Gasy tapany havaratra atsinanana USA

1. antso2005 ( 20/09/2005 03:49)
Manaona daholo ny Gasy rehetra.
Mitady Gasy aty USA hifaneraserana. Manjary manirery aty tany lavitra aty.
Mba manorata e!!! antso2005@yahoo.com.
Misaotra anareo.
novalian'i Veloo ny 21/12/2005 19:52
2. Herimiafina ( 20/09/2005 05:23)
Fa tapany aiza tsara ilay misy anareo hoe e? Etat aiza, dia vangianay any mihintsy fa zay koa te-hanao vacance, tongan'ireny bus greyhound ireny ve na compagnie hafa fa zay tsisy saosy handehanana avion.:-D:-D:-D:-D

D'efa homany ny revy zany fa avy zahay. (Sao de mba bandy tao amin'ny RSM nareo kay?)
3. riwa ( 20/09/2005 10:12)
salouté, mba hazavao misimisy aloha le izy fa tsy arakay sao tonga mamangy any zay de minanaka any fotsiny e so misy inona so maty any de toerana aiza izy io so tsy tonga any ny tary
4. cutie ( 20/09/2005 14:20)
efa io ny mail de andefaso mail izy e :-D
5. antso2005 ( 20/09/2005 14:46)
Raha Antsa2005 v de arakareo hoe sipa fa tsy bandy?
Alefaso ny mailaka. Marina ny andry ry cutie a!
6. xxx ( 20/09/2005 14:51)
ho avy any zay fa zao misy eo @ 15 persones eo ka asa na homby ny trano sa tsia ny sasany aloha efa vonona ny hatory atokotany fa rehefa mba manomboka mazava iny andro dia miditra kely fa ny sipa zany mba itadiavo hevitra zay mba hatoriny ao antrano e ny sakafo moa zany tsy dia misy manambola firy fa vonona ny hikarakara ny trano mahandro efa manamboatra programe mihintsy zay io ok an ataovy matotra io
7. Veloo ( 20/09/2005 21:27)
tsssssss io antso2005@yahoo io tsy e-mail ry reto a za tsy mino an'io... maninn ary no mamitaka za aloha tsy mbola nijery fa tonga dia fantatro fa tsy mande zany e...cutie a tsy mande retsy io a
aiza aloha zany atsinanana USA zany e be dia be anie ny atsinanana e :-D:-D:-D
8. antso2005 ( 21/09/2005 00:33)
Veloo:

tsssssss io antso2005@yahoo io tsy e-mail ry reto a za tsy mino an'io... maninn ary no mamitaka za aloha tsy mbola nijery fa tonga dia fantatro fa tsy mande zany e...cutie a tsy mande retsy io a
aiza aloha zany atsinanana USA zany e be dia be anie ny atsinanana e :-D:-D:-D



shhhhhhhhh, avaratra atsinanana, tsy ho any Texas aloha izany na any Californie e!!!!
9. Herimiafina ( 21/09/2005 01:03)
Tena ianao io mihintsy angamba le tao New-York iny an. Tamin,ny RSM ianao tena nanao basket favy be, sa tsy izay ry antso2005? Raha izy dia anoraty e-mail ato anatin'ity serasera ity zaho e.8)8)8)8)
10. bekintana ( 21/09/2005 01:25)
maninona nefa ra tenenina hoe aiza le misy anao fa zany ve de hafaty,za zao eto NY de maninona zany,sa ho faty rahalina zao za,tsss
11. cutie ( 21/09/2005 02:56)
hihihihihihi veloo
ka nga za akia handeha kou a :-D
12. antso2005 ( 21/09/2005 03:11)
bekintana:

maninona nefa ra tenenina hoe aiza le misy anao fa zany ve de hafaty,za zao eto NY de maninona zany,sa ho faty rahalina zao za,tsss



Be kintana marina ianao ity ka. :idea:
13. antso2005 ( 21/09/2005 03:15)
Aleo hamarinina ny antso sao diso hevitra eo nareo.
Mitady Gasy ao New York na Massachusetts, na Rhode Island na Vermont, etsetra...hifaneraserana.
14. cutie ( 21/09/2005 03:30)
antso2005, toa tsy tafiditra ao @ reo za
15. Herimiafina ( 21/09/2005 06:20)
Dia ahoana ny avy ao Maine sy New Jersey, sns?

Tena sûr mihintsy aho fa enao ilay bandy favy be pivot mahafaty baolina iny foana. Sa tsy izany.:-D
16. Veloo ( 21/09/2005 16:23)
herimiafina a raha te hifanerasera izy tsy hanao an'izao fomba izao, mba te hiresaka fotsy oe iza avy ary ny any? :roll::roll::roll: hery a ary io bandy lazainao io mihitsy izao ilay izy :-D:-D:-D
17. Herimiafina ( 21/09/2005 20:39)
Reviko be ny fomba fandraisan'ileiry baolina skety, vao mahita ligne de trois points de mitifitra dia mihazakazaka manenjika anaty bouteille de assuré be foana le panier. Favy zay bandy zay an. Rarakivy mihintsy za mijery ny fahaizan'ileiry. F araha ileiry marina io dia mba te-hifanerasera aminy i Herimiafina fa mila manamafy kely ny fahaizako basikety e.:-D:-D
18. Veloo ( 21/09/2005 20:50)
o ry hery a otran'ity mihtsy zany enao kle 8-)8-)8-)8-)
:-D:-D:-D
19. Herimiafina ( 21/09/2005 20:58)
Tena lasa kleb de fan an'i nedala za (tsy clebbard fa club an) marina. I Nedala koa tsy ratsy ka, asa raha mety aminao?:wink:
20. Veloo ( 21/09/2005 21:16)
eeeeeeee to tsy nety ilay sary misy sary manga be rarakivy be io nefa afa no niseo ? enao ilay oul be rarakivy io8-)8-)8-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2917