ny hevitry ny nofy...?

41. ari.malala ( 29/07/2005 13:50)
:-D:-D:-D:-Dty tena ol kaondrana mintsy! nga enao zazakely no mila sasana ê!:-D:-D:-D:-Dtsy ni inviter anao za no tiko tenenina! ataon'i fijo maty amzanyeo!
42. mandrindra ( 29/07/2005 14:02)
mazi pôpôka ao anaty kapôka, tsy hitan'i fijo hoa ty resaka ity.
Dia tsy ho bitsihako an'ilay daty iznay ianao ?
43. ari.malala ( 29/07/2005 14:05)
an an an! matin'ny malalako eo wa enao anie ê! sady za tsy tia mibitsibitsika!
44. mandrindra ( 29/07/2005 14:07)
fa inona no tianao ?
45. ari.malala ( 29/07/2005 14:19)
an an an za tsy hiteny!!
46. mandrindra ( 29/07/2005 14:29)
bitsibitsiho amiko ary e!!
47. hps ( 31/07/2005 18:53)
slt daholo an!rehefa manonofy mahita tay hono de hahazo sôsy be,marina ve izany?;rehefa tiana hotohizana koa zany ny nofy tsapanao fa tsara dia raha vao manofy ny alina manaraka ka taitra tapoka dia mivadika fatory dia mitohy ilay nofy. Efa nandramako io fa mety an!:}
48. ollie ( 01/08/2005 18:22)
Dia ataovy ao anaty lohanao foana zany ny tay dia ami,'izay ianao manonofy tay dia mahazo vola be,dia tsy miasa intsony!:-D:-D :-P :P
49. ollie ( 01/08/2005 18:25)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
50. fijo ( 01/08/2005 22:05)
vakiako eo io resaka io ry mandrindra an,izay ialahy vao tsy hanao megzy intsony.
ary raha manofy sosotay izany dia ahoana
51. tia2005 ( 03/08/2005 07:53)
mahagaga ny nofy indraindray fa tanteraka ê! ary mitranga ilay izy vao gaga hoe ity ilay nofiko! raha ratsy ilay izy no tena mahasosotra!
52. tia2005 ( 03/08/2005 07:55)
mahagaga ny nofy indraindray fa tanteraka ê! ary mitranga ilay izy vao gaga hoe ity ilay nofiko! raha ratsy ilay izy no tena mahasosotra!
53. tia2005 ( 03/08/2005 07:56)
mahagaga ny nofy indraindray fa tanteraka ê! ary mitranga ilay izy vao gaga hoe ity ilay nofiko! raha ratsy ilay izy no tena mahasosotra!
54. tia2005 ( 03/08/2005 07:57)
mahagaga ny nofy indraindray fa tanteraka ê! ary mitranga ilay izy vao gaga hoe ity ilay nofiko! raha ratsy ilay izy no tena mahasosotra!
55. Veloo ( 03/08/2005 16:30)
tia2005... ny ahy retsy tsy mba misy tanteraka mihitsy aaaaaa:cry: nefa misy tsara an :-D:-D:-D:-D
56. fijo ( 03/08/2005 20:33)
ny ahy koa tsy tanteraka,nefa za nanofynahazo loto.hi hi hi
57. ari.malala ( 04/08/2005 14:46)
:) za zany no sambatra ndrindra fa ny nofiko misy tanteraka! :)
58. fijo ( 04/08/2005 21:44)
tantarao hoe
59. mandrindra ( 05/08/2005 10:36)
izahay efa liana te hihaino anle sambatra.
Fijo, loto sa lôtô lety no nofisin'ialahy ?
60. ari.malala ( 05/08/2005 11:59)
efa we ana rery wa!!!:D fa teneniko fts we nisy tanteraka fa tsara b an! :D
mandrindra, @ teny gasy lety ny o = ô ihany â donky zany lôtô no nofisiny fa tsy ze eritreretinlà akory!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1288