Fitsangatsanganana sy Cabaret-Dancing

1. hery ( 29/09/2005 20:37)
Ho an'ny namana ao Dago.
Misy hetsika fitsangatsanganana sy Cabaret-Dancing karakarain'ny Namana serasera Dago ka manomboka ny Asabotsy 19 novambra 2005 amin'ny 9 ora maraina ka hatramin'ny alahady 20 novambra 2005 mandra-parainan'ny andro.
Ny namana rehetra dia afaka mandeha amin'ny Fitsangatsanganana fa ny amin'ny Cabaret-Dancing dia 200 ihany Koa mila misoratra anarana amin'ny pseudo namanadago izay handeha.

http://takelaka.org/?rub=pages/page&page_id=p433c48e2c407a ny fanazavana fanampiny.

Azo atao koa ny manontany an'i NAMANADAGO, RAVATORANO, GLOU, MCZ, POUPOUNESANA eto amin'ny namana serasera.

Misaotra betsaka.
novalian'i fijo ny 17/11/2005 21:46
2. kanto ( 30/09/2005 07:20)
salut!
saika mba hanontany izahako ny azafady hoe aiza kay le fitsangatsanganana no hatao .Dia inona avy no ilaina an;izany
3. ravatorano ( 30/09/2005 08:06)
misaotra an i hery nandefa ilay filazana fampandrenesana aloha eh !
momba ity fitsangatsaganana ity dia izao fety natokana ho an ny namana serasera io ka ilazananisika fa olona ato amin ny namana serasera ihany izay fatatra fa nisoratra anarana ary ho jerena ao amin ny site izany no afaka mandray anjara amin io hetsika rehetra izay atao amin io fotoana io.
Ny daty dia 19 novembre 2005 ary andro sabotsy io.
Eny amin ny lac hotel ambohibao no toeran hitsangatsanganana ; samy mitondra ny sakafony fa ny fiara dia ho raisina eo Mahamasina eo anoloan ny stade municipal eo.Ny latsak emboka arivo ariary izay aloa amin io dia nataotsika ho fandraisana anjara amin ny fitanterana.
Ny maraian sy ny tolakandro izany io fitsangatsaganana io.Hisy lalao maro eny ary hisy mpanentana izay namana ihany.
Fanirian aloha ny andraisan ny tsi1-1 anjara eh
Ny hariva na alina moa izany dia hisy ny cabaret eny Ambohinambo Talatamaty ka efa fantatsika ny olona ho avy hanafana izay ao dia i Rija ramanatoanina , hirah ary ry zay.Avy eo dia hisy ny DJ hanafana ny fotoana mandramaraina .
Ny ilaina amin io cabaret dancing io dia boisson anakiray lehibe isaky ny namana iray.
Tsara ho fantatra ihany fa amin io cabaret io dia olona na namana miisa roajato ihany no azo raisina ary izay mahavita fisoratana anarana mialoha izany no tompotoerana.
Marihiko fa tsy maintsy mùandeha excursion ny handeha cabaret ary tsy voafetra kosa ny namana tonga eny amin ilay excursion eny amin ny lac hotel ambohibao.
Farany ireto avy no hahafahanareo misoratra anarana :
- ravatorano
- namanadago
- glou_
_ notron
_ herylo
_ mcz
Mitaona antsika ho tonga fa fety b io ary mbola hisy fotoana ihany eto hifaneraserana hifanmpidinihina izay tokony hanatsaran azy.
Misaotra anareo
ravatorano
4. naritsimba ( 30/09/2005 09:06)
Dia efa soraty any ny anarako e!
efa hainareo ihany ny momba ahy ko
hihihih
5. naritsimba ( 30/09/2005 09:16)
Ahoana ny tenue @ le cabaret? correct sa cool sa fitafy Malagasy?
6. sasa ( 30/09/2005 13:27)
hi hi hi hi d mbo soraty any kou izany i Sasa kou, fa d ahoana marina aloha le tenue mba tiako ho fantatra e, fa na d izany aza milay be le izy kan
7. sonwin ( 30/09/2005 13:31)
bonne revy ra sasa an :lol:
8. pinokya ( 30/09/2005 14:15)
iza @nareo aloa no andeha ,so de mbo za rery koo
9. sipagasy ( 30/09/2005 15:24)
mazotoa ianareo e! faly mahita ny ataonareo any izahay aty e!
10. rurik ( 30/09/2005 19:32)
tena te handeha fa tssssssssssssss tena lavitra e!
11. HeryLo ( 01/10/2005 06:41)
rurik > Mila sacrifice ny zavatra milay eh !! hihi
Sipagasy > Ny fahatongavanareo any am-pita no tena ilaina @ io.
Ravatorano > ok razoky eh !!
Naritsimba > ny Tenu dia zay maha à l'aise ihany kah !! na cool io na corect na sexy mety doly fa aza dia atao adalabe kosa an !! hihi
12. sipagasy ( 01/10/2005 18:27)
HeryLo tsy mbola nomeny ihany wa i force one haka anay aty e! hihihi
13. cutie ( 02/10/2005 03:00)
za kou zany te handeha kle
14. naritsimba ( 02/10/2005 07:51)
herylo:
merci zany fa de any tsika mifankahita e!
tsy maintsy mandeha na tiana na tsy tiana.

sipagasy: rehefa tonga aty ko ianao de raisina an-tanandroa e, hamelarana tapis rouge mihitsy eny Ivato
lol
15. fasaly ( 02/10/2005 09:40)
tara kely zany zay fa aleo zokin'ny aoriana njay e! fa naninona no tsy natao aloaloha
16. Perfectmania ( 02/10/2005 15:15)
za de malahelo fa manao stage de 20 jrs any fenerive est zhay manomboka ny 9 nov-30 nov. mazotoa daholo aloha fa zay miandry ny @ manaraka e! sur!
17. sakapiso ( 03/10/2005 05:51)
milay be le progany fa defa any zany miaona e!maazo mitondra namana hafa na tsy mpikambana aza v?
18. maithe ( 03/10/2005 10:06)
ravatorano aaa za adino a,mba soraty ao we "maithe de andeha mitsy" fa za tsy itondra namana a,fa enao tonga d namako any.lol
19. rica ( 03/10/2005 13:14)
za mba te hande fa iza no mba afaka miaraka amiko lké mandeha any mihitsy, tsy hoe partenaire zany an fa fotsiny hoe mba lé miaraka mankany e!
20. ravatorano ( 03/10/2005 14:16)
naritsimba
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7884