Fitsangatsanganana sy Cabaret-Dancing

61. naritsimba ( 26/10/2005 11:22)
bozimanga> manoratra any @ ireo namana tompon'andraikitra e
tsiky dia ampy
62. naritsimba ( 26/10/2005 11:32)
bozimanga> manoratra any @ ireo namana tompon'andraikitra e
tsiky dia ampy
63. notron ( 26/10/2005 12:46)
Maro ary azo lazaina fa efa betsaka tokoa ny fihaoanan efa nataontsika. Nahafinaritra ahatrany izy ireny ary nahitantsika ny mahasoa sy ny mahafinaritra.
Inoana marimarina anefa fa ho hafa mihintsy ity indray mitoraka ity satria vato iray no atsipy fa roa no voa (Une pièrre à deux coups).
Sady hitsangatsangan no hijery sy hihira. Tsy hiditra @ antsipirihina intsony aho satria efa saika mazava amintsika izany.
Ny hany lazaiko dia ny fanamafisana ny fanentanana ary ny fisaorana mialoha ireo namana rehetra miketrika ary hahandro hahamasako izany.

Dobodoboka fomban'aponga
Tabataba an'ny maro kilonga
Asakasakareo tsy ho tonga
Tena marina fa tsy somonga
Mba anontanio ange ry Donga e!
Ny ambiansa ao no hisonga
64. ftma ( 26/10/2005 13:45)
notron: hay variana nanao tononkalo sy oahabolana tato "vato iray no atsipy fa roa no voa (Une pièrre à deux coups) " izaho vizana niandry tary e!!
"tsy hoe tsy te ho tonga fa mbola maro kilonga"
Mirary fety sambatra ho anareo namana rehetra
65. maithe ( 27/10/2005 14:26)
enga anie ka tena ande doly le ola miteny rehetra eto, so de be plan fotsiny nefa tsy ande
66. naritsimba ( 02/11/2005 10:48)
maithe> marina mihitsy io lazainao io
67. HeryLo ( 03/11/2005 06:13)
Zay aloha dia tsy mandeha raha tsy manana partenaire fixe matin aprem au soir mihintsy kah !! hihihi
68. boana ( 03/11/2005 08:13)
hoay le aza,tenaa andea ah fa mba sorraty any koa ny anarranay eh! effa ainareo tsarra ilay izy izay.
de mba hitediavo partenaire any koa ny tennanay eh!!!!!! hihihihihiihihi..........=))
69. naritsimba ( 03/11/2005 10:15)
ho anareo izay mitady partenaire dia any mitady e!
sa ahoana!
70. fara ( 04/11/2005 07:51)
Marina minty zany,tsy eto ny fisoratana anarana fa alefaso @ ireo anarana bdb ireo,refa tsy alefanareo any mivantana ny anaranareo dia tsy voasoratra ny anaranareo.
Fa momba ialy toerana ve aôna ny fomba ahitana azy?De sao mba misy fitanterana @ io cabaret io fa zay zao aty Ankatso d aôna no ahatongavanay any?Sa mande atoandro b?D @ firy le izy no tapitra?zay manko tsy manana vam k sao mba afaka miandry mazava vao mody,zah nefa ty mila mpanatitra a
71. ravatorano ( 04/11/2005 14:11)
fara
72. naritsimba ( 07/11/2005 09:53)
fara> miaraka izany tsika enao eny Ankatso zà eny Ambohipo, @ zay njy tsy very sa ahoana, de sady ateriko hatreo ambaravarana
73. HeryLo ( 08/11/2005 05:39)
WhErE Is My PaRtéNéRa FiXa ?
Sy You PaS TrOuVeR pArTéNéRa FiXe MoI YoU HaVe AfAiRe Me.
AzO Ve ?
:twisted:
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
74. ravatorano ( 09/11/2005 10:27)
naritsimba
75. HeryLo ( 09/11/2005 14:01)
ravatorano > iza njay zany ?
za ary mbola celibaka hatramin'izao kou ....
76. fijo ( 09/11/2005 21:23)
hi hi hi ireo fa mivoaka ny fika an.revy be any izany an.
77. HeryLo ( 10/11/2005 08:21)
fijo > hihihihihi
aleo mitsotra ny marina é ...
soa dia mbo mahita ny anjara ihany
78. johan ( 10/11/2005 09:22)
za ry zalahy otrany mba efa ela no nandefa
ilay fisoratana anarana nefa toa tsisy kozy kle!
ahoana no ahafantaako hoe tafa any aho na hoe tsy tafa????
79. naritsimba ( 10/11/2005 09:51)
johan> raha efa nisoratra anarana tany @ ireo olona voalaza etsy aloha dia tongava eny Mahamasina fa efa tafa ianao izany.
80. sonwin ( 10/11/2005 10:52)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0568