misy fanahy ratsy ve ny vadiko?

41. routa ( 29/07/2005 10:02)
vatsimpanahy>raha ny marina de efa tena mpivady zany nareo ?
tena mampalahelo enao ,de mampahery anao tena sy mivavaka ho anao ny tenako .
na ny arabo aza tsy de tahak izany lotra ka ,de tsy hitako ny lazaina fa vadinao izy fa mahereza e! mivavaha an!
42. booboo ( 29/07/2005 10:16)
Vatsimpanahy >misy vahaolana fôna ny raha retra fa anjaranao no misafidy fotsiny zay anaovanao azy.
43. fasaly ( 29/07/2005 10:52)
bichette:
hihihi!
tsy tezitra aho fa te hanampy tosika be an'i rahavavy aho e! fa lay vadiny no maharombotra be ka
raha azoko de nasiako ny sotro be:evil::evil:brrrrrrr!!!
44. fasaly ( 29/07/2005 10:53)
manjary zà no mi s'nénerve GGrrrrrrr!:twisted::twisted:
45. booboo ( 29/07/2005 10:54)
hihihihihihi hatraty io ry Fasaly
46. fasaly ( 29/07/2005 11:00)
vatsimpanahy:
rehefa ny fisarahana no ao andohanao de aza miroroha saina, mbola matanjtsaina aza enao manolona izany situation gravy be izany, raha gidragidra lava tsy fiainana, fa mandraisa decision e! dia omany tsara mpiheritreretana ny fialàna ao aminy, lazaiko anao fa tsy ianao irery no manana io cas io fa efa betsaka no ankizy fantako fa de niala daholo ary amzao fotoana izao tsy nanenina ry zareo tojo olona tsara sy comprensif, au moins misy ny fifanajàna amy maha samy olombelona, de mbola mampahery anao zà de ny tenanao aza atao ambaninjavatra na izany aza e!
karakarao ihany, asehoy hoe tsy simbany ianao ara-morale sy physique aza mampiseho hoe resy na dia ambany aza ny morale, mandehàna maka rivotra ataovy izay mahafaly ny saina sy ny fo aza mi se laisser aller manoloana azy fa rangito tsara. zay rahavavy a! manohana anao zay rehetra, Grrrrrrrrr! maha-rombotra be le vadiano.
47. xxx ( 29/07/2005 11:59)
tena mampalahelo be ny tantaranao!
ra za ianao dia isaraha lery fa tena tsy misy fitiavana mihintsy. Na olona na Zavatra rehefa tiana tsy maintsy hajaina! ny zavatra tsy tiana no tsy hajaina. ary ny fanambadiana tsy misy condition fa tsy maintsy mahafinaritra foana ny fifanarahana ary mandeha tsy misy adintsaina. Mahereza e! Sarao izy fa izay no mendrika azy ary tsy misy sipa na vady mahazaka an'izany fa minoa ahy ianao.
48. ari.malala ( 29/07/2005 12:22)
xxx:

Oufff!!!:!: betsaka ny voalazan'ireo namana rehetra eo ambony fa tsy hampiana intsony, izy ity ko raharahan-tokatrano
Zao fotsiny :

Na Tia azy ianao de mijann ao manaraka ze sitrapony de aza mimenomenona sy mitady vonjy intsony satria efa choix-nao iny, mivavaha fotsiny mafy(mino aho fa tsy rehefa vita io mariage religieux io vao hampihatra an'reo conditions reo izy, jereo refa kelikely eo...)
Na ianao misaraka aminy fa tsy zakanao le izy... de zay!!



:evil::evil:maninona koa zao ny valin-teninao no atao miavonavona be ohatran'io?!!! torohevitra anie no angatahiny ê!
Na Tia azy ianao de mijann ao manaraka ze sitrapony de aza mimenomenona sy mitady vonjy intsony satria efa choix-nao iny
raha ianao ve no tojo olana ka mangataka torohevitra dia valin-teny miavonavona be oahtran'io no azonao d ho faly v enao?!!!:evil:ambany b nytoe-tsainao! mi demoraliser ny namana ianao!!! ary za tezitra aminao na dia miafina ao anaty anonymat aza ianao! ary sahaza anao koa ny tys fantatro satria kanosa tsy sahy miseho masoandro!!:evil::evil::evil::evil:ratsy toetra!!!
49. bichette ( 29/07/2005 12:27)
ari.malala > calm aky njy a ! :-*
50. chipie1 ( 29/07/2005 12:32)
vatsimpanahy > ié misy fanahy ratsy ny vadinao !
51. ari.malala ( 29/07/2005 13:44)
bichette> le olona aky misy tsy misaina mintsy â! fa efa calme za ka! :) merci an! :-*
52. bichette ( 29/07/2005 14:43)
ari.malala> azoko tsara ka !
53. xxx ( 29/07/2005 15:08)
o ry zareo rehetra ato @serasera a! tena tokony ampina hevitra betsaka ny namantsika io fa mijaly arapitiavana mihintsy izy. Fantatro fa tena tia azy ianao matoa tsy mieritreritra ny hisaraka aminy, kanefa, torohevitra ny ahy: raha misaraka aminy ianao dia tsy maintsy malahelo ianao, kanefa aleo miaritra an'izany alahelo izany toa izay miaritra ny hijanona aminy eo. Iza no tinao? malahelo mijanona eo sa malahelo misaraka aminy? dia hoy aho mamaly indray hoe: aleoko malahelo misaraka aminy raha samy malahelo ihany fa mandalo fotsiny anie ny alahelo fa tsy maintsy afaka foana io arakaraka ny andehanan'ny fotoana e! loi de la nature izany! olona tsy mendrika anao velively mihintsy io. Atanjaho ny saina fa vitanao foana ny misaraka amin'io!. Bandy tsy vanona mihintsy io olona io!!!
54. Tenio ( 29/07/2005 15:14)
Raha za aloha no anontaniana dia hoy aho hoe misy fanahy ratsy tokoa izany vadinao izany, dia ny fanahy ratsin'ny fitiavan-tena!!
Ka alao ambony, alao ambany, diniho tsara dia raiso izay fanapanahan-kevitra hitanao fa mety HO ANAO fa aza mieritreritra azy aloha.
55. xxx ( 29/07/2005 15:22)
Mpanararaotra ny halalin'ny fitiavanao io vadinao io! fa tsy misy fitiavana mihintsiny. Tena fantatro mihintsiny fa manahirana anao be ilay misaraka kanefa mahereza fa vitanao io fa tonga dia raiso ny fanapahankevitra,dia asaivo mividy poupée gonflable izy. vehivavy iza ato @serasera ato re no mazaka io olona io e?. tena mba tiako milaza eto ze mazaka!
56. zefalah ( 29/07/2005 15:56)
malaelo aho milaza aminao fa ny vadinao dia tsy nianaitra resaka finoana voaloany zay.
mbola malaelo ko za milaza aminao fa enao tsisy saina
faly kosa nefa za manambara anao fa Ho raikitra ny aminareao..satria enao tia azy..izy koa tinao.
tsisy zavatra tsy vitany fitiavana hono.
ka de zao ary no tokony ho ataonao.
zao e...jereo aloa ny toetrany rehetra vao miroso @ fanambadiana enao,ary refa itanao reo toetran'reo dia mieza enao anova azy..refa tsy vitanao ny manova azy dia apanirao olona mananatra azy sy mampianatra azy @ resaka finoana indrindra.
satria ty finoana ty mila ai tsara..zay vao miteny teny foana..sady tsy aza atao amban'zavatra ny fianakavinao..fa enao no ianteheran'izireo..taranaka mandimby an'DADA sy NENY..ka aza atao sirambina izy reo...
manaka ndray..aza aseo anazy fa enao dia mijery zay toetra misy ao aminy..na enao miezaka manova ny toetra ratsiny.
de ny tena ataonao dia ty.
AKINO @ ANDRIAMNITRA NY FIAINANAO.
de jereo @zay zefalah refa raikitra le fanambadiana .
57. fasaly ( 29/07/2005 16:02)
xxx: zakako tsara mintsy de hatsipiko any amy pubelle de hitakitsahako amzay avy eo.
58. josteph ( 29/07/2005 16:16)
mahareza fa mahita tsara tsara noho iny foana ianao, matokia an'Andriamanitra fa izy tsy manary izany

59. avylavitra ( 29/07/2005 16:34)
Lehilahy aho no mamaly anao ry Vatsimpanahy. Conseil tsy dia fanomeko olona loatra no omeko anao ity, ka ifonako amin'Andriamanitra noho ny toerana nomeny ahy amin'ny sehatr'io finoana io. Fa raha ny nombren'olona katolika fantatro hatramin'izao aloha, dia lazaiko anao fa ho sasa-poana ianao hiandry fiovana aminy, raha tsy ilay MIRACLE lazainao angaha. Valiako avy hatrany anefa ny fanontanianao ENY MISY FAHANY RATSY NY VADINAO. Aoka ianao tsy ho sodokan'ny hoa mamonjy lamesa foana...manao asa soa any ampiangonana...manana namana mompera betsaka ...sns izy. Raha ny fananana titre eo amin'ny sehatry ny finoana no namonjena olona iray dia betsaka no ho voavonjy ary vitsy sisa no ho any amin'ny enfer. Tsy hoe satria koa i dada sy neny kristianina be sy vontom-pinoana dia midika izany fa voavonjy daholo ny taranany, na hoe i Rakoto dia presidentm-piangonana dia tsy maintsy ho masina be. Tsy miafina aminao angamba ny fisian'ny mompera pedophile an! Tsy sanatria nefa hamelabelatra resaka lavabe tahaka izany no hataoko, sady tsy tsara ary tsy mitondra antsika ho aiza izany zavatra izanyn fa tsotra no atoroko anao. Raha mino ity lazaiko ity ianao dia ataovy, ary tanteraho: mivavaha mafy manomana ny fanahinao mandritry ny andro maromaro. Rehefa hitanao fa vonona haka teny ao anaty baiboly amin'izay ianao, dia izao atao. Rehefa ilay mifoha maraina iny ianao dia tsoahy daholo ny zavatra rehetra ao anatin'ny baibolinao. Tsara raha efa ny alina no analanao azy rehetra. Ka amin'ny maraina rehefa mifoha ianao dia mivavaka ary ataovy eny an-tananao ilay baiboly mikatona tsara. Amin'ny vavakao dia teneno fa 'Haka ny teny omenao ahy aho Tompo, koa aoka ianao no hitondra ny rantsan-tanako'. Iny ianao ilay mikimpy iny, dia sokafy ny baiboly ary atebohy ao anatiny ny fanondronao. Avy eo ianao vao manokatra ny masonao, ka mamaky izay valin'ny fangatahanao. Tadidio anefa fa parabole matetika ny hafatra ampitaina aminao, ka halalino tsara izay mety ho fahatakaranao ny heviny. Raha toa ka voalaza ao fa tsara aminao ny miala aminy, dia mialà na dia mbola tia azy aza ianao, fa tsara kokoa ho anao ny miditra amin'ny fahasambarana tsy misy azy , toy ny miditra ny lanitra tsy misy maso an'ila, toy izay hizaka fahoriana tsy natao ho anao. Io no atoroko anao mba tsy hitenenako avy hatrany hoe mialà mialà. Sao hananan-tsiny amin'izy tompo sy mpandahatra
60. kintanala ( 29/07/2005 17:56)
vatsim-panahy >>>> tsy haiko ny fomba fiasa natoron'i "avylavitra" raha ilay tena tokony atao na tsia, iny moa samy manana ny azy, fomba iray anatin'ny maro izany... fa dia hitako feno fahendrena ny voalaza...mitadiava izay sitraponY, anontanio Azy ny lalana tokony halehanao, fa izay efa nataony ho anao dia lalana feno hasambarana sy fiadanana!!! ny marina dia izao, tsy afaka ny hiteny aho hoe, zay mahasambatra sy tianao no fidio satria indraidray isika mandalo fijaliana koa (fizahan-toetra nataony mba hamikirantsika be be kokoa @Ny izany), nefa kosa , raha toa ka lalana mitondra anao lavitra azy ( na @fomba inona , na @fomba inona izan) dia ihalaho, aza misalasala, fa tsy avy @Ny izany. ary farany: roa ian no fihavian'ny zvt rehtra, sy ny mandrindra azy ireo: na fanahy tsara io, na fanahy ratsy! TSY MISY ANTENANTENANY.
ka dia mivavaha mba hanananao fo feno fahalalana ny sitrapony! mahereza !!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2515