fitiavana sy ny firaisana ara nofo

61. mandrindra ( 17/10/2005 13:33)
hesham, voky tsara ve aloha fa sao dia mba entrée fotsiny no mahatamana an'i lery ao fa ny résistance any amin'ny restau !!
62. hesham ( 17/10/2005 14:18)
Voky tsara ka , misy entre sy sortie . Tsy mila mandeha any @ resto fa sady lany vola no tsy frais ny sakafo .:-D:-D:-D:-D
63. mandrindra ( 17/10/2005 15:10)
Ny tompon'ny resto no manasa koa nahoana no ho lany vola !!
64. hesham ( 17/10/2005 16:02)
mbola misy lasantsy lany @ deplacement zany .:-D:-D:-D
65. ratole ( 18/10/2005 09:28)
IO ry zareo dia avy @ fitenenana hoe "Ny dobo tsy hita no mahamanina". Aiza moa no ahafantaranao fa mahay mampirevy ilay sipa na bandy raha tsy miaraka aminy aloha ianao? Tsy hita ety ivelany izany. Ka ny andrakandrana sy ny aventure no ahitana azy.
hesham > izaho no hiantoka ny lasantsy e!
66. Herimiafina ( 18/10/2005 20:56)
Otsan'ny manimanina le dobotsonjonay any Mantasoa zah zany marina mafy. Sao de misy ho any nareo reo hitondra anah, tsy maninona na eo amin'ny devant aza za no mipetraka, hehehehehe :-D:-D:-D:-D
67. hesham ( 19/10/2005 02:10)
ratole , efa hoe misy vola miala zany fa aleo za ato antrano ihany wa .Sady le vadiko koa anie ka mahay mahandro ee , tiko be ny sakafo andrahony de tsy te ande resto mintsy za .:-D:-D:-D:-D
68. dadabe ( 19/10/2005 05:54)
Mpandefa : SISAH [ Valio ] 06-10-2005 14:31:18
Lohateny : fitiavana sy ny firaisana ara nofo
Fa maninona oua ny lehilahy no mitady femme mahay manao rapport b é! Fa tsy izany v no mahatonga ny lehila mitady any an kafa é!de lasa mitady position vao2 foana ny vadiny na ny sipany! sa ts izany v é!!!!! za zao efa nahita mbola ts hitan hafa mihits
tara be zah ee
:roll::roll:
Mpandefa : hesham [ Valio ] 19-10-2005 04:10:53
Lohateny : Re : fitiavana sy ny firaisana ara nofo
ratole , efa hoe misy vola miala zany fa aleo za ato antrano ihany wa .Sady le vadiko koa anie ka mahay mahandro ee , tiko be ny sakafo andrahony de tsy te ande resto mintsy za .



Miverina
tena nivadika be njay kay le sizee:roll::roll:8)
69. ratole ( 19/10/2005 10:24)
Mba mahay mahandro maina tsy ialambola kosa izany vadinao izany knou. Inona loatra re no andrahoiny e no tsy miala vola atao sakafo ? sa cuisine naturel mpamokatra yaourt ???
70. xxx ( 19/10/2005 11:12)
sokafy ny inscription lefikambanana fa elae
71. hesham ( 19/10/2005 17:30)
ratole:

Mba mahay mahandro maina tsy ialambola kosa izany vadinao izany knou. Inona loatra re no andrahoiny e no tsy miala vola atao sakafo ? sa cuisine naturel mpamokatra yaourt ???

Ie izy daolo zany , milendalenda anga .:-D:-D:-D:-D
72. Herimiafina ( 20/10/2005 03:52)
Ary le termes isankarazany fampiasan'i hesham hoa tena terme na firaisana ara-nofo fotsiny foana e, hehe:-D:-D
73. isalo ( 31/10/2005 14:25)
mahaliana iany kôzinao izany a!
nga SISAH tratran'izany ?
raha SISAH no mihinana ravitoto sy hena-kisoa foana tsy miova mihintsy io dia tsy ho leo ve ?
mba ovaina hafa indray e. dia mba atao amin'ireny sakafo tsy mitondra aretina ireny fa manjary tratran'ny mikraoba ilay ravitoto sy hena-kisoa rehefa avy eo ka lasa tsy misy ho anina intsony
74. Bariry ( 11/11/2005 21:27)
Tena mba nahasarika ny maro toukouh ity resaka iray ity.....
raha lasa routine fotsiny, de lasa otran'ny adidy : Tsy maintsy atao na tiana na tsy tiana. Aleo izany asiana ambiance eeeeeeeeeeee.Fa mba azo lazaina v hoe manaona le position vaovao?
75. miyah ( 15/11/2005 09:27)
Tairo é! Hatsangano lé fikambanana fa zay mazoto b é! na hifampidonadona fotsiny aza, sady sao d mba izany ko no mety hanarenana ny rova é! Ka iza ary ny présidan é! za hanao conseillée an! za tsinona tena mahay zava baovao bdb mihits! zay an courage foana fa mùilay lé resaka é!
76. lyodbanks ( 23/10/2016 10:34)
ny vevavy ko ten mitady a!sad ts tia fombandrazn tsuny!!za zw ts mtad nf mann exp fon chq jour
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2979