Fohano ny famadihana,efa nolaozan'ny toe-trandro.
41. Herimiafina
(
26/08/2005 22:49)
dakoma:
Kay efa mitovy lenta aminy Jesosy ndray ko ny razam-benareo?Itako no hivavaanareo le zavatra.Mahay mamela heloka koa ngamba izy zany Ô.Azo antoka fa ho lasanareo ny lanitra zany rahatrizay.
Misaotra fa izay vao azoko le problematika: "Mamela heloka ve ny razana?" Fanontaniana tsara apetraka
Faharoa: "hivavahana ve ny razana avadika?". Ry mpamaky hajaina Rehefa niditra lalina tamin'ity resaka famadihana ity dia ireto indray izany no tena votoatiny hodinihina, fa tsy ilay resaka fahavoretrana tany amin'ny voalohany teo intsony.
Izao ary ny valiny:
Vakio ny didy voalohany amin'ny didy folo sy ny didy roa lehibe notenenin'ny Tompo, dia izay no valinteniko.
Jereo sy fantaro ny momba ny famadihana, misy mandika ireo didy ireo ve ao anatiny ao hahafahanao milaza fa fanompoantsampy izy.
42. Bocassa
(
27/08/2005 08:03)
dakoma >Aza asiana resaka foko le izy ry dakoma â. Ny anao kosa efa trop loatra. Mipetraha tsara fa manala baraka. Tsy misy miombo-kevitra aminao mihintsy eo raha izany no fomba fiteny. Tohany ny hevitrao fa aza manaratsy ny hafa. Resaka famadihana fa tsy resaka foko â! Tsy mbola nisy nanaratsy ny Bara akory ny olona teto. Tsy fombanay Merina mantsy ny manao izany. Izahay rahateo kristianina! Sa ts'izany ry zareo ???
45. fijo
(
27/08/2005 22:27)
dakoma an,amiko ny razam beako dia mabony noho iznay jesosinao izany.ny razana itako fa misy,fa izay anao tsy mbola nisy anhita azy isika.
ny teny merina na azo ampiasaina aiza na aiza tsy olana,fa ny teninareo aloha ataovy izay mba hivoahany" bar",fa ao dia mamolava ao le teny.
milaza matetika ianao fa tery saina izay mamaly anao eto.ny rehetra eto nefa mahita fa enao tsy tery saina akory fa tena tsy misy saina mihintsy,ka mahagaga ilay izy.
raha dinihana ny mba resaka arosonao eto,dia tsy misy hafatsy ny fanamboniana tena,rehefa jerena akaiky nefa dia ilay maha ambany loatra anao no tsy zakano,ka mampitsingevana le resakao.
ka hoy aho hoe:"mba miala amin'izay amin'io BAR io,fa donto loatra ao ny saina ka mampalahelo"

46. dakoma
(
28/08/2005 09:48)
fijo:

Rah azoko tsara ny teninao de ..Tokony tsy hino any Jesosy satria tsy mbola nisy nahita azy, Tokony hiala aminy ma Bara ahy zah,ka hanao merina?
Zay ve le atao hoe fisainana avo?
Famadiana=fanopoantsampy,avoretrana,fandaniana tsy ampaomotinana sns sns......Fomba amampanao hafa tazonina.
57. babalahy
(
30/08/2005 17:50)
Inona rireto no havadika fa tsy fantatro ??????':wink::wink::wink::wink: