inona re no antony amitahan'ny vehivavy 1 ny vadiny

1. joda ( 18/07/2005 15:27)
aminareo inona no antony amitahan'ny vehivavy 1 ny vadiny na ny sipany e
2. fasaly ( 18/07/2005 15:47)
amiko manokana aloha de zà olona mila affection sy tendresse be mintsy mila attention matetika amiko ka raha ireo no tsy hitako de efa miomàna e!
fa zany akory tsy midika hoe zà tsy manome ireo ahn!
3. booboo ( 18/07/2005 17:51)
ié zay. Misy tsy feno ny zavatra andrasana @ ilay lehilahy dia mitady any an-kafa e.
4. fijo ( 18/07/2005 22:30)
te hanao any ambadika koa izy e,hoatra ny bandy ihany
5. nanourand ( 18/07/2005 22:47)
bezouin étérneel d'un amour passioneel

:?

6. sonwin ( 19/07/2005 05:00)
te hitsapa fika hafa izy
7. rjej2004 ( 19/07/2005 05:16)
Mety tsy hitany @lay miaraka aminy ny tena ilainy na izy mihitsy no efa maditra.En général aloha,mila affection be ny vhv e,ka raha tsy mahay ny manome zay ny lhl de mety mitady any ankafa izy.
8. fasaly ( 19/07/2005 06:30)
ok zay mintsy ary azon'ny toi lmintsy lay izy, fa tsy ny vehivavy ihany no mila io affection fa ny lehilahy koa sinon mitady any ankafa koa izy, ilaina ny reciprok
9. xxx ( 19/07/2005 06:41)
tena aza gaga refa monotol be le fiainana ka samy tsy sahy milaza hitady feeling hafa sy milay otran'ny talou dia samy lasa na ny L na ny V. Le talou nge milay de ba atao ohatran'ireny e indrai2 bien sur! Vavy aho izao mikozy izao. Zay nge tsy nieritreritra hoe tena hanao sipa f'otran'ny mba niala vazony fa ny L tena intention foana Diso ve za
10. kally ( 19/07/2005 07:05)
Di voatery hifamitaka foana ve? Fa nahoana no tsy miala mazava anefa rehefa tsy afa-po intsony fa inona ary ity mifamitapitaka ity?
11. pika ( 19/07/2005 09:08)
marina izany kally a
rehefa hita fa tsy mety intsony dia aleo mifamitsodrano fa tsy mety ny mifamitapitaka e
12. Mijo ( 19/07/2005 10:49)
Ny mahatonga an'izany koa dia ny fanana'ilay vehivavy bandy niaraka taminy talohan'ny mariage-ny ary mbola tsy foiny ilay bandy ka izany no antony tsy maintsy hamitahany ny vadiny.Misy zavatra tsy foiny any @ ilay bandy niaraka taminy taloha
13. pitchou ( 19/07/2005 11:20)
noho ilay bandy tsy virja intsony t@ nanambady azy!:twisted:
14. nenyh ( 19/07/2005 11:44)
:lol::lol::lol::lol::evil::^):*:*
15. harotiana ( 19/07/2005 12:17)
Na L na V rehefa mila aventure kely dia lasa. Nefa amiko tsy mety izany. Important amiko ny fidélité, ka rehefa tsy mety intsony dia aleoko miala, manaja tena.
16. pitchou ( 19/07/2005 14:00)
harotiana> ka izay ange no tokony ho izy, fa ilay antony mahatonga ny olona tsy ho fidèle no tena mahaliana ho fantatra e! :D:D:D:D
17. fasaly ( 19/07/2005 15:17)
k'efa lazaiko io ambony io ny tena antony amy ankapobeny raha tsy diso zà, indrindra hoe raha eo amy samy efa mpivady de ho toy izay ny fandehany, fiainana izany, fa mora lay miteny hoe maninona raha misaraka raha tsy ...tsony, ohatra izao mpivady ka manana zavatra iobmonana eo amin'ny fiainani'zy roa miaraka, de ho somabaina ve izany, fa raha tsy maintsy mandalo amizay zavatra izay mba hampatsaratsra anao de tsy maintsy manao izay! rehefa eo amin'ny situation mintsy vao mahatsapa lay izy fa mora lay miteny ka! raha tsy ampy fitiavana tsony le vavy na lahy de tsy maintsy mitady any ivelany fa tsy midika hoe hanaovana ratsy na hanapotika ny iray akory.
18. fijo ( 19/07/2005 22:10)
pitchou mety ho marina koa izay an.soa fa tsy aty io.
fasaly fa toa inona kay le affection tadiavina e;raha teny mamy no tadiavinao ao fa ze t'aime no adi ao.izay ve mety.
19. fasaly ( 20/07/2005 05:33)
fijo:
je te love no tiko
20. cocorie ( 20/07/2005 08:19)
ny ahy je te donne:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5774