fitiavana sy ny firaisana ara nofo
21. rebosa
(
07/10/2005 11:04)
djhay,mandefitra de milay,fa refa leo le cof de bye : dia mba amboary koa ny vatana ho'aho ; vo lalovan-dramadimozely anie ny bandy de dila raha tsy mihetsika le rafotsy ao antsano e : maty mandefitsa @ tsy rariny nefa efa tokony nahita solut° mialoha.
22. ranaivoson
(
07/10/2005 11:07)
tena tsara le adi hvt fa refa mipetraka ary le olana hoe tsy mahazo fafiny oh le bandy na le sipa de azo antoka ve fa tsy hitady zvt hafa izy hakany fafiny?
23. miyah
(
07/10/2005 11:36)
hitanareo, ny rivotr mitsok eto @ tanana mihits no efa hafa ka mahatonga an io fitadiavana vao io, isika gasy miseho hoe mitazona ny soatoavina foana nefa efa ts izany intsony, hanafenana ny zvtra ratsy atao foitsiny zany na ho an lahy na vavy, efa lasa lamaody ny manambady ka zay haahzoana taranaka sy mpandova sisa no atao, ts misy hasiny ntsony ny fanambadiany DONC tsy dé misy dikany loatra koa zany resaka rapport zany fa samy manao zay hahavoki ny tenany fotsiny, Sa ts izany SISAH o!!!!!!
Mazoto ary mamalyé!!!
Mazoto ary mamalyé!!!
24. rongatry
(
07/10/2005 12:19)
aiza ho aiza eto ilay voady masina raha olona efa manambady vita mariazy : sa voafafa miaraka amin\'ny fotoana mandalo, mampalahelo ny mieritreritra azy.
Toa efa mampidin-kizo daholo ny hevitra miseho, tsisy iray ianareo mba manoro hevitra hanam-paharetana sy hanaja ny namana nekena.
Ny nofo anie mandalo, fa ny fitiavana koloina isan\'andro ho mafy orina rankizy a ! tsy hidirako lalina moa izy raha mbola resaka sipa fa mivadika eo ny lohanareo !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
Azafady fa be moral fa nareo ohatran\'ny zaza miteniteny foana, tsisy mpananatra.

25. ari.malala
(
07/10/2005 12:28)
oui monmon, on a bien recu la lesson momon :-D:-D zany ony rankizy a, aza manaonao fôna fa hajao ze efa nekena e!
26. miyah
(
07/10/2005 12:41)
azafady anie ry "rongatry" fa tsy fitenenenana foana izany, fa filazana ny zava mis, iza mou no ts haniry zay mba hoe haharitra h@ farany foana zay zvtra atao fa zany no atao hoe "réalité", fantatrao mou fa enao mba manara baovao mahery ny enimpolo isambolana ny mampiakatra divorce ao @ fitsarana.Tsy haiko enao io na vevav na lelah fa zany hoe za manoratra tsy hoe keli finoana fa mbola manantena zvtra bdb @ fiainana fa na d zany aza il faut avoir tjrs les pieds sur terre fotsn é!d profitena milay b foana ny fiainana zay miseho eo na hitady position vaovao hampaharitra azy na mety ho zvtra hafa mety hampaharitra ny fisipana na ny fanambadiana é!
27. SISAH
(
07/10/2005 12:48)
za alou somary mitoivy hvtr keli @ miyah fa satria ny antony fotsiny na mahay manao b aza ny sipa na ny vady, b loatra effectif n vehivav, na inona ataony ao hitazonany ny olona miaraka aminy, d ny vatany ihany sisa no voatazony na haharitra aza izany fa ny fony efa an'olonkafa, ary ndraindray aza ts olona iray fa miovaova foana é, tsy maharaka tsony ny lehiulah é! koa ho anareo zay eo ampanambnoarana zazakeli na efa hamoaka, mba ataovy lahy re izy io mba tsy hampijali ny taranakareo any aoriana!!
28. Achia
(
07/10/2005 14:13)
dia tsy hiteraka vavy intsony zany ny olona ;;dia aiza ireo lehilahy no hitady filles sexies sa hanao pedé dadholo angamba ry zareoe!e!e!dia @ jareo no ampanao:-*vina mini-jupe sns
29. sasa
(
07/10/2005 14:30)
mampmé an'ahy kou ity sizé ity klé, mba kozy e,
sisah ary in indray ity position vaovao anao ity? sao d mba le efa haiko manko, fa le mametraka kely tsy mety kan, sao tonga any ny bianco ka ho tratra eo isika rehetra:-D:-D:-D:-D
sisah ary in indray ity position vaovao anao ity? sao d mba le efa haiko manko, fa le mametraka kely tsy mety kan, sao tonga any ny bianco ka ho tratra eo isika rehetra:-D:-D:-D:-D
30. mozart
(
07/10/2005 17:49)
za aloha raha efa nahazo nanao an'zany:?: de efa nametraka kely tany amin'i Sisah za! io ry zareo de ny sainao ihany no mitondra an'io e! ho anareo efa mahay azy moa tsy iaidian-kevitra! mba toroy làlana izahay mbola tsy ao anatiny sao de manaonao foana any aoriana any !
milay lé sujet e!
milay lé sujet e!
32. Liltax
(
08/10/2005 04:33)
mila manapoins sipa zany enao de tsy virja tsony!de manotany an'i sisah hoe inn dôly ny position milay ... hi hi hi h
33. lilbon
(
08/10/2005 04:37)
za hanampy le mpanao cour raha tonga de misy travaux pratique!:twisted::twisted:
fa ra liltax kou angaha tsy virja tsony kle !?:-D:-D
fa le travaux dirige alou tsy de mety raha asiana guide foana an !=))=))
fa ra liltax kou angaha tsy virja tsony kle !?:-D:-D
fa le travaux dirige alou tsy de mety raha asiana guide foana an !=))=))
34. tivinah
(
08/10/2005 06:23)
fa mba mahagaga marina fa ny 75%n'ny tanora @izao fotoana izao dia io firaisana ara-nofo io daholo no mahamaimay azy indrindra indrindra fa ireo mbola eo an-dalampanaovana ny fianarany, mahita ny zavatra ianarany any ampianarana any dia manaonao foana, eny fa na dia mbola 13ans aza ka rehefa lehibebe vatana dia dia andao foana fa tsy maninona kanefa rehefa tratran'ny SIDA avy eo vao mitomany, fa nahoana no mitomany kanefa sitrapo.Raha ny marina dia tia manandrakandrana isika sady raha vao maheno ny namana hoe izaho nanao firaisana t@ an dia tsy mahatanty fa lasa koa fa tsy manaiky voatsindry ny hafa mihintsy kanefa tsy mba ny zavatra tsara no ifaninanana fa ny ratsy foana, io matetika no zavatra tsapako amintsika tanora, mifaninana @ratsy ary tsy manaiky raha tsy mahavita koa, tsy mahagaga raha betsaka ny mamoy fo sy mamono tena satria diso fanantenana. Eto dia tsy misy akanavaka na lahy na vavy fa samy ao daholo kanefa kosa maninona ianareo vehivavy raha mba manao fitafiana maontina fa tsy manao izay hahatonga ny sasany hanaonao foana.Misy ny milaza fa rehefa tsy manao firaisana ara-nofo alohan'ny fanambadiana dia olona efa nilaozan'ny toetr'andro hono, any an-danitra angaha misy hoe izay mahavita firaisana betsaka no mahazo ny toerana tsara?
HAFATRA: AZA MIHAINO NY REDIREDIN'NY TANORA INDRINDRA FA IO FIRAISANA ARA-NOFO IO, ALEO AMIN'NY FOTOANANY FA IZAY NO SAFIDY TSARA INDRINDRA.
Izay fa dia mazotoa mamaly e dia ampitampitao any amin'ny namana rehetra any izany
OK.

35. kiali
(
08/10/2005 12:04)
rasl95:
Aona kay ny fidirana membre am'le firaisan-kina ara-nofo fa otran'ny interessè za
manaova alopah steaptease de tafiditra eo
37. valie
(
09/10/2005 19:47)
Achia:
ny lehilahy dia tsy tompon'ny tenany ndraindry ;;fa misy biby misy lohany fa tsy misy cerv manaraka azy ana
ty patalohany ka rhf tairinio izy dia lasa zao;;;
Zay no mba tiko anontaniana anreo leleh reto oe: Mba voatazonareo v io anareo io na d misy mi provoque b anareo aza eo?
38. Herimiafina
(
10/10/2005 01:09)
Ie, raha efa nanao vidanza favy be tany antrano zahay de tantinay kah. hehehehehe
Imaginer-o fotsiny hoe tolorana henakisoa sy amalona ianao nefa efa voky be, hehehehe, de mbola noana foana ve? :-D:-D:-D:-D
Imaginer-o fotsiny hoe tolorana henakisoa sy amalona ianao nefa efa voky be, hehehehe, de mbola noana foana ve? :-D:-D:-D:-D
39. SISAH
(
10/10/2005 07:48)
Slt daholo nareo an! zao vao mamali fa ny week end ts afaka foana é!
Ka ahoana iz ty é! atsangatsika v ny fikamabanana é!
Ho anareo olon dehib zay sendra ty resaka ty alou d aza d misendaotra loatra fa aleo mihits ny zvtra resahina toy izao, fa tsy hoe ampiharina fotsiny, zany no mahatonga reo zandry olona maro b solafaka foana, aza tsiny raha misy tezitra fa ny sangy ko tsy maints atao fa na d sangy aza izy ireo d manodididna azy eo foana nefa ny marina, ka samia aza manome ny cv dé ho hita eo ary hoe ahoana ny critères hirecrutena ny mpikambana, lé CV @ eritreretiko izany an!!!!kôpy v nareo é!!!!

40. mandrindra
(
10/10/2005 09:04)
valie, efa misy miprovoke ko inona no mbola hitazomana an'io fa tsy tonga dia tairina any dia vita.