ceinture de chasteté

41. mandrindra ( 30/06/2005 08:43)
xxx, le manann anie tsy votery ho eo amin'ilay asianao gadana fotsinye, raha tsy hoe mila gadana telo angaha ?
42. ari.malala ( 30/06/2005 09:47)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D gadana 3 be zao v?:-D:-D:-D:-D:-D
43. possy ( 30/06/2005 13:52)
Raha mila ceinture de chasteté ianao dia makanesa any amin'i robin de bois manana sady mampidrana izy fa raha mila ceinture ianao dia be mpanefy ao Andravohangy na raha tianao atao volamena dia any karana manefa sady volamena an! misy koa eny amin'ny mpanefy vilany eny Ambatolampy sady afaka atao milay be io an ! raha eny ambatolampy i xxx no mandeha . na antsoy ny code 101
44. mandrindra ( 30/06/2005 14:21)
ari.malala, ka rehefa hanidy ihany ve raha gadana iray fotsiny nohidina anie mbola misy roa malalaka e, ary tsy kely lalana mihitsy ry zalahy raha vao mahita irika. Maika moa izany hoe mihidy ny iray fa ny roa tsisy manakana, rehefa teritery toy izany anie vao maha be ny mpisisika e.
45. xxx ( 30/06/2005 14:25)
possy misaotra e ! mandrindra de inn aza no solution raha tsy mety le izy e ! ny ahy io tena tsy tantiko mihintsy koa ; sao lanin'ry zalahy any

misaotra kally an, ianao nga tsy mampiasa an'izy io ?
46. mandrindra ( 30/06/2005 14:31)
ny vahaolana dia avelao izy halalaka, izay malalaka ihany no tsy mitsoaka. Hitan'i xxx, ny gadra ihany no mandositra miala any amponja fa ny olonafaka dia mitohy milamina ny fiainany. Gejagejao e anie ho hitanao fa misy anie ny manana lakile passe partout e. dia hiditra partout mihitsy izy.
Ary raha toa ianao matahotra hoe sao lanindry zalahy dia vokiso tsara izy e, rehefa voky anie tsy mitady kaly e, na goûter aza tsy tiany, sa tsy izany ry ari.malala.
47. kally ( 30/06/2005 14:48)
Ny ahy ry xxx tsy mampiasa loatra an'ity ceinture lazainao ity aho.Ny ahy indray ao an-tsaina sy ao am-po dia efa girijàjà be dia manaraka ho azy ny sisa (manaraka ny fivoaran'ny toetr'andro e!),teknôlôjia be manadala:vao feno ny fo dia mikatona ho azy lasa ohatr'ireny automatic door ireny ny sisa.Ny saofera tsy mila manidy fa avy dia mihidy ho azy.Ry xxx angamba nilaozana nandeha niera nivoaka t@ fizaràna an'io matoa mitady mafy ceinture de chasteté.
48. fijo ( 30/06/2005 20:56)
le fehikibo io anie ry X mety ho hita e.fa anao ahoana izy rehefa hangery?sa teriziny ao koa dia rehefa tonga X mamaha azy rehetra?
49. ari.malala ( 01/07/2005 10:54)
:-D :-D :_D:-D
50. Herytae ( 01/07/2005 11:04)
:lol::-D, sampona mintsy nareo reto ndraindray!!! kôzy e!
51. ari.malala ( 04/07/2005 09:59)
sampona ve? tsy sampona fa mahay mampime fts ka, de mahafinaritra tsara
52. johan ( 04/07/2005 14:02)
ary le fehikobo mbola tsy kobo ihany hoe aiza no misy an. mametra less mail de atoroko an'la ah! fa lafolafo le izy kle.
53. fijo ( 04/07/2005 22:35)
miandry valiny aho kle.
ilaozan'i ari malala mivanitika ve ko
54. ari.malala ( 05/07/2005 06:43)
ts we laozako mivanitika lesy elà fijo fa le filazan'là anazy mintsy no tena nanapatsinay ana ka! marina ê! ary tsy noeritreretiko mintsy iny resaka 1 iny we aôna tokoa moa? an an an, manarabody anle sipany eny fôna zany i xxx de mamaha alo de mamitra de avy eo manidy ndray ko! :-D Ny antsika tsisy anzany fijo an! ;)
55. chipie1 ( 05/07/2005 07:43)
mahita raha mihintsy nareo reto ! hihihi
56. possy ( 05/07/2005 12:24)
raha centure no tadiavinao ry xxx an ! dia tsotra ny valiny ah! manaova relation sexuel foana isan'andro na dia miposaka aza ny masoandro dia leo izy ary tsy te -hitady kof intsony na mandehana any Ambatolampy e! mitondra vilany goaka dia asaivo avadiny ceinture de chasteté dia ataovy ny sariny ary aivo lavaka hipipizany sy hikakazany fa lasa maimbo be ka na ianao aza mety tsy tia azy na asio alamo rehefa sokafana satria tsy laitra ny fofony .dia asaivo misssss alohan'ny hametahana azy ilay joba .
57. ari.malala ( 05/07/2005 14:24)
:-D:-D tena io an'i possy io no nampime ana kle! nareo tena mahita tenenina mintsy!=))=))
58. fijo ( 05/07/2005 23:07)
ny antsika ari tsy izany an.
59. ari.malala ( 06/07/2005 06:08)
ie, tsika moa fijo mahay mifampatoky ô!
60. xxx ( 06/07/2005 08:49)
misaotra possy an ! sady azo atao tsara didy nge le ceinture e! ny lamaody vita ny assurance azo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2104