fitia mandeha ila

41. vivi ( 29/09/2005 20:45)
tsy mitsokady ny aty aloa e!, ny anao kosa sao d manana chaine reny.....reny aloha mbola tsy hitako e
42. Herimiafina ( 29/09/2005 20:46)
Ampiasaina jiaby na taindabozia aza, na broussy metalika, na chaine, na cuir, na inn na inn arakaraka ze tadiavinao. hehehehehehe:-D:-D:-D:-D

NB: experta marina enao ity kah.
43. vivi ( 29/09/2005 20:48)
toa hampatahotra koa ianao zany ! mampiafina ao anty drap!
44. Herimiafina ( 29/09/2005 20:53)
Azo tsika ampiasaina kou ny drap sy ny fandriana kah, raha izay no tinao?

Tonga ve de any sahady nefa nefa vao mifanena pour la premiere fois.

Le broussy metalika saika hanalako ilay harafesina eo amin,ny vavahady idiranao.
Le taindabozia saika hatsonika hatao savoka hanosorana ny trano hivantananao.
Le chaine saika hamatorako le alika masiaka ato amiko ato sao matahotra enao.
Le Cuir indray dia atao fonon'ilay seza hitombenanao.

Fa ny anao zany kay tonga de fandriana sy drap. tsy maninona kah, fampirevena be daholo zany.:-D:-D:-D:-D
45. vivi ( 29/09/2005 20:56)
hihihih;aaaa, mampime b ka !tena toa mampatahotra b zany ka , hay v misy alika b ao e!, ary tsy mandamina trano raha tsy misy vahiny a!
46. Herimiafina ( 29/09/2005 20:59)
Enao nga tsy tia alika? Efa madio ihany ny ato antranoko kah, fa le hoe enao manokana mihintsy dia mba mody amanao gesta mba manadio ny efa madio e. hehehehehehehe:-D:-D:-D:-D
47. vivi ( 29/09/2005 21:03)
tsara kosa aloa zay e! ny mety tonga d massage b ny miandry , reny koa ankafiziko b
48. Herimiafina ( 29/09/2005 21:05)
Noheveriko hoe za le mahazo le massazy. hehehehehehehe
tsy maninn fa ataontsika ao anatin'izay fotoana izay daolo ny retraretra e. hehehehehe:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D

Arakaraky ny demandy ihany hoa io.
49. vivi ( 29/09/2005 21:08)
ny bandy mampirevy anie no tiany sipa e,na ratsy na tara fa rehefa mampirevy d efa lafatra zay
50. Herimiafina ( 29/09/2005 21:10)
Ka arakaraky ny maha-gidro koa ny fahaizana mampirevy kou, hay moa za gidro kay moa, donky mahay mampirevy aho zany an. merci e!:-D:-D:-D:-D
51. vivi ( 29/09/2005 21:12)
ary raha samy gidro d ahoana ?
52. Herimiafina ( 29/09/2005 21:14)
De miteraka gidro kely zany kou, hehehehehehe, raha tsy mangalampihinana angaha, heheheheheh:-D:-D:-D:-D
53. vivi ( 29/09/2005 21:17)
hihihih danz koa zany ! hitanao fa tsy tia sipa gidro ianao , aleo tsy miteniteny foana fa ataon'andriamanitra gidro eo vao loza ka!
54. Herimiafina ( 29/09/2005 21:22)
Fa ngah enao koa gidro. Karazany innona kay, izaho zao Indri Indri. heheheheheh:-D:-D:-D:-D

Fa iza milaza aminao fa tsy tia gidro zah.
55. jos13 ( 29/09/2005 21:28)
an an bedy wa ny miteny anizany fa ataony atra !!!!!
56. vivi ( 29/09/2005 21:33)
aiza ndray ary ianao teo ry hery ooooo!!
57. Herimiafina ( 29/09/2005 21:35)
Bedin-dra Jos13 eo tsika an. hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
58. vivi ( 29/09/2005 21:36)
andao ary atory fa efa vita ny fandriana
59. Herimiafina ( 29/09/2005 21:37)
Tsa hiroro kou iha ny any.:-D:-D:-D:-D
60. vivi ( 29/09/2005 21:39)
ahoana an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1385