Pazzapa: Nihintsana i Stan nefa izy aza no tsara hira

41. Avahi ( 21/09/2005 08:46)
Ary moi ty ngamba akamakaman'ny rta e?!
42. Aroniaina ( 21/09/2005 09:18)
Ny solution dia izao e! tsy mifidy intsony hitanareo izao ny tany Antalaha fa tsy nisy na dia iray aza tafakatra fa ny eto tana no betsaka dia lasa @ zay ny hoe manavakavaka tsy tia ankoatran'ny Tana lasa ady poko rehefa kelikely sady tamin'ireny primes ireny ange ry reto ka ny tany amin'ny provinces ka tsy mahita mivantana e! ataon-dry zareo izay tsy ahazoan'ny any dia tsy misy ny vote na eo Bira aza dia efa tsy dia mahazo na ny orange na ny madacom ny onja-peo moa dia tapatapaka vao mihaino ny tele dia tapaka indraindray ny jiro ka aiza moa no hisy tafakatra ny avy any ivelan'i Tananarive sady io efa hita ny mpandresy e! tsy misy afatsy Tahiry sy Nampoina no ataony eo fa aza mifidy fa vola lany fotsiny io za antsoina ny ahy tsinona efa nihitsana fa za tsy nifidy afa-tsy ry zareo tany Antalaha dia ireo ka notohanako mafy nefa indrisy ry zareo na dia iray azy tsy nisy nanao finale hita mihitsy ny eto Tana fa mbola rasista be dia ho aiza ny mahatra raha izany no ataon'ny mpanambola ry zareo ? ary angaha tsy misy pazzapa hira fiderana an'Andriamanitra ry zareo fa mbola hiran'izao tontolo izao foana no atao e! tokony hidera an'Andriamanitra ireo tsy tafakatra ireo ho fisaorana azy sa tsy izany e!
43. andmia ( 21/09/2005 10:10)
az miantso any tson fa za ndray antsoina mdrrrrrr, ra tsy zany de nomineeee ko daolo :-D:-D:-D
44. pona ( 21/09/2005 11:56)
Za alou nanaiky ny nahalany an'i Nampoina ihany vue sa prestation fa le resultat hoe Stan no nintsana tsy rariny.Le mpanao kung-fu iny no tena mameno toerana fotsiny mampintsana an'izay tokony hiakatra.Efa vita iny é @ manaraka indray miaôna e Bonne chance.:lol::lol::lol:
45. pona ( 21/09/2005 11:57)
Za alou nanaiky ny nahalany an'i Nampoina ihany vue sa prestation fa le resultat hoe Stan no nintsana tsy rariny.Le mpanao kung-fu iny no tena mameno toerana fotsiny mampintsana an'izay tokony hiakatra.Efa vita iny é @ manaraka indray miaôna e Bonne chance.:lol::lol::lol:
46. pona ( 21/09/2005 12:07)
Za alou nanaiky ny nahalany an'i Nampoina ihany vue sa prestation fa le resultat hoe Stan no nintsana tsy rariny.Le mpanao kung-fu iny no tena mameno toerana fotsiny mampintsana an'izay tokony hiakatra.Efa vita iny é @ manaraka indray miaôna e Bonne chance.:lol::lol::lol:
47. max28 ( 21/09/2005 13:06)
masipoly...
48. max28 ( 21/09/2005 13:23)
O ry zareo a!
Toa Stan foana no resahanareo nefa i Dinah koa anie ka tena milay, misy charme, mahay mihira, mandihy sady matotra kokoa.
Sa ahoana ho z nareo???????
49. moi ( 21/09/2005 14:10)
Efa nolazaiko teto (na lohateny hafa) fa i Omega no anisan'ny tian'ny jurry ho finaliste ! Ka na nalan'ny mpijery aza izy, noho ny fifidianana SMS, dia notazomina foana ao amin'ny villa ; mbola manamarina tokoa fa tsy ny 5/5 izany ireo nofidian'ny olona, fa 4/5.
Toy izany ihany ange no mbola nahatavela 2eme tour an'dry Jenny Santi e ! Mbola fifidianana ihany, fa ny classement tao amin'ny villa dia nanome azy gisitra ! Ka ny mpijery mpifidy no tena be vava tsy mahay mifidy, na tsy mifidy akory fa be tabataba !
50. moi ( 21/09/2005 14:18)
Ny hevitro dia jurry any amin'ny 6 raha kely no tokony hatao ao, jurry tsy miaina any amin'ny villa fa mpitsara fotsiny, tsy asiana SMS izany, na raha asiana aza dia atao moyenne (note villa + SMS).
Fa tsy sahy mandray andraikitra koa ry RTA, matahotra kidaona maraina, dia natsipiny ho an'ny mpifidy ny hoavin'ny pazzapa3 !
Enga anie koa ka mba hifanaraka amin'ny laharana mivoaka ny loka, fa tsy sanatria hoe ohatra ity :
Nampoina 6ème mahazo scooter, Haja 2ème mahazo lecteur DVD... Nohitariko à l'extreme ny ohatra, fa izay no hiseho raha tena misy tiana sy tsy tiana !
51. Veloo ( 21/09/2005 16:17)
ayayayayaya:-o8-):°):-P:/:^)
52. fijo ( 21/09/2005 20:12)
aza mamaky loha eo wa fa lasa gaigy eo.
53. Veloo ( 21/09/2005 20:44)
:^):^):^) io njy ry fijo:-P
54. Herimiafina ( 22/09/2005 01:36)
Anisan'ny kritera zany le sponsa e. Tsy anomezantsiny zany fa mba maka ny toeran'ireo tompon'Andraikitra hoe very le financement be raha tsy tafita le bandy mpanjay anjara.

Izay le hoe juge et partie iombonan'ny afrikana rehetra ary nampianarina antsika hatrizay nandravana ny fanjakan'ny mpanjaka.
55. ari.malala ( 22/09/2005 07:35)
za ko nde hanao pazzapa @ herintaona fa fidio r'ireto â! :°):°)
56. mamzelkely ( 22/09/2005 08:24)
ok fidiko njy adaniko credit maromaro mits nju..:):°)
57. ari.malala ( 22/09/2005 08:43)
ok mecy ky â!:°):°):°):°)8-)
58. Veloo ( 22/09/2005 19:22)
ari.malala a mety ny fifidianana par e-mail? :-D:-D:-D
59. fijo ( 22/09/2005 19:51)
tsy aleo ve miala pa ra za no hatao.
60. Veloo ( 22/09/2005 20:05)
fijo a ho fidina ve? njy tsy vovidy mihitsy ka :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1043