Pazzapa: Nihintsana i Stan nefa izy aza no tsara hira
21. jentilisa
(
20/09/2005 07:55)
Aleony aloha mba malaza ao fa tsy hiaina ny tahaka izao intsony ireo. Ilay ankizy tokoa no simbaina amin'ilay zavatra...
22. Avahi
(
20/09/2005 08:29)
Za koa de miombon-kevitra @ i Pika. VERY VOLA FOTSINY ZE MBOLA MIFIDY EO FA NY METY DE ALEO TSY MANDRAY ANJARA NTSONY.
Inona ary moa no mbola antony ifidianana refa tsy hasiana lanjany akory ny vote nao?
Excité ndry zareo kely ny public de iny fa mandany vola mifidy. Ataoko fa tsy za sy Pika rery no d'accord @ zay hoe ALEO TSY MIFIDY NTSONY zay fa mety misy hafa koa, ireo ze efa voa.
Zay ary fa de manantena ny tsy fifidiananareo ny tenako

23. cristal
(
20/09/2005 09:09)
(l)Sallut daholo an!Hay ve zay vao fantatrareo fa vola be ho any mpikarakara sy ny orange ny hanaovana (primes)e!Aza gaga ianareo fa ny atao hoe Marketing ao anatintony fandaharana @ TV tony de ny hatsarantarehy,amidy @ pazzapa Mag,de anontonana ny mpijery tsy misaina handany vola @ antso,ny azo atao de ny mifidy izay tsy mahay mihira indrindra @ ireo 6 sisa de hitan'ny havany eo ry L,C,R.SA AHOANA HOY NAREO?Tsarovy lay tenin'i lilie hoe mpanankato mendrika zay ve no tanjondry zareo zao?Aleo himehezana fotsiny e!@ ry adala isany de mbola mandoa vola koa makany @ RTA,efa be loatra ny vola angamba!
24. nivoha
(
20/09/2005 09:19)
za ndray aloa afa mits ny evitro, fialam-boly mafinaritra io ka mba mahaiza mankasitraka
refa misy ol tinao dé tohano fa ny a zao zé tiko dé toano tsara andaniko crédit dé matetika aloa tafavoaka e, ny havan'i Nampoina zao no nanoana azy b dé b dé zay e
refa misy ol tinao dé tohano fa ny a zao zé tiko dé toano tsara andaniko crédit dé matetika aloa tafavoaka e, ny havan'i Nampoina zao no nanoana azy b dé b dé zay e
25. andmia
(
20/09/2005 09:58)
amiko ndray alo de tsy i lili sy ny tarin no diso e, presentateur fotsin anie reny e fa teny avy @ leb no tanterainy, ny spons no tik lazain e,
ankotrizay le mvôt ko ane angalan n credit anao fotsiny mod nominéna fon ny sasany mba ho b n mpiantso, fa ef voafantin melo le olona hatao mpandres, pffff
na le jury aza ita @ endrin fa tsy gaga tsony maheno le resulta samedi e satri efa vita melo daolo e,

26. pona
(
20/09/2005 11:30)
I Stan lo no tena favori ako hatramin'ny 1 Ainy lery mintsy le miinprov hira izay qualité tsy hananan'ny hafa.Gaga aho t@ le resultat t@ farany iny.Inona fa de ho ratsy izany ny resultat @ ity fa ny mahay ndray no alatsaka e.
27. leloup
(
20/09/2005 12:46)
resaka avo lenta io ry zareo an, ny tanjona anie dia hoe 1 lahy 1 vavy amin'ny finale e... iza no hanao fanamby fa izay io
28. mamzelkely
(
20/09/2005 12:51)
ka efa fantatra anie zany fa de manin no atao mazava be ôtran'izany le izy e... ry zareo mihevitra ny olona ho ts hahatakatra le manipulation anie no ts mety e...
29. Avahi
(
20/09/2005 13:18)
Ka zay ndrindra no ataoko hoe AZA MANAO VOTY ntsony fa nareo mbola be resaka eo ihany
30. xxx
(
20/09/2005 13:28)
za aloha tsy mijery pazzapa fa izay ilay toetsaina gasy e izany no tsy mampivotra atsika ny mahitahita ihany no tafavoaka fa raha ianao no manatena anjara izany e e!e!e tena tsy ho hisy izany ny PAPANY aza zany olona lohadohapisorona ao ko hm amboary ny saina toetsaian gasy lomorona zany mahatezitra ahy ny mieritreritra azy mapite hikikika
32. xxx
(
20/09/2005 15:23)
ZA NDRAY DIA IZAO NO TENY ATSIPIKO AMIN' IZAY MANDINIKA SY MIERITRERITRA:
IZA NO HUISSIER NA ORGANE DE CONTROLE HAFA NANAMARINA IRENY VALIN' NY FIFIDIANANA IRENY?
nisy sa tsy nisy?
TSY NISY?
MAZAVA ZANY FA KITRANO ANTRANO NY PAZZAPA ka ASAKASAK' ireo ZAY MBOLA HANDANY VOLA AM PHONE EO

33. xxx
(
20/09/2005 15:25)

34. deghany
(
20/09/2005 16:12)
za ndray alou de tsy miasa S na iza no miintsana na iza e!! heheheehe
35. ramorafr
(
20/09/2005 16:29)
Aminizao fotoana diavintsika izao dia ny fitadiavambola no tena kendrena fa tsy alany na tsia izay tiantsika avy,koa tsy aty dago ihany no manao fitsarana vilana fa hatrany frantsa ary handrasantsika izao hoe iza no mety ahazo aminy (star ac)aminity taona ity fa raha ny fahitana azy aloha dia ny mainty no tokony ahazo dia ho hitanareo eo fa fotsy tsy mamely no ahazo eo...
36. jentilisa
(
20/09/2005 16:36)
grégoire ka! sa zah tsy manaraka star Ac aloha e! aiza no hahitako izany?
38. fijo
(
20/09/2005 21:21)
io efa fantatra atraty amboalohany fa aza mandany rondoha amin'io fa mijaly eo
39. moi
(
21/09/2005 05:36)
Ny fiady, raha mbola mazoto hifidy, dia amin'ny fotoana farany vao manao be, fa raha amin'ny voalohany ve dia efa hita ny vaton'ny adversera !!
Ny isan-jato ilay vao manomboka iny ny prime no isan-jato mampahatanjaka ny avy any amin'ny faritany, dia midina tsikelikely io ka ny avy Tanà no miakatra, ka lojika raha ho tafakatra ny avy Tanà satria izy mahita (sady mandre) direct ny prime ; mbola resaka anjorony izany hoe tsara tarehy e !
Firy moa amin'ny eto Daga no manaraka direct ny prime amin'ny wanadoo ? Raha misy roa isam-paritany dia efa betsaka !

40. moi
(
21/09/2005 05:42)
Io na hisy huissier folo aza eo, rehefa tsy mino ianareo dia holazaina foana fa efa fantatra mialoha izay hatao tafakatra...
Na haseho sur ecran géant en direct aza ny fivoaran'ny vote SMS.
Izay manana mpifidy betsaka no lany fa tsy izay tsara feo satria SMS no ady eo, ka aza tanisaina izany hoe tsara feo kokoa ranona e !
Ny fitiavana anie samy manana e, ao ny milaza fa hip hop no reviny, ao ny kalon'ny fahiny no voany, ao ny jazijazy no ankafiziny, ao ny somary regaregany no angadiny...
Dia ao ny tarehy no fidiany, fa tsy izay hira any, koa aza gaga e !