izy de considerer-ny ho aquis ianao de tsy ivakiany loha intsony, de refa laozanao amin'izay izy vao tonga saina de toy izany hatrany.

Sarobidy anie ny olona e, alikao ihany fa refa lasa de hitanao ny vokany.
24. hesham ( 17/10/2005 00:59)
Herimiafina:

Rehefa tsy de tiana ke olona de somary hajaina kokoa. Izay no zavatra hitako, rehefa tiavina be zay ny olona de manana tendance manaliaka be satria tsy misy intsony le distance.

Imaginer-o anie zany direktera misipa amina sekretera izany e, tsy afaka mibaiko an'iny intsony.



Zany anga no nataonao ny sekreteranao .
25. Herimiafina ( 17/10/2005 01:03)
Eeeh, raha mba zah moa no direktera an, de nalaiko ho sekretera i toi, tsy ampihambahambana,hehehehe:-D:-D
26. hesham ( 17/10/2005 01:09)
Saingy indrisy za tsy tia manao secretera .:-D:-D
27. Herimiafina ( 17/10/2005 01:11)
Mbola misy poste maro azoko asiana ano ato ampiasanako ato kah, hehehehe, femme de ma chambra ohatra, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
28. hesham ( 17/10/2005 01:15)
Ntssssssssssssss , misaotra ihany na dia izay ary fa za efa miasa tsara ary tena tiako ny asako hatramizao aloha .
29. Herimiafina ( 17/10/2005 01:16)
eeeeh de inona hono zao asa tinao be izao sao de azoko kianina kely etoana, hehehehehe :-D:-D:-D:-D
30. hesham ( 17/10/2005 01:26)
za tsy hiteny satria tonga dia ny hanakiana no anaty sainao :-D:-D:-D:-D
31. Herimiafina ( 17/10/2005 01:28)
Ka le fanakianako anie le mahakivy be anao ireny de mahatonga anao tsy hiasa tsra tsony de voaroaka de mangatak'asa aty amiko avy eo e, hehehehehe :-D:-D:-D:-D
32. hesham ( 17/10/2005 01:32)
=))=))=))=))=))=))=))=))
33. Herimiafina ( 17/10/2005 01:34)
eeeh, tanjemo sao voan,ny rivotra eo an, hehehe:-D:-D
34. hesham ( 17/10/2005 01:35)
Amizay anie lasa tsy tinao alaina miasa fa be rivotsa e .
35. Herimiafina ( 17/10/2005 01:37)
Manamaimbo fiasana ve, tsy maninona fa alefako ary amin'services des toilettes hehehehehe :-D:-D:-D:-D
36. hesham ( 17/10/2005 01:38)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D de aona ianao refa andeha any .
37. Herimiafina ( 17/10/2005 01:46)
De anjasanao ao antiny ao kah, hehehehe :-D:-D:-D:-D
38. hesham ( 17/10/2005 01:49)
torana ao fa , aleo tsy ataoko mintsy le asa satria tsy misy fofona mintsy ny asako amizao no sady mahafapo ahy .:-D:-D
39. Herimiafina ( 17/10/2005 01:53)
Eeeh, bôgôsy be ngah le direktera any? hehehehe:-D:-D
40. hesham ( 17/10/2005 01:58)
Ie za bogosy sady be detanty . Te hanao sekreterako anga ianao.:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1455