inona re no antony amitahan'ny vehivavy 1 ny vadiny

21. kally ( 20/07/2005 08:23)
fasaly> Misy ny zavatra iombonana fa rehefa tsy ny fitiavana no ambony indrindra sy mampiray ny mpivady fa izay trano sy vola nikambanana any dia tsy misy dikany.Aleo misaraka.Izaho kosa aloha ny tenako asiako hajany raha tsy manaja ahy izy.Avy midikiditra any @ olon-kafa any ve dia hiverina aty? Azafady aho rahavako fa tsy aty amiko!
22. boum ( 20/07/2005 13:13)
marina ny any booboo misy zavatra tsy ampy ao matoa mandeha ny lahy na ny vavy. "Ny vy tsy mikitran'irery"
23. sariaka91 ( 20/07/2005 14:53)
matetika aloha dia ny mifanohitra @ izany no mitranga, fa izany hoe rehefa ny lhl no manao azy dia lazaina fa normal ka tsy maintsy iaretana, fa raha vao vhv, dia anokafana hevitra eto @ serasera mihintsy. La parité homme femme, tsy mbola androany !
24. booboo ( 20/07/2005 15:06)
hihihihihi ié
25. fasaly ( 20/07/2005 15:20)
kally:
ka lay mitady affection any ivelany anie tsy hoe tsy misy tsony lay fitavana ao antrano ohatra e! mifankatia amy lafiny maro ohatra sauf io avvection io no manque, de izay no mety hampitady ny iray any ivelany de izay ve no hanimbàna ny efa tsara orina, ohatra hoe taoha izy nanome fitiavana be dia miha mihena ilay izy rehefa ela niarahana kanefa ny iray tena mila an'io mintsy de izay no mahatonga ilay mitady any ivelany fa tsy hatao hankarary ny iray akorye!
26. kally ( 20/07/2005 16:01)
Fasaly> ka raha izany maninona raha mifampiresaka mazava hoe niova ianao fa tsy toy ny taloha? Inona no tsy ho voavaha raha mifampiresaka? Dia eo samy mandini-tena sy manova izay tsy mety fa dia izao hikaroka any ivelany izao foana.:°)
27. fasaly ( 20/07/2005 21:47)
kally a!
tsy hoe te hikaroka ny any ivelany foana anie e! raha manja be ny feeling ao antrano tsy hitady akory hatao inona ndray!!!! fa ity ohatra lay cas efa mifampiresaka lay couple ka tsy mahefa toy ny taloha tsony ny iray de norme be raha mitady any ankafa, ary fiainana io zava-misy matoa aho mafiloha amin'ny hevitro, fa amiko ny fisarahana tsy solution, ny fahaizanao mitondra ny situation ihany fa tsy hatao handratra ny iray, misy ny olona mi déprime satria délaisser loatra amy vadiny na ny part.-ny de tsy maintsy miafàara amizay mba hanasitrana azy e!
tsy cas io an! fa efa nahalala cas maro toy izay aho ary ny olona mifanersera amiko de olona efa manambady na manana tokantrano daholo de izay e! juste hoe zavatra ameno ilay banga, eny e! ho an'ny olona mino, tsy mety fa akory atao...
28. fasaly ( 20/07/2005 21:49)
nisy teny voatelina testsy an! lay hoe "tsy cas-ko io"
29. fijo ( 20/07/2005 22:36)
d'acc be amin'i fasaly aho.hiaritra trefla eo ve fa aleo mihodina kely e.fa aza taitra ndry ry kally fa hiverina eo ihany an.
30. fasaly ( 21/07/2005 04:37)
merci fijo de me comprendre!!!!!:?:?:?:?
31. lilbon ( 21/07/2005 10:44)
way le !:twisted::twisted:
zahay indray aloha tsy saka banga ka hionda-kena e!:P:P
misy ve ny sakafo de handry fotsy kle !:-D:-D:-D
ny tsy misakafo aza mampalahelo kou!
:evil::evil:
OUNTSSSS:miam::miam::miam:
32. ft ( 21/07/2005 17:27)
mety kou ny oé T ampitovy..... :/
33. kally ( 21/07/2005 18:00)
Mba hanaovana izay mahafalifaly ny fony hono izany no mampihodina raha valiana ny lohahevitra e! Avoaka daholo hoe ka ianao tsinona mankatsy ianao mankary fa rehefa te-hihodina tsy mihodina.Hoy izay hira izay e! "Mandeha manaraka an'iny any lavitra any fa rehefa miverina hasiako ihany e!e!e!"

Hay diso : rehefa miverina tiako ihany kay moa,'zafady:oops:
34. fasaly ( 21/07/2005 18:51)
libon:
in ddoly reto soratanjy? tsisy azoko na ny iray aza???
35. fijo ( 21/07/2005 22:18)
kally ,hay ndry afaka hiandry ihany ko,izany ka hendry
36. ttittie ( 22/07/2005 09:24)
fijo:

d'acc be amin'i fasaly aho.hiaritra trefla eo ve fa aleo mihodina kely e.fa aza taitra ndry ry kally fa hiverina eo ihany an.


ianao anie na hihodina aza dia ny eo ihany noeo tsy aleo ve miaritra ny efa mahazatra hevitro fotsiny io an

37. sasa ( 22/07/2005 10:29)
:roll::roll::roll:
38. lilbon ( 22/07/2005 10:58)
fasaly! hihihi:-D:-D:-D:-D:-D:-D
ny saka raha vao mahita hena de ny mihinana ihany
fa raha banga izy de tsy mahatsako tsony de ataony ondana fotsiny le hena fa tsy hohaniny
ny bandy zany raha vao mahita mhm mhm de mihinana koa
fa rehefa tsy mahinana tsony izy zay vao henjy:evil::evil:=))=))=))=))=))
39. kally ( 22/07/2005 11:18)
fijo:

kally ,hay ndry afaka hiandry ihany ko,izany ka hendry

Hoy ilay hira ho'a fa tsy izaho no niten an'io.
Fa raha i Kally no andrasana hiandry eo dia ny bozaka isaina.Mba vehivavy misy hasiny ihany ka tsy hanaiky hataon'olona tsinontsinona.


40. fasaly ( 22/07/2005 15:59)
tittie ka fombandry zalahy anie le miodina e! fa miverina ihany. efa zàtra miodina ireo...ka tsy hatao mankarary fo

libon; de njy zany zao anisan'ny ilay mbola mahinana sa tsy mahinana tsony izany hoe efa henjy???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1567