Fitsangatsanganana sy Cabaret-Dancing

21. caramel13 ( 03/10/2005 16:59)
Mba sorato ao koa izany izahay fa mahafinaritra izany ahita ny namana rehetra izany
22. lilbon ( 03/10/2005 17:06)
za zany mety handeha kely any de ho hita eo e!
23. naritsimba ( 04/10/2005 05:43)
ravatorano> ary tena hainao mihitsy le fitiavako manao Malabary an hihihihiii
Gasy ka manja e
24. xxx ( 04/10/2005 05:44)
De manantena ny fahatongavana betsaka ary, ny mahakamo ange, betsaka ny manao belazao fa ho avy nefa rehefa tonga any ny tena azo isaina @ tanana ny olona tonga
25. ravatorano ( 04/10/2005 10:39)
xxx
26. gasitiako ( 04/10/2005 12:42)
marina izany
27. tsylaitra ( 04/10/2005 18:03)
hotonga any kou zany ny tenanay kou fa ny tenue marina ahona zany de le @ alina zany voafetra zany no mandeha sa ahona tsara ny tena fandehany?
28. fijo ( 04/10/2005 21:56)
hoavy aho ka.
29. zotiavina ( 05/10/2005 08:40)
Salut daholo e!
Mbô soraty any ko ny anarako na @ lay CABARET na @ ilay EXCURSION . Ny Tenue ahoana @ cabaret? raha tsy mampaninona aloha dia aleo ho cool fa tsy correcte, ambiance ange no tadiavina any e. Eny ho avy foana aho na correcte na cool.
Misaotra e
30. andria13 ( 05/10/2005 13:35)

za mety andeha ho any raha hiaraka amiko ho any enao !
fa sao aloha de mametrapetraka an ! Za mantsy tsy tiako ny mandeha irery any !


rica:


za mba te hande fa iza no mba afaka miaraka amiko lké mandeha any mihitsy, tsy hoe partenaire zany an fa fotsiny hoe mba lé miaraka mankany e!




31. sasa ( 06/10/2005 07:53)
ravatorano sy mcz tandremo adino ny manoratra ny anarako any an! sady cabaret za no excursion.
D misaotra mialoha an
32. naritsimba ( 06/10/2005 10:20)
aoka tokoa mba tsy ho sangisangy no ataonareo fa rehefa misoratra anaran dia tokony ho avy fa tsy hampiesona fotsiny
33. glou ( 06/10/2005 14:15)
tena marina io lazain' ny zoky ravato io fa izay tena vonona ny andeha nareo reo ambony ireo dia efa misy vonona ny andray ny anaranareo sy ny ps nareo dia namanadago, ravatorano , glou, mcz, herylo, notron koa alefaso any @ ireo fa izay voarainay ireo ihany no afaka mandeha izany dia mba ataovy alohalohan' ny faran' ny volana ny fisoratanareo anarana , dia manantenba antsika rehetra fa occasion iray hihaonan_ tsika rehetra indray io
glou
34. fijo ( 06/10/2005 21:17)
ataovy masaka ,fa toa lasa kilalao ny andraisan'ny sasany azy
35. Ralay ( 07/10/2005 02:07)
Milay zany pro-nareo zany fa aza hadino ny horonan-tsary mba ho an'ny namana alavitra Atoa ravato dia tongava maro izay any an-toerana e.
36. ravatorano ( 07/10/2005 09:06)
o ry namana mahafinaritra isany ah
averiko indray eto dia forum sy natao hiadian kevitra fa ny fisoratana anarana kosa dia alefa any amin ireo olona ireo any ihany.
Tsy hoe masiaka na mila vaniny ny tenanay fa efa izay no nifanarahatsika rehetra eh.
Ny olana mantsy dia izao mety tsy hiditra amin ity forum ity ny tenanay ohatra d adino aty ny anaranareo misoratra fa ny hafatra mantsy tsy maintsy hita eo foana raha vao missy vaovao tonga.
Misaotra eh !
^:^^:^^:^^:^^:^
37. naritsimba ( 07/10/2005 10:15)
Asio fanontaniana Ps refa tonga ny fotoana dia izay tsy nisoratra dia tsy afaka mandray anjara @ cabaret sa ahoana?
@ zay fay izay mpananihany e
38. fijo ( 07/10/2005 19:52)
izay mihintsy,mba mila fahamatorana kely isika indraindray e.
39. IDEALY ( 08/10/2005 03:52)
fa ny tsy azoko dia misy appel ve izany , ka ahoana no ahalalana fa namana tokoa izay olona tonga ao satria tsy voatery misy sary daholo
misaotra
40. IDEALY ( 08/10/2005 04:02)
fa ny tsy azoko dia misy appel ve izany , ka ahoana no ahalalana fa namana tokoa izay olona tonga ao satria tsy voatery misy sary daholo
misaotra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.7759