misy fanahy ratsy ve ny vadiko?

21. xxx ( 28/07/2005 10:04)
Je ne pense pas qu'en donnant tes condotions ça changera quelque chose. Et tu as raison ne t'abaisse pas à ça, parce que c'est ce qu'il cherche.
Tu sais j'ai très envie que tu t'en sorte la tête haute dans cette histoire. Eviter qu'il dise à la famille que c'est toi qui est la cause de votre séparation. je suis sûr qu'il y a une solution.
22. booboo ( 28/07/2005 10:17)
Raha tsapanao fa tsy fitiavana ny azy, tsy mampisy épanouissement personnel ny raha takiany sy ny etsetra etsetra.... inona no mbola hijanonao aminy ? Amiko aloha safidy fôôôôôôôôna ny fiainana e ! dé mahaiza misafidy tsara hitondranao ny fiainanao ary izay mampety anao atao fa tsy izay mampety ny hafa.
23. Mifenty ( 28/07/2005 10:25)
meci vasper sy angel mou izy zay le
24. ainaheri ( 28/07/2005 10:36)
Ary ianao nga tsy manao sipa, manoara aloha
na hoe tsy manao aza fa mody asio ttasin'olona fotsiny tonga ao aminao d ataovy itany mba jereo ny
react° ny dia tsory aminy @zay fa diso tafahoatra
ny nataonao ahy no nahatonga ahy anao an'zao,satria tsy ampy fitiavana aho ato tsy manana ny zo mahaizy ahy aho ato dia naleoko nanao an'zao,ho hitanao fa hiova izy @zay;tsarovy tsara fa ireny leh be mokony ireny refa azonao @ haingony,malemy ireny.
Ary fadio ny mifonafona @ tsy misy dikany aza aseho
azy ny faiblaissenao fa izay no anraraotany anao.
Izay fa sosokevitra ny ahy fa raha tsy zakanao dia
aza ny tenako no ariana fa ny teniko no ario!!Dia mahereza @ rehetra fa ianao ihany no vahaolana,ary
Antra tsy afaka manampy izay tsy manampy ny tenany...
25. eh ( 28/07/2005 11:57)
Mahereza fa tena grave b izany blèmes nao izany, soloy izy ê!
26. xxx ( 28/07/2005 12:06)
Raha zà ianao dia sarao sans regrets lery! Efa niainako io ary soa ihany fa nisaraka taminy aho aloha ny anaovana engagement tena serieux. Fa lery tia tena dia izay tiany ihany no atao dia zà tsy mahazo mivaoka na andeha hiasa aza. Ela ny ela fa dia tsy tatiko intsony dia niala aho. Tsy maintsy mahery saina ianao. courrage.
27. bichette ( 28/07/2005 12:13)
ainaheri > za tsy dakoro @ lay mody manana sipa satria lasa i vatsimpanahy indray no diso sady ny vehivahy mora diso foana. Izy indray no lazaina fa tsy manaja tokatrano, tsy vanona sns.
28. Samoana ( 28/07/2005 12:33)
Irery taty an-tany lavitra ianao angamba dia sendra nojokoin'ity rangahy te hanao andremanitra tena ity kah !Hainy tanteraka ny halemenao saingy ianao tsy mbola mahalala ny mety ho vitany fa jamban'ilay fitiavana natokanao ho azy.
Mande irery ve izy @ izany lamesa hatrehiny isa-maraina izany ? Sao tsy trano fiangonana no alehany fa toerana hafa ?
Raha tena mangetaheta ny mariage religieux ianao noho ilay fitiavana dia izao andramana: lazao azy mba horesahina miaraka @ ireo mompera fantany ireo conditions tadiaviny dia aroso ny raharaha rehefa vita ny kôfesy ! Mba omeo ny condition-nao fa ny fitiavana tsy à sens unique e !
Dia avereno vakiana matetika ny tenin'ireo namana eto fa vaha-olana avokoa ireo.

29. harotiana ( 28/07/2005 12:35)
Tsy hainy lery ny dikan'ny fitiavana fa ny any lery fitiavan-tena ihany no hainy. Mahereza akia an!!!!
30. xxx ( 28/07/2005 14:06)
tena mba lasa koa ny saiko tena mivavaka marina ve izany vadinao izany nefa na tsy pivavaka aza angamba mba mahalala ny zavatra tokony hatao ihany, raha mandinika ireo zavatra takiny ireo aho dia hitako fa tsy fitiavana , ary tena azo hatao hoe tena tia tina izy ka ny mba zavatra tiko hapitaina aminao dia marina fa tianao izy kanefa raha fihainana mandalo ity no hitafianao fijalina toizany dia mba hataoko fa tsy mety kosa ,manatena aho fa efa maro no zavatra noresahin'ny namana rehetra eo ambony fa ny mba tiko lazaina dia raha ny tenako dia aleo hajanona fa tsy mety ka maro ny zavatra tiko lazaina kanefa ny teny hono raha lava loatra dia ... ka mahereza ary diniho tsara fa tena tsy mety e!
31. bichette ( 28/07/2005 14:24)
vatsimpanahy > mahereza aky a ! tsy mbola nisy sujet tena serieux tahakan'ity angamba tato fa tena serieux daholo ny namana mamaly ato ary azo antoka tanteraka ny torohevitra omeny tsy 1 1; ny anampiko fotsiny angamba dia mitohy ny zavatra tenenin'i Samoana hoe
Raha tena mangetaheta ny mariage religieux ianao noho ilay fitiavana dia izao andramana: lazao azy mba horesahina miaraka @ ireo mompera fantany ireo conditions tadiaviny dia aroso ny raharaha rehefa vita ny kôfesy ! Mba omeo ny condition-nao fa ny fitiavana tsy à sens unique e !

manantona ny mopera ao amin'ny fiangonana alehany dia resaho ilay mopera hoe zao sy zao ny zava-misy
32. bichette ( 28/07/2005 14:26)
ampiko kely, tsy voatery tonga dia resaka mariazy no tena asongadina fa ilay hoe aona izy ity no mametraka condition be ohatran'izany, izany ve no fampianarana nomen'ny mopera azy sy eken'ny mopera ve izany ao @ fiangonana hiangonany isanandro io
33. xxx ( 28/07/2005 17:21)
'zay marina oe atao! Miresà ianareo roa miarak'amin'ny Mopera dia lazao azy daholo ireo conditions rehetra ireo.
34. fijo ( 28/07/2005 19:13)
ianao mihintsy koa no miova e.ny fahalemenao aloha hiadivana,rehefa resinao io,dia ho hitanoa ,fa mora ny mandresy ny teritery ataony.
raha ny firesakao mantsy dia malemy loatra ianao,ka aiza no tsy hoararaotiny.
ary torohevitra ity.dien'izao,dia aza manaiky raha toa ka tsy mbola misy,ny manao compte joint miaraka aminy.
ary dien'izao ko,dia aza manaiky raha toa ka mitady hikasitanana anao izy.any mantsy no hiafaran'io resaka io.
raha mila torohevitra manokana momba izay ianao ,dia mandefasa hafatra manokana aty amiko,fa afaka miresaka tsara momba izany isika.
35. fasaly ( 28/07/2005 20:24)
marina izany ry fijo a!
izay ihany ny fanafodiny resenao ny fahalemenao, soumise enao aminy ka mahafaly azy izany, rehefa mandady eo anatrehany de fahafianaretana ho azy izany, de aiza ho aiza ny place amy maha vady anao, efa nilaozan'ny ny androny zany femme soumise zany amzao fotoana izao, ka mifohaza de ahirato ny maso e!
raha miasa ianao de aza hialàna izany, fa raha tsy miasa de mitadiava asa haingana de milàha taon fa ho hitanao tsara ny fireparepany hitady anao rehefa avy eo, izay ny famolahana azy, ça passe ou ça casse, raha ianao lasa no tsy mamerina anao izy de adinoy ny aminy fa izay no notadiaviny, ny fisarahana, fa raha ianao no miala ao indray andro no mireparepa mamerina aanao izy de ianao miverina iny no manisy ny conditoions-nao sino tsy d'accord, fa ho antsika vehivavy, de tena tsara ny manana ny indépendante ny tena ny fanananao asa izany mba hanananao ny volanao
tsy hangataka lava any aminy foana. ka andramo io ramatoa fa efficace a! fa mila anao manana asa ahazoanao tsy miankina amin'olonkafa. de karakarao ny tenanao , vehivavy enao, tanora enao ary tsy ho very anjara raha miala aminy. de mazotoa e!
36. xxx ( 29/07/2005 06:42)
vatsimpanahy > mahereza
37. scorpion ( 29/07/2005 07:03)
te hiala ilay rangahy dia mila voa tsy ary
38. ari.malala ( 29/07/2005 07:15)
Vatsimpanahy, Tena mivavaka ho anao aho hanananao hery hialana @zany olona rstay fanahy zany! tena marina ê! fa nahoana no we atao any ivelan'ny tokan-trano Atra nefa aza mariage religieux hokarakaraina? ny misaraka no fahendrena satria efa fantatraoan ie fa tsy tia anao izy ê! sady ianao ihany aza mahatsapa fa mody apetrany ny conditions d @zay ianao tsy mahatanty d miala, fa zao, rehefa samy tsy maintsy hisaraka ihany d ampahafantaro ny RAD nareo roa tonta @zay ianao afaka madiodio koa fa tsay hahazo tsiny @ fianakaviana, azavao daolo aza asiana henatra we ty resaka tsy tokony horesahan'ny mpifady (ohatra le resaka rapport sexuel na règle aza io) d zao koa, aza atao tsony zany mifona na tsy diso zany fa manjary manome vahana an azy hanao tsinontsinona anao zany! d tohizo ny vavaka, mahereza fa Andriamanitra tsy manary an'izay matoky Azy, za koa hivavaka ho anao. Mazotoa mamaky Baiboly na mahatezitra ny vadinao aza izany fa ao ihany no hahitanao ny hery ahafahanao mandresy azy. ZAy fa courage, d zay wa, misaraha dieny tsy mbola misy n'inon'inona! tsy aleo v zao sty mbola misy zaza izao no misaraka satria refa tonga ndray anie ny zaza d lasa we noho ny zanako sns ê! sady ratsy b koa anie zany mijaly any an-tanin'olona izany ê! ary izay no tena araraotiny... mahereza aky a!
39. xxx ( 29/07/2005 08:28)
Oufff!!!:!: betsaka ny voalazan'ireo namana rehetra eo ambony fa tsy hampiana intsony, izy ity ko raharahan-tokatrano
Zao fotsiny :

Na Tia azy ianao de mijann ao manaraka ze sitrapony de aza mimenomenona sy mitady vonjy intsony satria efa choix-nao iny, mivavaha fotsiny mafy(mino aho fa tsy rehefa vita io mariage religieux io vao hampihatra an'reo conditions reo izy, jereo refa kelikely eo...)
Na ianao misaraka aminy fa tsy zakanao le izy... de zay!!
40. vatsimpanahy ( 29/07/2005 09:48)
ok! Misy azo raisina ihany ny torohevitrareo. Amiko aloha tsy solution mihitsy ny mampirafy eh. Sady tsy notezaina tamin'izany aho no koa tsy hoe fanafodin'ny ratsy=ratsy.
Sans issu ilay izy hatramin'ny hanoratako androany ary mi s'aggrave isan'andro ny fifandraisanay. Dia efa mivonona amin'ny fisarahana angamba aho fa mbola ho hita miandalana eny ny fomba anaovana azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3435