fitia mandeha ila
21. Veloo
(
29/09/2005 19:57)
tsssssss hitako ny tenako tsara tarehy za ko ve dia mbola hijanona eo? Afa tsy oe angamba nasian'ilay bandy ody ilay kala ka tena tsy mahita na iza na iza afa tsy ilay bandy ... zany ko anie ndray2 ny olana ry reto e....
23. vivi
(
29/09/2005 19:59)
marina mihitsy fa raha vao tsy mailo kosa aloha ny vhv d tena vizana eo,nefa raha atao ampatsorana sy mamboraka ny ao ampo d tsotra b mihitsy!
24. Herimiafina
(
29/09/2005 20:02)
Andao hoe mba asiantsika travaux pratika kely zany resaka rehetra zany ijerevana azy? hehehehehehe:-D:-D
26. Veloo
(
29/09/2005 20:04)
vivi a misy ratsy mihitsy aky reo lahy reo , mety ilay kala ko anie tena tia na dia gidro ary ilay bandy e, za aky nanana namana tsara tarehy be mihitsy nefa ilay bandy zany ny gidro mbola tsara retsy a nefa dia tiny....
Hery a tsy mahalala za fa efa betsaka no efa tratran'io lesy a
Hery a tsy mahalala za fa efa betsaka no efa tratran'io lesy a
27. Herimiafina
(
29/09/2005 20:07)
Anjay kosa ry Veloo, lazainao fa gidro njay mantsy zah an. :-D:-D:-D:-D
Tsy maninn e, tsara tarehy njay mantsy enao an. hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
Tsy maninn e, tsara tarehy njay mantsy enao an. hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
28. vivi
(
29/09/2005 20:09)
ny lhl akia zany foana,rehefa ny tena no miseho manadala ny lohany d lazaina we vhv no ratsy nefa ny vhv rehefa tia d tena tia! jerevo zany izy koa!
30. Herimiafina
(
29/09/2005 20:12)
Misy vevavy tsy tia akoury kou. Tsy fantatra mintsy kou zany an.
Avy eo tonga ny akanga tsara soratra de nilaozany za akoun tamantrano. tssss.
Ty resaka roue de sokoro ty no tena tsy mampiady ny vehivavy, tsisy fitiavana akoury fa terrain de chute, occupation temporaira no andraisany ny bandy gidrogidro endrika toa anay izao. hehehehehe:-D:-D:-D:-D

32. Herimiafina
(
29/09/2005 20:18)
Le vevavy amin'izao fotoana zao kou ne tiatia bandy gidrogidro daôly njay e. Tsara sansa ihany zahay an. :-D
33. vivi
(
29/09/2005 20:20)
tsy misy anizany fa na tsara na ratsy d tiany daholo fa ny toetra no mitondra anio fa tsy tarehy
34. Herimiafina
(
29/09/2005 20:22)
Iza njay no namorona zay théorie mampionontena amin'ny maha-gidro zany ry vivi? hehehehehehehe:-D:-D:-D:-D
Ndeh ho any an'ala any aho hitady ny anjarako marina.
Lémurien, hihihihihihihi:-D
Ndeh ho any an'ala any aho hitady ny anjarako marina.
Lémurien, hihihihihihihi:-D
36. Herimiafina
(
29/09/2005 20:28)
Ny an'ireny njay de efa niala amin'ny maha-gidro azy izy vao nahazaka. tsssss.
Ary enao nga tsy mba tia gidro toa ny sipa namanao e? heheheheheheh:-D:-D:-D:-D
Ary enao nga tsy mba tia gidro toa ny sipa namanao e? heheheheheheh:-D:-D:-D:-D
37. vivi
(
29/09/2005 20:30)
tiako fantatra aloha ilay gidro , fa reny miseho modeste reny no tena dadany koa
38. Herimiafina
(
29/09/2005 20:34)
Azaoko ny tian'ny mpanoratra hambara.
Amiko za de bandy bôgôsy be. Fa amin'ny sipa za mety bandy gidro be. Iza no mahalala, ze anontaniana toa tsy mety miteny ny marina daôly kou.
Tongava aty de miresaka e!
Amiko za de bandy bôgôsy be. Fa amin'ny sipa za mety bandy gidro be. Iza no mahalala, ze anontaniana toa tsy mety miteny ny marina daôly kou.
Tongava aty de miresaka e!
40. Herimiafina
(
29/09/2005 20:41)
Tongava hoa na zao de zao aza fa ampirevena touty revy complé enao. tsy miantoka zah raha lasa depandante be enao avy eo an. hehehehehehe:-D:-D:-D:-D