inona re no antony amitahan'ny vehivavy 1 ny vadiny

61. deghany ( 03/08/2005 11:41)
fa satroka string!=))=))=))=))=))
62. fijo ( 03/08/2005 22:18)
na satroka bonnet
63. mandrindra ( 05/08/2005 15:34)
satroka miaro amin'ny orana tsy ahalena hanaovana e
64. fasaly ( 05/08/2005 16:47)
de mahaiza mifidy zay sahaza aza sao de mitsoaka ny satroak fa hoe malalaka loatra ka zay koa vao maika loza na hoe tery loatra de nipoaka tany de nipartiaka aby izay tsy hiparitaka.... aleo satroa bonne kalité tsara
65. fijo ( 10/08/2005 21:08)
inona kay le miparitaka ry fasaly?hi hi hi
66. vivi ( 13/08/2005 09:00)
mba tena mivona be koa zany resaka izany ka lasa resaka satroka ny fiafarany ,ny ahy aloha micomprendre ny Vna L manao sipa raha tsy ampy ny affection satria ilina io na tsy hisanandro fa rehefa fotoana tokony anaovana azy, ary tsy tokony hisaraka @izany mihitsy , fa fanalana azy no atao , sady mameno ny banga , raha ny fanaovana anizany no hampety ny tonkatrano de tsy maninona , sa ahoana?
67. fijo ( 17/08/2005 21:13)
izay mihintsy ry vivi an
68. deghany ( 19/08/2005 13:22)
mandrindra:

satroka miaro amin'ny orana tsy ahalena hanaovana e


satroka pô zany?!!
69. deghany ( 19/08/2005 13:22)
mandrindra:

satroka miaro amin'ny orana tsy ahalena hanaovana e


satroka pô zany?!!
70. booboo ( 20/08/2005 18:54)
vivi > zà kosa tsy manaiky an'izany. Facilité hitsoahana ny tena olana zany amiko. Na hitsoka ary @ fomba aôna na @ fomba aôna aza ny fototry ny olona mbola eo ihany !
71. hps ( 21/08/2005 19:10)
Mba mandrefy ny hal.izy eh!dia mijery hafainganam-pandeha:roll:
72. xxx ( 23/08/2005 15:15)
satria dindéry rehefa manann
73. Herimiafina ( 23/08/2005 20:05)
Misy hormone antsoina hoe DOPAMINE izay any amin'ny sipa rehetra, mitovy amin'ny ANDROSTERONE any amin'ny lehilahy. Ny asany: "falifaly ery ilay sipa rehefa misy mikaoty".
Dia rehefa voafatotra any amin'izay misy azy any izy dia te ho kaotina bandy hafa foana, mba hahatsapany indray io premiere fois io (miasa ny dopamine) dia miroboka kanefa manenina avy eo dia miverina amin'ny vady ihany.
Tsara ho marihina fa ny vehivavy dia tsy mampirafy raha tsy sure hoe tsy hisy hahita mihintsy sy tsy hisy hahafantatra, Ny bandy indray mitandrina ihany fa tsy sur.
Hany ka tonga amin'ilay fanontaniana mipetraka foana hoe: fa maninona ny lehilahy no mampirafy. Satria ny lehilahy no be mpahita, fa ny sipa mampirafy dia tena mahay manafina be dia tsy misy mahafantatra afa-tsy izy.
Tadidio koa fa ny sipa no be mpampirafy noho ny bandy.
74. fijo ( 23/08/2005 22:37)
marina mihintsy izany,fa ny sipa no tena manao io zavatra miafina io.
75. AndryC ( 25/08/2005 07:39)
mazava be zany e! aza ilaozana midonaka fotsiny ry bandy akama ny manana e! omeo zay ilaina raha mbola misy fa na zany aza mampiasa fika efa mandeha matetika fa sao leo izy ka hitady fika hafa indray! alaivo ambony, alaivo ambany, avadibadio! ooooooooay! Zay ahay ozy ka mba izy!
76. deghany ( 25/08/2005 13:09)
joda:

aminareo inona no antony amitahan'ny vehivavy 1 ny vadiny na ny sipany e


mitady hozatra hafa!!! tsy mienjana tsara tsony le ao an-trano!!!!!!=))=))=))

77. fijo ( 25/08/2005 23:06)
aleo handeha fa malalaka ny toerana hoan'ny hafa e.
78. Veloo ( 26/08/2005 16:05)
Herimiafina a zany an... matoa lety ny kala mamitaka satria negligen'ny vadiny izy a...
79. Herimiafina ( 26/08/2005 23:27)
Kaotio matetika ny vadinareo fa sao mitady kaotian'ny bandy hafa. Nareo vehivavy koa maba lazo izay tena marina fa aza matahotra lava izao ny handratra ny vadinareo ka menatra ny hilaza ny tena raha tadiavinareo e.
80. steeeel ( 28/08/2005 18:43)
raté andé izy mazo mandé an am-zé reviny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2384