Gasy tapany havaratra atsinanana USA

61. Ralay ( 07/10/2005 02:03)
Salut daholo indray.Efa raikitra ve izany ny fandraisana sa mbola mifanilaka hoe iza no handray anay refa ho avy any izahay e :))
62. cutie ( 07/10/2005 02:26)
ralay slt
Za vonona handray e :-D
63. estine ( 07/10/2005 08:37)
tsy maharaka mitsy 'zay marina ve le serasera @antso2005 sa tsy marina e8O:twisted: 'zay aty dago anie mbĂ´ te afantra ny any zamerika e:!: otran'tsy dan-le bin 'zay omeo le mailaka fa hovanginay @ravimbomanga sy patsa ianareo any ..;
64. Herimiafina ( 07/10/2005 16:35)
Tongava mahintsiny fa za kou any refa tonga any enao. hehehehe:-D
65. antso2005 ( 07/10/2005 22:22)
tsy arako intsony ny resaka rehetra ato
66. Herimiafina ( 07/10/2005 23:49)
Za jerena de managa ny lanitra. Ahoana iny alerta be anjoany iny e? Le tao amin'nyb metro Ny izany an. Tsy hitanao toy ny vedetisma George Bush be fotsiny ve?:-D:-D:-D:-D
67. cutie ( 12/10/2005 22:44)
tsy hisy ho avy zany nareo an :cry:
68. Herimiafina ( 13/10/2005 00:55)
Za hoa avy ka inn njay, hehehehehehe :-D:-D:-D:-D
69. cutie ( 13/10/2005 03:53)
marina ve io :-D:-D:-D:-D
70. Herimiafina ( 13/10/2005 10:48)
Tsssss, tsy fahatokisana any izany, fa iza njay no mahatonga anao tsy manana fahatokisana tsony otsan'izany? Antitra vetivety amin'izany eo, minoa fotsiny ihany hoa ry cutie an. hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
71. Veloo ( 13/10/2005 16:05)
de ahona ko? :roll:
72. Herimiafina ( 14/10/2005 01:03)
Mitady kou ngah Veloo, misy gratos aty. 2 in 1. :-D:-D
73. cutie ( 14/10/2005 02:26)
veloo njy ve ho avy ?? ho naman'i herimiafina :-D:-D:-D:-D:-D
74. Herimiafina ( 14/10/2005 02:35)
Fa maninn zah no ampidirina tsotrizao amin'i Veloo ry cutie? heheheehhehee Jereo ary ty izy macho be. hehehehehehehe:-D:-D
75. cutie ( 14/10/2005 02:40)
namana wa , in no tsy tinao @ io :-D
76. Herimiafina ( 14/10/2005 03:05)
F'hita e, namana tsotra alou de avy eo de lasa midikizo amin'ny lalindalina kokoa de maty andrano amin'izay, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
77. cutie ( 14/10/2005 03:10)
tsy voatery :-D
78. Herimiafina ( 14/10/2005 03:17)
Fa i Veloo koa alou tsy ratsy e, zarako aza kambony e. hehehehehehe lol.:-D:-D
79. pampilou ( 07/11/2005 23:38)
manahoana daholo nareo ry reto a!
Zay zany mbo vaovao eto @ resadresaka eto d tsy maharaka an'le resakareo. Fa ny momba an'le hoe hihaona sy ny karazany iny no mbo manin raha atao serieux e? Zay lu lavidavitra anareo ihany satria zay aty MN. Mbola vaovao aty koa aza fatany NE hatr@ zay d mbo resaho zay nama fa mbola tsisy resahana mihitsy a!
80. cutie ( 07/11/2005 23:57)
pampilou tongava aty aminay e OH.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.131