Fohano ny famadihana,efa nolaozan'ny toe-trandro.

21. dakoma ( 25/08/2005 21:19)
fijo:

dakoma an,fomban drazanay io,ka tia mirevy tsy tia miala,fa raha ny mpangalatromby koa dia fomba ratsy sady mambotry firenena,ka raha misy tokony hialana dia io aloha hialana,avy eo dinihana ny fangerena any anaty rano.

Ny halatr'omby ange sao adinonao fa efa enjehin'ny lalàna.Izay koa no mahatonga anay tsy mangery an-drano intsony satria fantatray fa mba ilalaovanareo ny plage rehefa vacances.Mitsimbina anareo izahay.
Ny teny ofisialy efa ny fiteninareo no ampiasaina.Aiza no mba sacrifice-nareo @ fiaraha-monina e?Ny gripa afafinareo @ famadihana tonga any @ la-côte,Ny hopitalinay môdraka tsy mitovy @ anareo.
Andao hifampitsimbina fa mba mety handroso i Dago.
22. majakely ( 26/08/2005 07:02)
:lol: :} :}gravy koa ity kalé !!!
23. stephan ( 26/08/2005 07:13)
Zah aloha merina fa tena tsy manaiky mihitsy izany famadihana izany e! voalohany dia hitako mihitsy amin'ny mpiara-miasa fa maro ny marary rehefa avy mamadika. Misy dikany izany. Manaraka izany tsy mba fifanarahana intsony ilay izy fa fifanerena. Tenrena handoa vola tahaka izao ranona fa raha tsy izany dia embargo. Misy ny manangombola mandritra ny taona dia ariana avokoa izany amin'ny famadihana. Aleo ary manary ny fahafolo-karena amin'ny pasitera toy izay manary ny fananana rehetra amin'ny famadihana.
Manaraka izany, lasa misy gidraka foana rehefa vita kely na rehefa ho vita ny fety...lasa misy hatramin'y fifamonoana ho faty foana izay tato ho ato. Koa kolontsaina mety ve ny mampiteraka ady toy izany lava?
24. ainaheri ( 26/08/2005 07:51)
dakoma ataovy ampisainana ny zvtr soratana fa tsy tokantranonao akory ato ka hanintsananao zao tainifinao isaky ny mandeha zao,isaky ny miteny éla d zao bara sy ny foko hafa zao ny lazaindranga,refa tsy mahita lazaina d ndana mangalatr'omby fa io ny hainareo ary asio hajany ny fokon'olona fa tsy tonontonona fahatany ataovy ambony ny fisainana f'aza arefarefa @ tany ka lasa toy ny orana(crev..)
25. Bocassa ( 26/08/2005 08:22)
Milay be ny hevitr' i dakoma. Tena resy lahatra mihintsy ny tenanay. Fa tandremo fotsiny ry dakoma â: tsy ny Merina rehetra akory no mpamadika. Ny tenako mantsy Merina ka sao heverinareo ho mpanompo sampy ohatran' ny sasany. Aza matahotra enao fa mbola ho faizin' Andriamanitra ihany ireo mpamadika ireo. Raha tohizana mantsy ny teny hoe mpamadika dia : MPAMADIKA AN' I JESOSY. Sa tsy zany ?
26. Chuan ( 26/08/2005 08:26)
Izaho tsy hamaly an`i Dakoma amin`ilay resaka famadihana , fa manamarika fotsiny aho hoe somary mirefarefa ihany ilay toe-tsaina miresaka "foko" lava isaky ny mihetsika , na foko inona io na foko inona . Mitory izany fa ianao dia olona mety ho " frustré" amin-javatra iray mahakasika fihaviana na firazanana , ka tsara ihany ny hilazàna aminao fa ny olona rehetra izao efa tsy miresaka afa-tsy firaisam-pirenena , fiaraha-mientana , ny maha-iray ny malagasy , ary lazaina aminao koa fa eto amin`ity Antananarivo ity no misy ny karazan`olona avy amin`ny foko rehetra eto Mada betsaka indrindra ka miara-miaina tsy misy olana ary na tamin`ny krizy 2002 aza , teto ihany angamba ianao no tsy nahita fanenjehana olona avy amin`ny toeran-kafa satria ny eto efa kaopy fa i Madagasikara dia an`ny Malagasy rehetra na avy aiza na avy aiza ka alohan`ny hanafoana ny " famadihana" angamba aloha dia tsaratsara raha ilay toe-tsaina "frustré" aloha no fohanana sy hahitsy .Tsy tezitra izaho miteny aminao , fa mahatsiaro fotsiny hoe tsy tsara ny mijery arina an-tava amin`ny namana . Misaotra Tompoko .
27. boalimena ( 26/08/2005 08:31)
Amiko ry dakoma dia tsy misy maharatsy ny fomba nentim-paharazana,satria i dakoma manonona fiaviana \"Bara\" dia izao no lazaiko tsotra koa angaha ianareo \"Bara\" tsy misy fomba hajainareo?,ary ny faharoa ra dakoma dia tsy dia tsara loatra ny mifanonona fiaviana amin\'itony sehatra fiseraserana itony,satria resaka samy isaka gasy no eto,tsy fantatro aloha i dakoma na efa taty am-pita fa ny vazaha aza manao fikarohana andaniany volabe hikarohany ny razany sy ny niaviany,fa ny famadihana dakoma dia karazana tantara mitoetra,koa aza dia manaratsy ny fomba ny mpiray firenena aminao,fa toro hevitra mety hanatsarana no mba arosoy raha misy fisehoan-javatra tsy mety hitanao,fa ny fanabokana tompokolahy manafintohina ny hafa,merci dakoma
28. dakoma ( 26/08/2005 11:40)
ainaheri:

dakoma ataovy ampisainana ny zvtr soratana fa tsy tokantranonao akory ato ka hanintsananao zao tainifinao isaky ny mandeha zao,isaky ny miteny éla d zao bara sy ny foko hafa zao ny lazaindranga,refa tsy mahita lazaina d ndana mangalatr'omby fa io ny hainareo ary asio hajany ny fokon'olona fa tsy tonontonona fahatany ataovy ambony ny fisainana f'aza arefarefa @ tany ka lasa toy ny orana(crev..)

Ny fahitako azy dia ny fisainanao no tena mirefarefa @tany.Tabou daholo aminao ny zavatra rehetra.Izaho bara,ianao merina tsy mitovy isika,kanefa handao hifanaja.Aiza ny olana @ izay?Tsy hoe ny fombanareo rehetra anie no tsy ankasitrahiko.Tiako ny hira gasy,malabary,ravitoto,kabary sns...Matoa ny famadihana tsy tiako dia tsy manaraka ny normen'ny fahasalamana,finoana maha-kristianina,fandaniam-bola @ zava-poana.
Tsy misy fifanerena ny fidirana @ ity forum ity ,raha ny fahalalako azy aza dia fanehoana ny hevitrin'ny tsirairay eto.Sa ve hifampila 19 fotsiny isika no tianao atao.
Manaja anao Dakoma.

29. ari.malala ( 26/08/2005 12:34)
voalohany indrindra @ fifanajana angamba dia ilay voalazan'ny namana foana hoe aoka tsy hifanonona foko, satria samy Malagasy aby ny ato, samy zanak'i Gasikara. HOy ianao,
Ny teny ofisialy efa ny fiteninareo no ampiasaina.Aiza no mba sacrifice-nareo @ fiaraha-monina e?Ny gripa afafinareo @ famadihana tonga any @ la-côte,Ny hopitalinay môdraka tsy mitovy @ anareo.Andao hifampitsimbina fa mba mety handroso i Dago.
ialako tsiny aminao fa maivandoha b enao! efa izay no nipetraka hatrany am-piandohan'ny tantara dia isika aty aoriana manohy, ary sao diso hevitra ianao fa efa ianarana any am-pianarana anie ny fitenim-paritra ê efa ela be fa tsy hoe vao izao akory! inona no ilàna sacrifice @ resaka fitenenana? :) za zao raha tonga any @ zany faritra misy nyBAra izany (tsy haiko hoe faritra aiaz eto Madagasikara aloha no misy an'izany foko Bara izany) fa raha izaho no tonga any d hiezaka hianatra ny fiten'izany no hataoko voalohany! :)

Momba anle resaka hôpitaly ndray, inona kay ny fahotan'ny merina @ zany? :) tsy azoko mintsy! ary tena b fialonana anie i dakoma izany ê! raha tena mahatsapa ianao fa tsy manjarizary ny hôpitaly any @ la côte d any @ mpitondra fanjakana ianao no miteny ary koa mandray andraikitra ê! amboary izay hitanao fa tsy mety ko nga vitan'ny fimenomenonana fotsiny ity fiainana ity? f azao fotsiny re ry dakoma â! amboary ny fomba fiteny fa mandreraka be, aza atao intsony ilay manonona hoe za zao ny foko niaviako fa samy Malagasy isika ato. Mba efa 2005 ihany zao fa tsy tany @ taonjato faha19 intsony akory enao!
30. dakoma ( 26/08/2005 12:53)
ari.malala:

Ndryyy tÔ tena tonga fofona be.Takelaka natao hifandraisan-tsika eto,azo aroso eto avokoa ny resaka rehetra.Sarotra amiko ny hiaona aminy filoha.
Enao no tena hitako tery fisainana.Tabou daholo ny zavadrehetra.Na milaza aza zah hoe bara,tsy niteny velively mihintsy aho fa mankahala merina.Samy Malagasy isika marina,saingy foko tsy mitovy.Tsy misy maharatsy izany.
Ratsy ny famadiana,halatr-omby,fapirafesana,famopoan-tsampy,fanaovana sorona aminy razana sns nsns...Olona tsy nozarina hanao ady hevitra ianao fa fantatro.Panao didy jadona ngamba ny rainao.

31. ainaheri ( 26/08/2005 13:10)
ka ra miresaka ry dakoma aza ampidirina ny foko fa olona fohy fisainana no manana eritre2 otr'zany,aiza ko isaky ny miteny ity éla ko merina merina,ny merina kely fananana, ny merina mamadika ,ny merina nohaninao ny tainy nosotroinao ny amaniny,amiko raha ol nandia fianarana tsy tokony iresaka foko zany tsony fa malagasy iray ihany
elisany karazany le tambazana ronjato le mora rangitin'ol @ adimpoko ireny
32. Veloo ( 26/08/2005 14:59)
ainaheri a=D=D=D=D
33. Herimiafina ( 26/08/2005 15:53)
stephan:

Zah aloha merina fa tena tsy manaiky mihitsy izany famadihana izany e! voalohany dia hitako mihitsy amin'ny mpiara-miasa fa maro ny marary rehefa avy mamadika. Misy dikany izany. Manaraka izany tsy mba fifanarahana intsony ilay izy fa fifanerena. Tenrena handoa vola tahaka izao ranona fa raha tsy izany dia embargo. Misy ny manangombola mandritra ny taona dia ariana avokoa izany amin'ny famadihana. Aleo ary manary ny fahafolo-karena amin'ny pasitera toy izay manary ny fananana rehetra amin'ny famadihana.
Manaraka izany, lasa misy gidraka foana rehefa vita kely na rehefa ho vita ny fety...lasa misy hatramin'y fifamonoana ho faty foana izay tato ho ato. Koa kolontsaina mety ve ny mampiteraka ady toy izany lava?

Tsy contre ny famadihana aho fa ny tsy reviko fotsiny amin'io dia ny mahantra no tena manao azy. Manangombola dia avy eo atobaka amina fety iray hividianana toaka, omby kisoa sns, dia avy eo lasa mangataka any amin'ny havana fa tsy alehany ara-bola.
34. dakoma ( 26/08/2005 18:01)
Herimiafina:

Aleloy a!!!!Marina izany.Rehefa nareo no manohitra tsy misy miteny hoe papiady foko,fa ra zah bara kosa dia faingana ry le foy isany hitabataba ny adimpoko.

35. Herimiafina ( 26/08/2005 18:44)
Fa iza no nanohitra teo?8)
36. Herimiafina ( 26/08/2005 18:57)
Zay vao azoko, hay resaka fanompoatsampy ndray le izy fa tsy fahavoretrana intsony?
37. dakoma ( 26/08/2005 19:33)
Herimiafina:

Zay vao azoko, hay resaka fanompoatsampy ndray le izy fa tsy fahavoretrana intsony?

Teneno amiko ny soa mba azonao aminy famadiana.
38. Veloo ( 26/08/2005 19:40)
:roll::roll::roll:
39. Herimiafina ( 26/08/2005 19:57)
Saika hanosotra diloilo manitra sy hanadio ny vatan'i Jesoa Kristy ry Maria tamin'ny andro fahatelo nahafatesan'ny Tompo.

Inona no tokony ho soa azony amin'izany?

Etsy andanin'izany: fa maninona ny zanaka no mahatsiaro manokana ny Ray amandreny rehefa taombaovao ka manatitra solombodiakoho.

Inona daholo ny dikan'ireo e.

Aleo aloha fantatro ny diakany vao hitsara aho e.
40. dakoma ( 26/08/2005 20:22)

Kay efa mitovy lenta aminy Jesosy ndray ko ny razam-benareo?Itako no hivavaanareo le zavatra.Mahay mamela heloka koa ngamba izy zany Ô.Azo antoka fa ho lasanareo ny lanitra zany rahatrizay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3741