Gasy tapany havaratra atsinanana USA
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
21. Herimiafina
(
22/09/2005 00:04)
Inona daholo zany ry Veloo? Aiza izany sarina managa izany? Te-hihinana manga aho zany marina mafy moa an.:roll:
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
23. Herimiafina
(
22/09/2005 18:17)
Tinao nga ny rarakiviko, azoko omena ano maimaimpoana anie e.:-D:-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/6171280ec3495031033ed6df92a04aa9.jpg)
26. Veloo
(
22/09/2005 19:24)
:twisted::twisted:
enao ihany no te-hidoka an'ilay bandy ko eo vo taralila jereo ty resakao ty tsy ho rarakivy enao ?
:twisted::twisted:
enao ihany no te-hidoka an'ilay bandy ko eo vo taralila jereo ty resakao ty tsy ho rarakivy enao ?
Reviko be ny fomba fandraisan'ileiry baolina skety, vao mahita ligne de trois points de mitifitra dia mihazakazaka manenjika anaty bouteille de assuré be foana le panier. Favy zay bandy zay an. Rarakivy mihintsy za mijery ny fahaizan'ileiry. F araha ileiry marina io dia mba te-hifanerasera aminy i Herimiafina fa mila manamafy kely ny fahaizako basikety
:twisted::twisted:
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
31. Herimiafina
(
22/09/2005 20:38)
Fa inn njay, le pôziny aza mampivarahontsana ôrera be, ôtsan'ireny fatin'olona maty andrano reny, maintsomainsto be.:°):°):°):°)
![](https://avatar.serasera.org/4f648d9fa79137ff057c56b2dae9d8ed.jpg)
34. boubounezy
(
26/09/2005 21:08)
dommage gasy any usa iany no tadiavinao fa ra tsy zany namana doly ny eto @ serasera
bye
bye
antso2005:
Manaona daholo ny Gasy rehetra.
Mitady Gasy aty USA hifaneraserana. Manjary manirery aty tany lavitra aty.
Mba manorata e!!! antso2005@yahoo.com.
Misaotra anareo.
![](https://avatar.serasera.org/c967d6aa19f54b794dc609add352e68a.jpg)
35. antso2005
(
26/09/2005 21:48)
boubounezy:
dommage gasy any usa iany no tadiavinao fa ra tsy zany namana doly ny eto @ serasera
bye
[quote=antso2005]
Manaona daholo ny Gasy rehetra.
Mitady Gasy aty USA hifaneraserana. Manjary manirery aty tany lavitra aty.
Mba manorata e!!! antso2005@yahoo.com.
Misaotra anareo.
Namana daholo eto amin'ny serasera fa mitady gasy azo raisin-tanana aty USA za e lol. hafa ihany le hita maso akia!
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
37. Herimiafina
(
27/09/2005 21:33)
Andefaso hafatra amin'ny fifandraisana serasera izy ry Veloo an.