fitiavana sy ny firaisana ara nofo

1. SISAH ( 06/10/2005 12:31)
Fa maninona oua ny lehilahy no mitady femme mahay manao rapport b é! Fa tsy izany v no mahatonga ny lehila mitady any an kafa é!de lasa mitady position vao2 foana ny vadiny na ny sipany! sa ts izany v é!!!!! za zao efa nahita mbola ts hitan hafa mihits
novalian'i lyodbanks ny 23/10/2016 10:34
2. pika ( 06/10/2005 12:52)
an'isany mampifamatotra ny mpivady io resaka io
ka rehefa lasa routine fotsiny sy fahazarana sisa dia mora azon'ny fankampanahy ny iray
io izany hoy ny mpiresaka dia mba ohatra ny misakafo ihany e asiana entrée indraindray na mba ovaovaina ny laoka dy ny dessert :-D:-D
3. jhouhlambout ( 06/10/2005 12:55)
Zay mihintsy, aleo miala @ routine fa manjary vetivety dia leo
4. hery ( 06/10/2005 13:38)
Ny lehilahy hozy SISAH ?
Sao dia mba tsy lehilahy aza izaho raha izany :-)
5. miyah ( 06/10/2005 13:45)
fa ahoana aza ianao no ts lelah, tena marina v zany, sao d tsy ianao aza io! vérifieo tsara alou ny anaty patalou ary é!Ny an lelah ndray na manao ny sitraponyaz enao, na hahita zvtra vao2 hafa aseho azy foana, d ts maints mitady hafa iz fa zay mihits no nanaovana azy é! hamonjy reo very é!!!
6. Achia ( 06/10/2005 14:17)
ny lehilahy dia tsy tompon'ny tenany ndraindry ;;fa misy biby misy lohany fa tsy misy cerv manaraka azy ana
ty patalohany ka rhf tairinio izy dia lasa zao;;;
7. radriana ( 06/10/2005 15:06)
Angaha ny lehilahy ihany no mitady hafa ? ny vehivavy koa anie joko tsoriaka e, aza mody maontina eo. Inona ary izany vaovao hitan'i Sisah mbola tsy hitan'ny hafa izany, mampiasa saina ihany
8. fasaly ( 06/10/2005 15:41)
:-D:-D:-D:-D
9. kiali ( 06/10/2005 16:24)
SISAH:

Fa maninona oua ny lehilahy no mitady femme mahay manao rapport b é! Fa tsy izany v no mahatonga ny lehila mitady any an kafa é!de lasa mitady position vao2 foana ny vadiny na ny sipany! sa ts izany v é!!!!! za zao efa nahita mbola ts hitan hafa mihits



ba atoroy an'ah oe zany possition vaovao zany
10. tafita ( 06/10/2005 19:16)
mampimeh be fa misy tena manana expèrience tsara be mihintsy ny namana sasany hi hi hi hi hi hi hi hi ,
11. Herimiafina ( 06/10/2005 20:13)
De ahoana njay nareo amin'ilay firaisankina ara-nofo, hehehehe:-D
12. pika ( 07/10/2005 05:41)
firaisankina ar-nofo ahoana ry herimiafina :roll::-D
13. lilbon ( 07/10/2005 05:46)
pika>ka mba ho firaisana matotra ara-nofo e! :lol::-D:twisted::P
14. SISAH ( 07/10/2005 06:54)
Tsy afaka milaza lé position vao2 mbola tsis maphita za raha tsy maromaro nareo no mitady azy @ zay miara ampianarina d mametraka keli ho an Rova éééééé!!!!
Ny atao hoe firaisan kina ara nofo dia fifanavotana na fifamonjena rehefa mba samy poritra é!tsy misy lalana mifamehy, tys an kiteritery fa refa sahy d miditra sy mandray anjara é!Kôpy v nareo éééééééé!
15. estine ( 07/10/2005 07:04)
vôloany: - lela entin'ny sex 'zany ry sisah 8O:!:
fa tsy misy cerv hoy achia

faroa: - marina fa mila zavabao2 foana,"tsy mety afapo ny olona" nefa ra vady "dialogue" ihany io de miva,'zany hoe koa: mifampianatra mbô samy ahazo tsirony.ts'izy aloha ny mijery na manofa film x e!8O:?::idea: manohitra anio aho .

fatelo:- misy kou ne vevavy mitady lavala,sy botabota koko e! ary mahaihay koko e!
farany sao be morale a!:-mbô mifandokandoka ko ne ao anaty firaisana de misy "sensation" hafa tsy votery @ le milofo fatratra iny ihany ,ary tsy adidy io ka hoe tsimaintsy vitaina fa tiko izy te ataoko tia izy manao @ny aho:idea:
16. rasl95 ( 07/10/2005 08:03)
Aona kay ny fidirana membre am'le firaisan-kina ara-nofo fa otran'ny interessè za
17. Aroniaina ( 07/10/2005 09:37)
Io zavatra io hoa tsy azo terena fa rehefa mila na ny lahy na ny vavy dia raikitra io fa ny tena mitady aloha raha atao ny % dia ny lahy satria na dia ny mahita ny fiakanjon'ireto zazavavy kely dia efa taitra daholo ny rehetra ka lasa mitady zavatra be dia be .Ary raha manambady izy ka mahita ny hatsara-bikan'ny zzvvy ety ivelany dia very eo ianao ry madame ao an-trano fa lasa izy ary raha manao firaisana aza izy dia tsy ampitiavana intsony fa lasa toa forcine tsy misy filling e! de any an-kafa ny saina rehefa manao , fa mba torohevitra ho an'ireo Madame an! ataovy izay mahataitra ny vadinao isan'andro dia tsy mitady any an-kafa izy ary manaova possition be dia be na miditra membre ao amin'i SISAH izaho manko hiditra membre e!
18. rebosa ( 07/10/2005 10:09)
raha riz blanc foana no hanin'i sisah, firy volana dia leo : valable io na ho an'ny lehilahy na vehivavy.
Mba tsy ankaleo @ lay vary zany dia mila entrée, laoka miovaova sôsy, dessert manaitra maso ... = position miovaova, sexy, resaka sexy eo ampanaovana, fijerena porno miaraka sady manao,miresaka fanaovana, surtout sipa tsy voretaka e : nareo sipa koa anie rehefa fixe zay dia mivotetaka be e : tsy mi-charme tsony karaha t@ voalohany. Mba jejo², fa ny sipa ihany no lakilén'io e
19. mixxmi ( 07/10/2005 10:39)
Io indray dia tsy voatery ho position na hoe mahay manao no itazomana partenaire iray fa rehefa attentione sy mahay mandefitra ianao dia mijanona ho anao irery ny miaraka aminao
20. xxx ( 07/10/2005 10:48)
varina b a rzalah @ adihevitra momb ty %ti a,mbol ts ten membr @io ny tenanay faz imeezana, tohizo ny adi hevitra fa mahasoa e, sad ilaina fona ny fahalalana izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2376