Pazzapa: Nihintsana i Stan nefa izy aza no tsara hira
61. ari.malala
(
23/09/2005 07:20)
veloo, ndraso aky fa teneniko ny organisateur we afaka fidiana par mail d mba bdb ny mpifidy fa nareo ato @ serasera mintsy manko no hataoko spons matanjaka ho ana! :-D meko CD tsirairay anie nareo refa mahatafavoaka zah ê! :-D:-D:-D:-D
62. minouss
(
23/09/2005 10:28)
misy zavtra tsy namely mintsy t@ pazzapa sabotsy teo iny,stan milay be ndray ve ny feo no esorina,maika nampoina,ka azao ange enoko oe havany lily ono nampoina dia tsy maintsy miditra,za zao sur fa nampoina tafiditra ao @ lay 4,refa izany dia tsy misy dikany ntsony ny pazzapa,fa ra za stan tsy kivy @zany nampoina nge mbola kely e,sady mola be mahatsiravina
63. moi
(
23/09/2005 14:02)
Dia ahoana le resaka any ho any hoe ny score Stan ange 12 no nidina e, nidina 11 moa izy iny ? ary ny Nampoina tamin'iny 10% no niakatra 12%, izany hoe resaka isa madinika no nampiova zavatra be, ary ny nanao an'i Stan ho fahatelo dia natoritory fa hoe efa tsy misy olana !!! Tandremo ary !
I Stefan no atao veloma rahampitso raha ny fijeriko azy ! Sy i Nampoina, na i Nanah !
I Stefan no atao veloma rahampitso raha ny fijeriko azy ! Sy i Nampoina, na i Nanah !
64. pona
(
23/09/2005 14:06)
COURAGE ELA RA STAN A!AMIKO ELA NO MENDRIKA TAMIN'ITY SAISON ITY N'IZA FALY N'IZA TSY FALY.IZAY VOALOHANY AMINITY D HO AFABARAKA EO REFA MIVOAKA NY VILLA.TSY MISY TALENT D HO SAHIRANA REFA MIARAKA AMINY PRO.:^):^)
65. pona
(
23/09/2005 14:07)
COURAGE ELA RA STAN A!AMIKO ELA NO MENDRIKA TAMIN'ITY SAISON ITY N'IZA FALY N'IZA TSY FALY.IZAY VOALOHANY AMINITY D HO AFABARAKA EO REFA MIVOAKA NY VILLA.TSY MISY TALENT D HO SAHIRANA REFA MIARAKA AMINY PRO.:^):^)
66. pona
(
23/09/2005 14:09)
COURAGE ELA RA STAN A!AMIKO ELA NO MENDRIKA TAMIN'ITY SAISON ITY N'IZA FALY N'IZA TSY FALY.IZAY VOALOHANY AMINITY D HO AFABARAKA EO REFA MIVOAKA NY VILLA.TSY MISY TALENT D HO SAHIRANA REFA MIARAKA AMINY PRO.:^):^)
67. oliniaina
(
23/09/2005 18:45)
:evil::evil::evil:
Aza manaiky ho fakan'olona vola intsony r'ireto a!!!!
Aza manaiky ho fakan'olona vola intsony r'ireto a!!!!
68. HeryLo
(
24/09/2005 08:48)
Io anie mety woé mahay izy @ hira fa tsy mahay @ dihy?
mbola misy resaka sosy ihany kou io raharaha io.
any aminay zao misy manome credit ho an'izay hifidy ..... nefa dia afaka haninn mou ny madinika.
Aza hidirana lalina lotra io zavatra io fa marary fo @ io an !!:lol::lol::lol:

69. selima
(
25/09/2005 11:18)
slt! le valiny omaly no tena nahafinarita fa nihinan\'ny fantiny Nanpoina.Raha le resaka fianarana no resahina de fantatrareo mo fa i Nanah ni abandonina ni nyMedicine mitsy anaovana an\'io pazapa io na exam ary tsy nataony nefa olona mahay B iny sady @zay zay nge izy mety tsi ho tafita akory rehefa ivoaka ny villa ,sasany @ reo ihany no tafita.Za lo ri zareo de nijeri an\'ile ampahan-bokatra t@ internet omaly fa tsy mitovy ny zavatra tenen\' Christian sy ny internet:evil::evil::evil::evil::evil::evil:naingi nalatsany teo ko Hery .Mahatsiravina
70. ari.malala
(
26/09/2005 10:44)
efa finaliste zao i Hery d aza mana tarehy ratsy b ôtran'io fa mampitahotra ê :)
71. bozimanga
(
26/09/2005 13:06)
tsy menatra ny mangalatra i lily sy ichristian
Faly be aho t@ asabotsy alina fa niraraka i nampoina ilay nomena ny naotin i stan t@ herinandro
@herin-taona rehefa te hanao pazzapa dia ataovy matevina ny saosy eh!na tsy mahay mihira akory aza hianao
ary aza mandainga fa tsy chauffeur taxi akory ny dadan' i nampoina
TENA MARINA IO TENI'I PONA IO FA COURAGE HIANAO RA STAN IZAHO ALOHA DIA EFA FAN NAO EH
MIHIRA FA AZA KIVY @ ZANY EH!HO HITAN ' NY PUBLIC ENY IHNY IZAY TENA MAHAY

72. soafara
(
27/09/2005 09:58)
Nahafinaritra aloha ny tamin'ny Sabotsy, fa izao kosa : tsy hitako izay mahasamihafa an'i Stan sy i Nampoina. Samy mahay mihira, saingy ity no tsy mety : tsy manana ny maha-izy azy ireo satria manenjika feon'olona efa misy, izany no itiavan'ny olona an-dr'i Stéph sy Omega, mba te-hahita zavatra hafa indray fa tsy style Tovoj'hay sy RNB sns foana, tsy hoe ratsy akory io fa mba hafa ihany ny zava-baovao. Izany no hanohanako an'i Bob amin'ny finale. Dia io koa miankina amin'ny fananana crédit e ! Rehefa te-hanohana dia mandany be fa tsy be safary fotsiny eto.
73. ari.malala
(
28/09/2005 07:07)
samy hafa toko i stan sy nampoina! i stan d mambony b ny feony sady hainy tsara le we eto no tokony hiditra fa tsy mandiso! sady nampoina tsisy feo fa ambany b ny feony. iny wa efa t@ step 2 d ef atokony nihintsana!
74. andmia
(
28/09/2005 10:21)
za ve ts mb maplaelo anareo za ko nge ka nominé eeee, hahahhahhahahah
77. sasa
(
29/09/2005 06:51)
:-D:-D:-D:-D ka ity izany no tonga am ilay fitenenana hoe IZAY TIAN'NY ANKIZY MIANTSENA IHANY IO KOU, manarak'izany kilalao le izy d izay vokany eo vokany e, nefa na izany aza i STEFANE kousa aloha milay ihany e, sa ahoana hoy ianareo.
78. bozimanga
(
29/09/2005 12:48)
faly aho fa tsy navelan ' ny marina ho aiza i nampoina ka dia tsy finaliste satri tsy mendrika azy izany:roll:
80. estine
(
05/10/2005 07:20)
:):):):):lol: nareo ko 'reto tena mapome hahaaha:lol::lol: pounah alo mahay mir kely ihany e! saigy tsy tsara fa nareo kosa ve tsy mahita fa mahay miresaka izy na de vo 14ans ary ,eny tsy mijajika alo izy couper jojo atra@ farany en + le plaista tsy eleo dinette sady izy mbôla sipa kely :-D:{ fa na 'zany aza atoko:-* ihany izy e:!: jonalé pounah kelin'i dada e:P::/.......