ny hevitry ny nofy...?

61. fijo ( 10/08/2005 20:21)
izay letsy an;loto le mahazo baibs be e
62. goliatha3@gmail.com ( 12/02/2016 03:03)
nanofy nita rano kely aho,d niakatra fiakarana(fiakaran ) tena sarotr sad malemy ny tany ,ef nolalovak hono io toeran io. ny zandrik lelahy izay n nisitona ah rhf h tong, afak ah hon. tapitr n nof. inona n mety ho dikany angaha?
63. goliatha3@gmail.com ( 12/02/2016 03:05)

STONG:

Tsy haiko aloha ra marina fa ny momban'ny nofy hono dia izao;
,ra misy olona matory ara-dalana hono,izany hoe matory manomboka @ 9 ka hatramin'ny 5 maraina,dia ilay nofiny t@ 1h iny hono no matetika marina,tsy voatery nefa an!
Izany hoe raha misy ny nofy tanteraka dia matetika ilay nofy t@ 1h iny
Izaho aloha tsy d mino fa mba mitantara izay henoko e!!!!:-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3245