ceinture de chasteté

1. xxx ( 27/06/2005 14:48)
Tena mba mila an'io aho ry namana isany fa mba misy mahita ve aiza no hahitako an'io eto amin'ny tanana.

:-*

novalian'i fijo ny 12/07/2005 22:00
2. ari.malala ( 27/06/2005 14:51)
ny ceinture de chasteté de ny ao an-tsainao fa tsy mila vidiana satria ianao no mifehy ny tenanao ho chaste. :)
3. xxx ( 27/06/2005 14:53)
ari malala a, ka tsy ho ahy ilay izy fa ho an'ilay olona miaraka amiko
4. ari.malala ( 27/06/2005 14:59)
lahy zany enao raha azoko tsara? de tezao ny sainy hoe tsy ny fanaovana firaisana aranofo ihany no porofom-pitiavana fa ny fanajana ny tena sy ny olona miaraka @nao koa. :)
5. xxx ( 27/06/2005 15:06)
ka tiako be mintsy izy dia mba porofon'ny fitiavako azy dia mba tiako omena an'io izy raha mahita aho.

ilay mitaiza saina tsy dia aiko loatra :-*
6. kally ( 27/06/2005 17:25)
Mpanefy be dia be eraky ny tanàna io ka nahoana ary no tsy mampanefy ianao ry xxx?
Dia hidio lakile dia ario any @ ranon'Ikopa ny lakileny avy eo:-P
7. kally ( 27/06/2005 17:25)
Mpanefy be dia be eraky ny tanàna io ka nahoana ary no tsy mampanefy ianao ry xxx?
Dia hidio lakile dia ario any @ ranon'Ikopa ny lakileny avy eo:-P
8. booboo ( 27/06/2005 18:22)
hihihihi
9. felicia ( 27/06/2005 23:37)
za panefy...:Pataoko mmilay be le gadana...kally,raha mba taty akaiky taty injy angamba tena lasa mpinamana isika roa...
10. lilbon ( 28/06/2005 04:34)
:P:P:P
xxx ,tena oll tratran'ny jalousie maladive mintss no mampanao ceinture de chasteté!
fa mba atoroy we ahoana no fanasana azy amin'izany !hihihi sady izay rah olona handeha lavitra!ihihih
11. ari.malala ( 28/06/2005 05:43)
:) nareo kosa aza manala anle ol fa mba tiany kosa anie ony leol ê! :)
12. keviin ( 28/06/2005 06:24)
kally de ahona rehefa tsy ilaina tsony le gadana rehefa avy eo =))
13. kally ( 28/06/2005 07:12)
Eny akia ry felicia sady mety ho lasa kala be isika roa,na dia ny sté fanaovana ceinture de chasteté fotsiny aza, ny kil anie betsaka amin'io fa tsy sahy misehoseho e!:P

F'angaha izany misy gadana ry keviin fa tonga dia ahodina fotsiny ohatry ny vachette dia vita a!gadanà tapahin'ny olona fotsiny dia vita fa vachette azo antoka kokoa.
14. ari.malala ( 28/06/2005 08:03)
za aky kally mba raiso hiasa any @ nareo â! ;)
15. xxx ( 28/06/2005 08:37)
lilbon tsy jalousie ilay izy fa fitiavana be! zay ihany no mahazo mampiasa an'ilay lakile. Ny ahy ny tadiaviko dia ireny ceinture madio tsara ireny ka.

Kally sy felicia dia manala fotsiny. Tsy mbola fantatrareo ny atao hoe fitiavana dia miteny izany ianareo.

arimalala misaotra fa inao mba kopy ahy ihany :-*
16. tequila ( 28/06/2005 09:34)
fa i xxx ve aloha mahafantatra hoe toy inona ny bikan'ilay zavatra tadiavinao e? satria mantsy rehefa fantatrao dia ho azonao hoe fa nahoana izany no tenenin'i kally sy felicia .

fa na fitiavana be toa inona aza ve
17. xxx ( 28/06/2005 10:10)
sarotra be ry xxx zany fa izao omeo confiance fotsiny izy fa matoa izy mibolila dia tsy mendrika ny fitiavanao izy zay fa mionona.Aza manao jamba be loatra amin'io fa sao tsy mety e.Raha tsy izay sao ny sainao fotsiny no mamosavy anao fa mba tena tokony hatokisana fotsiny izy?
18. kally ( 28/06/2005 10:10)
Tongava akia arimalala raha hiasa aty indry fa mbola mandray izahay a! alefaso ny fangatahana ry xxx raha mila échantillon ianao fa efa lasa nitady vy any izao felicia,izaho ato efa mamelona afo hanefena azy,i arimalala io vonona koa!
19. eh ( 28/06/2005 11:07)
aza mampiomehy ianareo ê! tena clown b mihintsy ilay resaka! mahafinaritra ka!
20. xxx ( 28/06/2005 11:42)
Kally sy felicia ny anareo zany toa tandrametaka ka sao marary amizany ilay olontiko.
Mba evitena ny tentation fotsiny nge le izy e
xxx a tena tiko nge izy e ! fa ilay matoky azy indray tsy aiko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2865