Fohano ny famadihana,efa nolaozan'ny toe-trandro.

81. pitchou ( 12/09/2005 12:11)
kou @zay kosa d tsaroany tsara hoe nanao fety ange e! sady io tsy fianakaviana 1 no miantoka azy fa le fianakaviam-be! d tena fararanon-danonana ho an'ny mpianakavy! indrindra fa tsy isan-taona no atao le izy!
fa raha zà aloha d aleoko le endrika fety be iny tsy analana mihitsy e!
82. Herimiafina ( 12/09/2005 17:25)
Ie fa misy fetsy be koa anie e.
Misy te-hinankena fotsiny dia mody hoe nanaonofy alina fa mangatsiaka hono dadabe ka mila havadika.
Dia lasa izao dafety be dafety be. (cas isolé io an).

Fa raha tena tsara planina le izy, mizara tsara ny dépense ary tsy maha-kikina sy manembatsambana ny priorité ny fiainana (sakafo isan'andro, hofantrano, etc.) dia favy be mihintsy ny famadihana.
Za aloha tia an'io e.
83. pitchou ( 12/09/2005 17:30)
aiza kosa moa no d we tsy hisy fiantraikany ... e! ny vazaha sy ny sahala @zany ange ohatra we mindram-bola any @ banky handehanana mifalifaly manao vacances e! d ny gasy manangom-bola hiarahany manao fety BBBBBBeee!
84. Herimiafina ( 12/09/2005 21:06)
Favy anie ilay izy raha toa ka misy tokoa ny vola nangonina e. Atao inona moa vola tsy ampiasaina ho laniana ve? Za koa zao raha manambola misimisy dia andeha mba hanasa olona dia dafety be dafety be an, ary afa-po daholo mihntsy vao miala.

Fa tsy maintsy asiana marza ihany kalongany fa mafy be koa anie le après e, vita ny fety dia miverina amin'ny fiainana andavan'andro, ka raha tsy mbola assuré ny ressource durable sy stable dia aleo aloha asina kely koa any amin'ny sisiny mba hanaovana fiainana andavan'andro.
85. pitchou ( 13/09/2005 18:21)
d zahay kou v invités @ zany dafety b dafety be zany?
86. ralaisa ( 14/09/2005 10:49)
Tena mamy tokoa ny manao lanonam-pianakaviana eto Dago.Na inona na inona ataonao dia mahafinaritra.Vao eo ampikarakarana iny aza de efa lanonana.Ravoravo ery mahita ireo avana tonga tsikelikely.
Manja le revy,indrindra rehefa tonga ireo fianakaviana avy any ampita mispansaoro ilay fety.Misaotra anareo tompoko.
87. deghany ( 14/09/2005 11:41)
toa fetitoaka @io famadhana io kou!! fa milay ka!! heheheh
88. Herimiafina ( 14/09/2005 19:31)
Manimanina toaka gasy izany ny molotro sy ny lelako ary ny vavoniko. Aiza no misy? :-D

Ny aty mantsy rhum no kilays fa ny whisky an'ny tsy mahatakatra hono. Ka mety misy lalana ho an'ny mpanao toka gasy zany e.
89. deghany ( 15/09/2005 13:37)
Herimiafina:

Manimanina toaka gasy izany ny molotro sy ny lelako ary ny vavoniko. Aiza no misy? :-D

Ny aty mantsy rhum no kilays fa ny whisky an'ny tsy mahatakatra hono. Ka mety misy lalana ho an'ny mpanao toka gasy zany e.


manafara de ataovy anaty tavoangy divay fa tsy kouahh!! kôzy io an!!

90. fijo ( 15/09/2005 21:43)
za aloha leretsy aty frantsa,ary za dia misotro,fa ny ahy dia rhum ihany no tiako an,ary ny fotsy no tena ankafiziko.
91. Herimiafina ( 15/09/2005 22:23)
Ny anay aty ndray tena tsy misy tsirony mihintsy na beks na rhum na whisky fa ny divay no mba tena ankafiziko.
Fa zany akory tsy misakana ahy tsy hirevy an, raha toa ka misy any.
92. fijo ( 16/09/2005 20:43)
izay mihintsy ka.rehefa misy revy mihainga any dia lasa ity e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6609