inona re no antony amitahan'ny vehivavy 1 ny vadiny
41. lilbon
(
25/07/2005 06:10)
fasaly>ahoana mintss no bandy tsy ahinana kle !
zay aza mitady hohanina foana kanou!hi hi hi
fa njy angaha mbola azo hohanina tsara?
zay ange mbola 32 ny nifinay sady mbola mijajika tsara ny entana e!=))=))=))

42. kally
(
25/07/2005 07:57)
Ka io fanekenareo hitsakitsahin'ny olona io ihany no hanoseny anareo,manaiky matoa tsy miteny fa rehefa tsy manaiky ianao ka tena tia izy tsy sahy mihodina izany e! Ary raha hiodina izy satria tsy tena tia dia tapaho ny kofehiny,omeo lalana izy.
43. fasaly
(
25/07/2005 10:39)
kally:
tena misy gaigy be mintsy le olona an! tena tsy fantantra izany mintsy hoe manitsaka izany izy refa miditra ny trano. Fa lay vadiny ao antrano de enti-pahatokisana tokoa. satria le olona manao ireny de manana endrika roa fa refa avy mihodina any izy de hainy koa ny maneho fitiavana amilay vadiny ao antrano ka izay indrindra no tena tsy hamanatarana azy.

44. fasaly
(
25/07/2005 10:42)
libon:
tena gravy zany mitady ho hanina foana izany ry toi!
mbola tsara nify de manararaotà fa fa refa banga de manao telimoka fotsinyn indrindra refa lmatsiro iny ny hena.....:-D:-D:-D:-D

45. lilbon
(
25/07/2005 12:02)
fasaly>ka io kou alou nabanga aza any aoriana any ka tsy hitako,de fiahina ihany le hena de ariana ny faikany e!hhahahahahah:P:P
hotran'le fanaovan'i dadabeanay azy e!hi hi hi
fa gravy raha atao telimoka zany=))=))
sao de amy le ankamatatra hoe :
inn aza zany banga miteli-kozatra:lol::lol:

46. anjelykely
(
25/07/2005 12:48)
Fitahan'lisany fa tsy mahatosika azy tsony!!!!!!:^):*=))=))=))=))
47. xxx
(
25/07/2005 12:50)
Mijajika be ve nefa kely?=))=))=))=))
lilbon:
fasaly>ahoana mintss no bandy tsy ahinana kle !
zay aza mitady hohanina foana kanou!hi hi hi
fa njy angaha mbola azo hohanina tsara?
zay ange mbola 32 ny nifinay sady mbola mijajika tsara ny entana e!=))=))=))
48. fasaly
(
25/07/2005 14:08)
libon:
dadabenareo zany tena nahay nihinankena mintsy an! de totahafindry amzao fotoana....
de ahoana alou le telomoka e! sao mahakenda marina ka eny amy hopitaly vao mifankahita kou we! nahery nihinakena loatsa aho dokotera. aleo ihany izy aloha banga manelinkozatra toy izy izy misy solo nify ka ny nify no voatelina eo vao maika loza...
de hena inona no tian'i toi alonyh e! matavy sa mahia sa le tsokany fotsiny de milevona tsy mila tsakoina????

49. lilbon
(
26/07/2005 04:10)
xxx>io aloha tsy haiko na be na kely,fa hatramin'izao izy mbola tsy nisy niteny we tsy ampy ahy zany henanao zany kle!hihihi.ze nandalo de afa-po ka saika zary tamana daholo!
50. fasaly
(
26/07/2005 07:41)
matoa afa-po sy tamàna de natsiro tokoa zany ny hena
an! ary ny an'i xxx mba ahoana????
an! ary ny an'i xxx mba ahoana????
51. sipagasy
(
26/07/2005 23:05)
mmhhhh, misy anie ilay "juste" filàna fotsiny e!!! fa ny sentiment tsy miova akory de ahoana injay????
52. fijo
(
27/07/2005 04:48)
ka izay mihintsy anie ry sipa gasy e.mba te hiova kely fotsiny fa ny kaly kally ihany.
53. sipagasy
(
27/07/2005 08:19)
eny wa ry fijo hihihihih mmhhhh mpanao azy annn hihihi bibizz elà aloha e!!!
56. lilbon
(
28/07/2005 14:35)
marina zany ry fijo an
aleo mba mitsinjo ny vody andro ho merika kle !:?::)
ny ao an-trano efa ao an-trano :twisted:fa ny eny ivelany aloha no samborina sao de lasa kle !hih ih ihi :-D:-D:-D:-D