ceinture de chasteté

21. mandrindra ( 28/06/2005 12:30)
xxx, raha tena tianao ilay olona maninona no ny fikany fotsiny no andraranao azy fa tsy tapenana koa ny vavany sao manoroka olona hafa any izy, na fatorana ny tanany sao misafosafo kofa hafa. Sao dia mba ny fikany ihany ary no tena tian'i xxx.:D
22. xxx ( 28/06/2005 13:04)
mandrindra io kosa tena tsy ho zaraiko amin'ny hafa ka. Sao lasa miova ny lokony.
23. mandrindra ( 28/06/2005 13:17)
fa ny ambony izany zarain'i xxx ???
24. kally ( 28/06/2005 13:26)
Hay moa mety miova loko izy io ry xx? Lomy amin'ny ranon-tsira sy vinaigre fotsy raha miofo fa aza mandany vola @ ceinture de chasteté.Ireny jeans miofo ireny mantsy izany no fanaovana azy ka andramo sao io no mety mba hitazonana ny lokony raha izay lokony foana no mampalahelo anao.
25. ari.malala ( 28/06/2005 13:42)
kally> :-D misen b le valintenindry! ko tsy hangirifiry b ve aky?! :-D

xxx â! isan'ny porofom-pitiavana ngeza be ry namako tsy haiko anarana ny fahatokisana, ary harary fo @ tsy antony ianao raha izany no ivbadianao atidoha marina ê! Olombelona mitovy aminao ny olontianao fa tsy sanatria fanananao ka hofefenao sy hotampitampenanao toy izany! Soa ihany fa tsy za le olontianao fa raha za de efa ela b ah no lasa fa za tena zvt farany halako zany tsy atokisana izany! Mba miovà @ zay toetsaina fa efa taonjato vaovao no iainana!

26. mandrindra ( 28/06/2005 14:19)
ari.malala, fa angaha misy maratra no mangirifiry?
Marina ny ano fa ny fahatokisana ihany no fototra hiorenan'ny fitiavana.
27. xxx ( 28/06/2005 15:19)
eny wa ry arimalala, mety mangirifiry zany lomana sira zany. Za kosa tsy ampijaly ny olontiko. Ceinture de chasteté defa ampy.
mandrindra tsara ihany fa aleo koa mba mailo e:lol:
28. kally ( 28/06/2005 17:05)
Ary raha zairina ve manao ahoana ry xxx? Izaho ato tsy sasatry ny manoro hevitra nefa ianao ity toa ila ceinture ihany no tena mahamendy anao,ianao nefa tsy mety miseho anarana koa handefasana échantillon.
29. fijo ( 28/06/2005 22:59)
zairo marina kle.dia asio tampon kely ao anatiny mba tsy hanadinoany ilay zavatra.
raha tsy izay dia atero aty fa za azo hitokisana raha io ka
30. keviin ( 29/06/2005 06:43)
fijo raha zairina ve tsy afaka etezana ny tady kle de avy eo asiana vinaigre sy sira de tsy miova ny lokony, de zairina indraimandeha de otran'ny tsy nisy fiovana =))
ari.malala marina ny teninao tsy azo lavina ^:^
31. ari.malala ( 29/06/2005 09:39)
kally> ndry mpanjaitra de za mpanao ourlet sady za mahay alne invisible reny d tsy afaka hetezana zany! :-D
32. xxx ( 29/06/2005 10:23)
Izao e! tongava aty amiko fa misy centure tsara aty ary efa vonona. Ento aty izy hametahako azy fa avy hatrany dia tsy manana ahiahy intsony ianao.
33. mandrindra ( 29/06/2005 14:27)
izany an'i xxx izany ve tsy hoe fenoy ny banga le !
34. ari.malala ( 29/06/2005 14:32)
ny inona no banga hofenoina?
35. fijo ( 29/06/2005 20:18)
le banga ka.aty koa azo antoka ka.
36. felicia ( 30/06/2005 00:36)
iza sy i kally moa zany tena considéren'i xxxtsy mahalala fitiavana koa...zao kosa e ny aminay le fitiavana tsy mila gadana sy fehikibo zany,fa ny self control sy ny fifampitokisana no zava-dehibe...
37. dadabe ( 30/06/2005 00:58)
:Dxxx a!! na de 666 aza enao de manoro hevitra ihany zah :wink:
ny fika tsara indrindra dia alaivo izy de ataovy mariazy de aza avela miasa fa asaovy mikarakara tokatrano,de ianao miasa nafy hamelona azy ,de vita ny resaka :D
38. ari.malala ( 30/06/2005 06:00)
hehehe fa ny fikarakarana tokantrano angaha tsy asa ry dadabe? taraiky b koa le fisainana we ny vhv natao hikarakara tokantrano fts kle!
39. xxx ( 30/06/2005 06:40)
dadabe tsara le torohevitra fa aleoko ihany mitazona ny lakile an'ilay ceinture ato antrano dia izy tsy maninona raha miasa. Mety ilainy ange ilay mikontakta olona hafa fa le manann fotsiny no tsy tantiko e
40. kally ( 30/06/2005 06:47)
felicia>:-*
E! ry xxx! tena azoko an-tsaina mihitsy ny fahorianao ka amin'ny maha-mpinamana tena te-hanampy anao mafy aho hahitanao izao ceinture izao,ianao anefa ve aloha efa mba nanontany ireo mpanefy vy fotsy be dia be ireo e?Raha tena tsy tianao ilay hikômandy aty aminay mantsy,manandrama indray,sady mamirapiratra tsara no azo antoka ary sur mesure mihitsy fa tsy hoe anona.Manambaka vrai e!:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1602