fitiavana sy ny firaisana ara nofo

41. mandrindra ( 10/10/2005 09:05)
valie, efa misy miprovoke ko inona no mbola hitazomana an'io fa tsy tonga dia tairina any dia vita.
42. miyah ( 10/10/2005 13:48)
Inona ny tinbao lazaina ry "mandrindrea" fa tsy azo a!Courage foana ry membre ato @ fitiavana sy ny firaisana ara nofo, fa zvtra tsy azo sarahina ireo, anjarantsika foana fotsn ny mandray zay tandrify azy.
43. johan ( 10/10/2005 14:52)
tsisy azo tenenina io : " le sexe, c'est bon" tsisy ady hevitra io de "l'amour aussi est bon" noho izany an "l'amour et le sexe, c'est bon" andramo ka zahao fa ho tamana ianao!
hihiihihi fa resaka resaka fa ny zavatra hitako de zao, raha ny amour klo vao sexe de milay be le relation fa raha vao le sexe no lasa aloha de otrany tsisy amour milay mintsy, afa tsy ny hoe amour du sexe nga sisa!
Sisa : ary inn zany position zany fa mbola tsy novalianao mintsy, tonga de andramako mintsy mantsy :lol: raha tsy hoe efa nataoko ko :lol:
44. Herimiafina ( 10/10/2005 15:52)
Tandremo fa misy anie sexe ratsy tarehy be e. Tsy voatery ho tsraa foana fa refa entin'ny filana dia jamba tsy mahalala mijery ze hohanina akory, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
45. fasaly ( 10/10/2005 16:19)
fa ahoana kay hery ny sexe ratsy tarehy sy tsara tarehy zany e!....
46. Herimiafina ( 10/10/2005 16:44)
Resaka anatomie io ry fasaly an, misy tena manana esthétika milay be, toa ny zizi ngoda sy kely fijerevan'ny sipa ny bandy ihany io e. Misy koa sipa ratsy tarehimpika sy tsaratarehimpika, dia toy izany.

Lasa visa A be le izy raha alalinina.

Omeko ohatra fotsiny enao: misy lalina be de misy marivo be, de misy lavalava be le .... de misy misarimboninkazo, de .......:-D:-D:-D:-D
47. johan ( 11/10/2005 08:47)
herimiafina : ka tsy ho lany fotoana ve raha mbola hijery an'iny hoe tsara sa ratsy! :lol: hihihihi
48. mandrindra ( 11/10/2005 14:08)
fa angaha ry johan vitan'ny ho lany fotoana, fa raha toa ka ratsy tarehy io izany dia mety ho tonga amin'ilay hoe miala kilaoty vao mitsatsaka.
49. Herimiafina ( 12/10/2005 04:12)
Toy ny sakafo hanina ihany kah, raha sarina kaka zany le sakafo de mbola homana avao ve enao? hehehehe logique du gourmand penseur e. hehehehe :-D:-D:-D:-D
50. fasaly ( 12/10/2005 13:33)
johan kou mbo jerevana kousa ny endriky ny sakafo kou! raha toy ny voninkazo malazo ve de.....
hitako eto mintsy le hatao hoe ratsy tarehy ka!;....tsa voako loatsa....
51. stneh ( 12/10/2005 18:33)
ra firaisana aranofo! aleo hiezaka hilofo
fa anao zay retra vita, na @ vady na @ sipa
sady io tsy andeferako, fa ze azoko de lerako
atorako azy dôly dôly, zay natoron'i Depôly
ka na miongana na mitraka, za tsy iambakavaka
na eo ambony na ambany, aletiko io! any zany
ary tsy ho ajaniko, ra tsy tapitra sy laniko
sady miosona tateraka, avy eo zay de mitereka
52. estine ( 13/10/2005 06:58)
lasa poeta mitsy ny sasany ;atsangano le fikambanana ry sisah misy manatalenta maro mitsy ho manbra:)8O
de nareo vevavy manambady indrindra mbô manaova mijajy fona na boté na retraretre e! @ tsy ilaozan'ny ankizinareo
53. Herimiafina ( 13/10/2005 09:49)
eeeeeh, tinareo mintsy le firaisana ara-nofo an, mba inn hono no itiavanareo azy io e?
54. johan ( 13/10/2005 11:06)
hehehe ka na sarina tay aza le gateau ohatra rehefa tsy hita iny fa tonga de any ambava de gateau foana eh, fa le jerevana nge ka sendra hita hoe ratsy le izy de mihemotra eh!!!

herimiafina : hihihihi milay io kah, za klo mankafy eh.:lol::-D:-D:-D:-D
55. Herimiafina ( 14/10/2005 00:13)
Tsy reraka ve nareo avy eo, very calcium, very fructose, very vitamine, very adénosine tri-phosphate, very mémoire, very vola, very fotoana, very.....hehe:-D
56. fasaly ( 14/10/2005 04:11)
in ndray ary ity resa-tay ato ity????
57. Herimiafina ( 15/10/2005 00:18)
Aiza zany ry fasaly, ngah misy kaboné ao akaikikaiky ao? Poritra zah zany, hehehehee:-D:-D:-D:-D
58. hesham ( 15/10/2005 01:03)
Ampireveko milay be fona ny ahy refa mitady ary hatramizao klou mbola tamana e .
59. fasaly ( 15/10/2005 09:41)
hesham,
an han! ary zay mintsy no tena tadiviko anie e! de ahoana zany tena mamahay mampirevy be zany e!...
60. lilbon ( 17/10/2005 12:46)
filma firaisana ara -nofo kle !tsss!
mbô alefasho marina mbô jerenay izy zany kalee!
aleo omeko ny top!
hesham ouvre toi!
herimiafiana kou tato ho ato hitako pouritsa be mintss mintss an !

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3893