ceinture de chasteté

61. fijo ( 06/07/2005 21:50)
ari,izay ihany ny antsika no fifehezana tsara ka
62. ari.malala ( 07/07/2005 06:42)
eka wa fijo cly ako â!:-*
63. mandrindra ( 07/07/2005 13:54)
xxx, raha assurance no tadiavinao dia mandehana ao amin'ny ARO fa manantalenta amin'izany ry zalahy.
64. ari.malala ( 08/07/2005 07:22)
xxx tsy voatery ARO ka, na Ny Havana koa manao assurance tsara mintsy sady isan-karazay ao an! :-D fa tena sty mbola nahita fôna v ê! Zahay anie efa nahavita bdb ê! sa aôna kally? Za wa vonona hanao ourlet raha zay no ilainao, na alefaso aty itaizako ny sain'zany sipanao zany refa tsy hainao ny mitaiza azy. Miaraka mintsy nareo de miaraka anazavana zavatra. Mety zay?
65. mandrindra ( 08/07/2005 08:47)
ari.malala sao dia tsy ilay sipa no tokony ho tazaina fa i xxx. Dia rehefa hanazava kendreo tsara ny lera sao mandritra ny delestazy ka tsy hifanhahitana eo.
66. ari.malala ( 08/07/2005 08:50)
:-D:-D ka efa we izy 2 miaraka de samy mahazo fampianarana ko! enao koa! efa tsy dia be intsony koa anie ny delestazy ê!

67. possy ( 08/07/2005 08:55)
Hono hoa ankia ry ari.malala raha hitaiza sain'i xxx in-dry dia asaivo mitondra labozia izy ary tandremo sao dia may indray ilay zavatra an! ka lasa mitombo ny olan'i xxx.Ka tsy ceinture de chasteté intsony no ilainy fa hatramin'ny ovy hanasitrana ny may .
68. ari.malala ( 08/07/2005 09:00)
:-D:-D:-D:-D:-D
69. ari.malala ( 08/07/2005 09:02)
:-D:-D:-D:-D:-D
70. xxx ( 08/07/2005 09:30)
Tsss tsy raisinareo serieux mintsy ny blemako amile fitiavako anle sipa.Eo za de hanalanareo nefa mafy nge zany tia zany e ! Ari-malala koa ohatran'ny tsy mba nitia mihintsy :-*
71. ari.malala ( 08/07/2005 13:06)
xxx, efa nitia tokoa aho, fa io noteneniko anao eo mabony io ny deviseko, mila mahay mahatoky ny olon-tianao ianao raha te hiaina milamina. Ary marina ny voalazan'ny ankizy ao ambony ao we ny gadra no mila mandositra sy mila fahalalahana, fa ny olona afaka tsy mila anzany! Mila mailo hoy ianao, izany we enao koa anie zany manao any ankafa de mahana ê! tsy amdiony sainao saatria zava-panaonao le zavatra... sa v tsy marina izany ary ka! zany chasteté zany lesy any an-tsaina fa tsy ilaina ceinture â! refa mifanaraka ianareo fa samy tsy hanao firaisana alo de milamina io! de refa tsytinao hanao ]lonkafa izy de aza manao @ olonkafa koa! hajao izy hanajany anao. zay fa manjary lava be ka! :)

72. mandrindra ( 08/07/2005 13:21)
hoy i ari.malala :"efa nitia aho", fa angaha tsy mitia intsony izao no ny lasa sisa no tantaraina.
xxx, avelao hoa izy halalaka fa na mba te hirevy seule aza ve izy izany dia tsy avelanao mihitsy le !!!
ho tonga anie ny fahafahana !!!
73. ari.malala ( 08/07/2005 15:00)
mandrindra, raha mitia ka ary mbola afaka mitia soa amantsara :) fa we manina?
74. fijo ( 12/07/2005 22:00)
izay mihintsy no tena tsara ry ari an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1692