ny hevitry ny nofy...?

21. ari.malala ( 25/07/2005 10:27)

za matetika manonofy fa tanteraka ny zavatra nofisiko ka! :)
22. mandrindra ( 25/07/2005 15:45)
ari.malala, mba tantarao ary !
23. cielbleu ( 25/07/2005 17:52)
tiavo ny namanao tahaka ny tenanao ary aza adino reo mahantra sy ny tsy manakialofana moa ve mba mahita zany ianao,tsarovy fa Andriamanitra mahita ano n'aiza n'aiza alehanao,mazotoa mivavaka e!
24. fijo ( 26/07/2005 04:46)
ari malala ary efa nanonofy ahy ve ndryyyyy
25. ari.malala ( 26/07/2005 07:03)
cielbleu, inona no idiran'ny resaka nofy @zany teneninao zany? :)

mandrindra, t@ za ho afaka bac zao d azoko nofy hoe afaka ah, d tena afaka!

fijo, ny eto @ serasera presque azoko nofy fôna tellement mi passer fotoana bdb eto za, d presque azoko nofy aby ny eto, fa tsy mbola nanonofy ol en particulier za we io iann satria tsy mbola nisy hitako tava ianareo rehetra we io iann! :)
26. mandrindra ( 26/07/2005 08:19)
dia inn no hitranga eto androany ry ari.malala ?
27. isrine ( 26/07/2005 14:00)
cielbleu: efa ho tonga any andanitra anie ianao zany e. mba tsarovy zahay rehefa mby any ianao.
28. sonwin ( 26/07/2005 14:05)
Toa nofinofy ihany, ny ahy raha nanotany, toa norasinao ho anihany...
29. fijo ( 26/07/2005 20:41)
ari malala ary ndry kay tsy mba mpijery sary ato.misy sary maro be ato mba jereo sao misy hta dia tsyhay akory
30. ari.malala ( 28/07/2005 06:43)
mandrindra, tsy haiko alo ze hitranga eto ê! fa zao, nisy zavatra azoko nofy d nitranga taminà maly d faly b za!!! :D fa za tsy hitantara we in le izy satria secret ana manokana! :D

fijo, mijery sary za ka, fa tsy ary tadidiko aby we io iza d io iza! :) ao fa jereko manokana ny sarinao d honofisiko ê! zay no tinao? ao fa hotanterahiko! :-*
31. mandrindra ( 28/07/2005 10:11)
ari.malala, secret izany anie tsiambartelo, dia amabarambarao amiko izany dia roa fotsiny isika no mahafantatra azy :D
32. doris ( 28/07/2005 18:22)
betsaka tokoa no milaza fa tsy manonofy @ alina, nefa hono manonofy daholo ny olona isaky ny alina fa hoe tsy tsaroaan fotsiny angamba. ary ny olona koa mihevitra fa nofy ririnina avokoa ny nofy, misy anefa ny olona izay manonofy ary tena miseho ilay nofiny. misy izany ilay hoe nofy fambara ny ho avy. fa ilay nofy hoe firaisana aloha dia tena marina fa be ny mpilaza an'io, eny fa na ny mpivady aza, satria matetika ny vehivavy tsy de tia ny firaisana matetika ka ilay lehilahy no manonofy manao firaisana. tapitra.
33. fijo ( 28/07/2005 21:21)
doris manofy miray dia manofy mandefa koa ve??????de lena ao rafotsy.
34. mandrindra ( 29/07/2005 08:51)
dia eo popotsy vao taitra dia manao hoe mba omeo amin'izay hono izy !!
35. ari.malala ( 29/07/2005 11:41)
:) za mahafantatra olona manonofy mandefa fa lena ny fandriany @ maraina, satria ony izy tsy ampy firaisana...

mandrindra, efa we ana rery wa! vaoh alona ndray zao za no nanonofy ny teto! :-D azoko nofy we nihaona daolo ny namana rehetra rehetra eto :-D asa hanahoana tokoa raha tanteraka! :-D
36. mandrindra ( 29/07/2005 12:41)
manofisa indray rahalina dia hitanao ao ilay daty fihaonana :D
37. ari.malala ( 29/07/2005 13:21)
:-D:-D:-D:-Dnga?! hoavy hibitsika anle daty nga enao?
38. mandrindra ( 29/07/2005 13:36)
fa nasainao angaha izaho :D
oadray lety e, aoka kely aloha, efa tsy nety le foa foa tary fa ovay indray. Abracadabra aza atao voavakin'i fijo ity hafatra ity sy ilay nosoratan'i ari.malala eo ambony io. Amin'ny alalan'ny masina, mazi mazi.
39. ari.malala ( 29/07/2005 13:42)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-Dza tsy nanasa anao ka! tena tsy afaka manasa anao zany ah!
40. mandrindra ( 29/07/2005 13:47)
za ko anie efa madio e :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.528