Fitsangatsanganana sy Cabaret-Dancing

41. IDEALY ( 08/10/2005 04:05)
fa ny tsy azoko dia misy appel ve izany , ka ahoana no ahalalana fa namana tokoa izay olona tonga ao satria tsy voatery misy sary daholo
misaotra
42. MCZ ( 08/10/2005 12:23)
Sasa aza mataotra enao fa efa voaraiko ny anaranao ka efa any enao fa ny namana izay nalefanao taty @ko tsy voasoratra fa mila manoratra toa anao , ny zavtra tiako
holazaina kely @ tsika namana rehetra dia ny hoe mila manoratra anarana tsirairay ianareo fa tsy olona iray no manoratra ny anarany namana hafa, dia manatena ny fatongavatsika zany , ka engany anie tsy resabe fotsiny ity resaka @ forum ity fa tena hotonga any isika ireo.
43. johan ( 10/10/2005 14:23)
waaaaaiii le soraty ny anarako ry bainn ah!
any zany no mifanena eh!
fa ilay boisson ve tsy maninona na boasao alikaolika no ho entina @ ilay cabaret! zahay mantsy tsy de mahatanty hatsiaka ka tsy mintsy mivatsy mafana koah! :lol:
44. naritsimba ( 11/10/2005 10:01)
johan> anontanio ny mpikarakara e
45. mimich ( 11/10/2005 10:38)
ho avy e! de nala4 koa ravato ah!
46. IDEALY ( 11/10/2005 15:23)
ka izaho izao nisoratra anarana fa tsy nisy valiny akory
47. ravatorano ( 12/10/2005 10:55)
misaotra antsika namana nandray anjara toromarika vitsivitsy ihany ireto :
ny olona iray dia afaka manao incsription ny tenany fa tsy afaka manao inscription ho an olona maromaro araky ny efa voalazan i zandrilahy mcz ery ambony.
Ny antony dioa tsoatra ihany mila mba mandray anjara isika rehetra izay hanao inscription v tsy hop vita nefa ny fotoana ho laniana amin ny exqrs sy ny kabaré aza mbola aiza eh !
ny tenue dia cool nefa raha te hikravaty na himalabary enao d tsisy ny olana fa milay eh.io koa enao hanao ihany fa namana no hiarahana eo.
Ny boisson dia samy mitondra izay tiany sy fantany fa mampety ny fiainany indrindra ny fahasalamany
Momba ny boisson alcoolik d tsy olana loatra satria samy olon dehibe ary fihavana sy firavoravoana ary fitadiavana namana no any fa tsy d hidozy b na higijaka zany eh fa consommer avec moderation eh:wink:
Averiko ihany fa eto amin ny forum tsy fisoratana anarana fa alefaso mivantana amin 'irteo namana mpikarakara izany satria hharavina toerana iray dhl ny efa voasoratra satria mila fanadihadiana.
Momba ny hoe fantray v na mpikamabana namana.serasera.org izy na tsia.Tsotra misy tokoa ny fanadihadiana ataon ireo mpikarakara momba izay ary fantatray mihitsy raha tsy mikambana izy.
ity hetsika ity izany dia natao ho an 'ny namana serasera dago na ireo namùana mandalo manao vacance eto dago amin 'izay fotoana izay.
:wink:
48. HeryLo ( 18/10/2005 06:25)
hummmmmmmmmmm !!
iza @ ireto olona reto zao no mety ho partenaire fixe anahako klé ?
mbo omeo soupapa woé za ry zalah ?
49. HeryLo ( 18/10/2005 06:29)
Sipagasy > ay kou éla ao ehh !! hihihihi
Tairo mbo tongava letsy dia mbo ataoko partenaire eh ??
hihihihihihi

50. naritsimba ( 19/10/2005 10:32)
zà ko letsy mba mitady ôtran'là ry herylo
51. sasa ( 21/10/2005 06:13)
ravatorano misaotra am le toromarika, za aloha efa nisoratra anarana fa mbola averiko eto indray e, fa izao ity hoe tsy maintsy mitsangatsangana vao mahazo mandé cabaret ity no mba tiako asiana resaka kely, za tena te-handeha hitsangatsangana nefa misy mariage an'olona tena akaiky be an'ahy amin'io d tsy maintsy mamonjy za ny maraina fa ny hariva izany za vao hamonjy an'le cabaret, mety ve? mifanindry manko le izy, fa tsy maninona na hoe mandoa le 1000ar saran-dalana mitsangatsangana ary za, moa raha misy fotoana d mandalo kely any ihany satria moa le mariage eny am Chatelet ambohibao kou ka mino aho fa tsy mifanalavitra. Mba fiangaviana ny an'ahy raha mety, raha tsy mety moa d tsy maninona fa aleo tsy handeha za d amin'ny manaraka indray izany mihaona.
52. mozart ( 22/10/2005 17:12)
ho ahy manokana aloha de rdv fanovako veloma ny namana izay efa niaraka matetika tamiko eto Dago io katsy maintsy tonga za! de mamporisika anareo namana, @ maha animateur ny tenanay fa ho masaka ny ambiance e!
53. MioraArielle ( 22/10/2005 17:32)
ny tiko anotaniana dia mahazomandeha ve zà satria zà dia 12 taona, izao dia efa mande foana refa mande ny dadako
Misaotra tompoko
54. njala ( 23/10/2005 09:00)
dia inona aloha ny tenu andehanana any fa mety hande na tsia fa alo ihany aloha manontany sady za zao mbola aty @bira.dia aiza koa no misy an'ilay izy? :):)
55. ravatorano ( 24/10/2005 07:27)
njala
56. mamybata ( 24/10/2005 10:05)
tongava maro e!
57. sasa ( 24/10/2005 10:59)
tongava doly e
58. bloum ( 25/10/2005 11:15)
MioraArielle> Azonao atao tsara ny mandé excursion fa ny cabaret-dancing kosa angamba toa tsy mety satria sao dia misy détournement de mineur avy amin'ny serasera ka bleme
59. bozimanga ( 25/10/2005 12:12)
dia aiza no ahitana ireo olona hisoratana anrana irreo?
mba tiako ho fantatra
60. bozimanga ( 25/10/2005 13:18)
na aiza ny adiresy fa tena mahaliana ahy
sa vmanoratra @ reo namana tompon\\\' andraikitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.544