fitia mandeha ila
61. Herimiafina
(
29/09/2005 21:47)
Fandrian deux places ve le izy alou sa single e? sa siperpozé? hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
63. Herimiafina
(
29/09/2005 21:51)
Eny ary e, de enao kou fa tsy izaho irery an, saod e reraky ny resaka eo de herimiafina no voantonona ao, hehehehehehehehe:-D:-D:-D:-D
65. majakely
(
30/09/2005 10:31)
Lasa tsaty ho anareo sy vivi ilay resaka teto ry herimiafina!! hihii!
66. Herimiafina
(
30/09/2005 16:35)
Ts'hita izy ty ry majakely fa de refa tsy te-hanao tsaty ary de aleo eto no manao azy e. Favy kokoa. hehehehehehehe:-D
68. Herimiafina
(
30/09/2005 20:02)
Ianao ty an, mahay mitsatoka hafahafa izay.
Totokenantsoavaly asiana voatabia sy lard kely no laokako ato zao, hehehehehehehe:-D:-D:-D:-D
Totokenantsoavaly asiana voatabia sy lard kely no laokako ato zao, hehehehehehehe:-D:-D:-D:-D
69. vivi
(
30/09/2005 20:10)
marina raha tsy mamparary kibo zany ! tsy aleo ihany miverina mihinana henan'sobakaka!
70. Herimiafina
(
30/09/2005 20:23)
Ireny koa tiako be, le "kiss de neuf". hehehehehehe. Fa tena te-hisotro divay be njay zah izany marina an. Enao ty koa tsy mitsahatry ny manome inspiraka ahy mihintsy an. hehehehehehehe:-D:-D:-D:-D
71. vivi
(
30/09/2005 20:38)
ny tena tiako @zao ilay nem tao @ pavillon analakely sy ilay sakay be !tena milay an!
72. Herimiafina
(
30/09/2005 20:41)
Hay ve e, za kou moividy pao tao, hehehehehe, fa le lasopy kou favy an, le noananoana refa avy miantsena iny de mandeha kely mitsangan kely eo mamely ronono na lasopy. Tezitezitra mintsy le rasipa zay nentiko teo fa za hono mingesongesoka be gagambahoaka. hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
73. vivi
(
30/09/2005 20:47)
ie ,tadidiko ilay lasopy mitsangana io , fa t@ za mbola 3eme no sahy fa rehefa nanao sipa tsy sahy intsony sao d misy mahita fa nareo lhl d tsy maninona , ary ilay akoho tary ambodimita ! za aloha tena noana b anilay kali any @ tanana é
74. Herimiafina
(
30/09/2005 20:51)
Le akoho any ambodimita miampy le rony atao anaty kaopy vita kapoaka iny koa tena favy an. Enao ty koa tena mampatsiahy zavatra favy foana an.
Inn zao no mahamenatra minana lasopy eny am-pavs? Sa hoe sao dwe hitan'ilay bandy iray atao roue de sekoro raha tsy manajary tampoka ny tantana amin'ilay tompotoerana tamin'izany. Enao an. tssss
Hehehehehe, lainga kambony fa tsy maninn zany e. hehehee:-D:-D:-D:-D

75. vivi
(
30/09/2005 20:59)
ny ahy ndray tsy mampaninona ahy ilay ambodimita !na ilay fitsangatsanganana ary ambatofotsy koa !katsaka sy ny masikita
76. Herimiafina
(
30/09/2005 21:02)
Ary enao ty zany mety sipa efa fahitako tany Dago tany an. Mety za le bandy mpijerijery mpitsiriritra anaty hitanao iny foana. hehehehehe, toa toerana falehan'ny tenanay jiaby zany hambaranao zany mantsy.
Zany eo ihany fa le refa makany Imerintsiatosika de mijanona kely eo Anosizato mividy akoho sy rony le mitovy ny eny Ambodimita.
De le refa makany Ambohimanga dia mividy sôsisy sy ramanonaka sy mofogasy grefy eo SabNam.
Revy daôlo zany marina. Mbola misy ve?:-D:-D:-D:-D

77. vivi
(
30/09/2005 21:11)
ie, mba misy revy ihany anie, any @ tanana fa tsy aty hany an! lay aty toa tsy milay fa fihinanankanina no bdb fa tsy misy fiainana, jerevo fa lasa mihinana henantsovali ty ianao!, nefa tany dago tsy misy anizany!
78. Herimiafina
(
30/09/2005 21:15)
Ka zany no mba mora takatry ny tsenanay kou. Ny hena mantsy aty dia sakafon'ny mahantra toa anay e. Ny an'ny mpanana dia revy legioma biolojika tsy misy pentina.
Ny whisky no mba fisotronay fa ny beks sy rhum dia luxe be ho an'ny lebany. hehehehehehe
Te-hamely Rickard njay zaho zany marina, misy ve any aminao any.:-D:-D:-D:-D
Ny whisky no mba fisotronay fa ny beks sy rhum dia luxe be ho an'ny lebany. hehehehehehe
Te-hamely Rickard njay zaho zany marina, misy ve any aminao any.:-D:-D:-D:-D
79. vivi
(
30/09/2005 21:20)
ary tena bandy mpirevy anie ianao zany e!za zao tsy mahalala zany rickard zany !tsy ny biere v no any mafiady tsy azoko !ary ianao ty koa mba ty dokadokafana an , za eto d mandoka foana !!
80. Herimiafina
(
30/09/2005 21:27)
Misaotra amin'ilay hoe mpirevy e. Dokadoka mahafinaritra izany. Enao aza zany mba mandoka bandy tsy alehany toa anay izao.
Le Rickard dia "anis" manimanitra, tapohana rano indimy ny volume ny fa raha tsy izany mampiraikitra tsinay. Ao Frantsa ao no be azy e. Lzain'ny bandy fa mampalemy hozatra hono, fa tsy mamapninona ahy akory. hehehe:-D
Ndao hirevy e.