Tena very ny maha malagasy raha vao tonga aty an- dafy

21. Veloo ( 24/06/2005 16:58)
za aloha tsy miavona no sady tsy mba niova mihitsy e...:lol::{:{:{
ry dadabe zany de mandainga oe any dago tssssss:twisted:
tena mi-depndra ny oul aky io bako a mitsika fotsiny raha miova tsara ry zareo dia arabaina ee:wink::wink:
22. nazi ( 24/06/2005 17:20)
Io samy manana ny tiany,za ndary aloha faly fa GASY,sady GASY hatramin'ny fara-fofon'aiko (Mifalia ry zareo fa malagasy a!!!!:D:D=D=D
23. felicia ( 24/06/2005 22:25)
milay be oa kally8)
24. zakilinina ( 24/06/2005 22:38)
marina ny an-dry ry nazy
25. xxx ( 24/06/2005 22:43)
bako> enao koa anie zany anisan'zany e.
enao le manao hoe doctera tsaboy ny tenanao.
aza manaratsy mba tsy arasina..fa zay manaratsy no tena ratsy indrindra.
amiko refa tsy tiako de elako mora.
fa nenao kosa afa..satria enao mitsikilo sy mijery ze tsara amin'olona.
tsy ny olona rehetra lesy rabako no nohova toetra aty hivelany aty a.. azon'la zany?
fa refa ratsy fanahy otran'la de mangina tany.
mandreraka tssssssss
26. dadabe ( 25/06/2005 04:10)
bako > milay e
hoy i veloo
ry dadabe zany de mandainga oe any dago tssssss

ary ndry klou aiza e:wink: tsika mitsam anie samy gasy e,de samy manja e,de samy.....:wink:

samia ho tratry ny asaramanitra e:D
27. sipagasy ( 25/06/2005 08:09)
amiko aloha n'aiza n'aiza alehako dia GASY aho e!! nefa kosa araky ny tenin'i Riffeur dia tsy bornée ny @ izay aho fa dia mi s'adapte @ toerana iainako, izay ngamba no fiaraha monina & fanajana ny fiaraha-monina tsara indrindra????, izany hoe mbola mitana ny toetrako gasy ihany aho @ izay hihihihi
28. fasaly ( 25/06/2005 09:48)
zakilinina:
lay teny vary amin'anana kosa aloha lasa ho azy mbo marina e! fa tsy fanahi-inina mihintsy na hoe gesta
fa eto aminay zao somary vitsy gasy de ny tsy fampiasàna azy matetika no mahatonga azy vary amin'anana rehefa miresaka amy samy gasy.
aza omena tsiny ary e!
29. fasaly ( 25/06/2005 09:55)
zakilinina:
de lay tic verbal: ka lazaiko anao fa na ireo vazaha ireo aza anie manao diso na fanoratra na fiteny e!
ka indrindra moa hoe olona vahiny toa antsika gasy
ka manome rariny an'i xxx ihany aho aza ny kritika no atao betsaka fa tsy tsara koa anie izany eo amy fiaraha-monina e! mbà zennnn... de cool e!
30. dadabe ( 25/06/2005 10:47)
marina zany fasaly a,ary toi mahay mamaly mihitsy a
31. fasaly ( 25/06/2005 14:22)
dadabe:
aoka wa marina ....!
mbola ho valiako i toi an!
32. mishou ( 26/06/2005 00:11)
zany ange le hoe lazao ahy ny namanao de lazaiko anao ny toetranao e, mihinana @ fourchette ny vazaha hiarahanao mipetraka de hihinana @ sotrogasy ianao fa raha tsy izay de manova fomba gasy
toy izay koa rehefa tonga any ambanivohitra ianao ka mipetraka @ tsihy ny olona de tsy andeha hitady seza sy latabatra ianao fa lasa tsy mahalala fomba:-D:-P
33. pitchoune ( 26/06/2005 05:59)
Bako
Mety misy antony manokana ilazanao fa very ny fanabeazana gasy rehefa tonga aty an dafy na koa hoe miova ny toe tsaina, nefa ny tena marina dia tsy ny olona rehetra ny toa izany. Samy manana ny fomba fandraisana ny fomba fiainany aty ivelany io, misy ny olona miaina amin ny toe tsaim bazaha satria izay no mety hitany fa mahasoa azy, misy kosa ireo rehefa miaraka amin ny vazaha dia hafa ny fihetsiny sy ny toetrany ary rehefa miaraka amin ny malagasy mpiray tanindrazana aminy izy dia miova araka izay koa. Ny fiainana koa anefa tsy maintsy amapnarahina ny toetr'andro sy ny toe javatra misy. Raha ny toe tsaina manokana no tiana resahina dia marina ny anao hoe tsy tokony ovaina satria zavatra iray tokony ho raiki tapisaka iny ao amin ny tsirairay, fa ny ankoatra izay kosa dia fianarana ny fiainana ary tsy maintsy manara drenirano ra olombelona.
34. dadabe ( 26/06/2005 08:33)
ahan !! marina zany ka:roll:
35. zefalah ( 26/06/2005 09:44)
resaka namana...nena refa miova toetra ny namako dia elako...satria so amindra aretina.
tsara ny mpinamana nefa tsy ny olona rehetra iany koa no atao namana... satria hoy

lazao ahy ny namanao de lazaiko anao ny toetranao e!
namana no mahatonga anao ratsy, ary namana iany koa no matonga anao ho tsara.
36. mandrindra ( 27/06/2005 13:16)
Tsy izany kosa no tena namana ry zefalah a. Ny tena namana dia izay manitsy ny diso, manarina ny lavo fa tsy hoe miala pà raha vao misy tafitohina.
Ilay resaka hoe very ny mahamalagasy indray aloha dia na aty ivelany na any madagasikara dia efa samy nanary ny ampahany daholo, na dia tsy natao fanahy iniana aza. Fanontaniana vitsivitsy : iza amintsika ireto no manangana ny sainampirenena na indray mandeha isantaona fotsiny ? Iza amintsika no miakanjo malabary sy mitafy lamba, sa hiverina hisalaka mihitsy satria izany no fomba any amin'ny faroitra sasany ? firy no afak milaza fa mahafehy tanteraka ny teny malagasy? Iza no mahay ny fomba malagasy rehetra amin'ny vaninandro samihafa ? Iza no mampiasa ny volana malagasy fa tsy manao hoe janoary, febroary ...? firy no mivavaka amin'i jesosy kristy na hafa koa izay tsy tao anaton'ny fomba malagasy tan y ampiandohana? ...
Toa tsy ho tapitra mihitsy ilay fanontanina raha mbola ho tohizako. Izay milaza mahay tanteraka ny fomba gasy, ireo soatoavina, dia vitsy dia vitsy ankehitriny. Niova tsikelikely ary nivoatra niaraka amin'ny tantara ny fomba malagasy sy ny vahoaka malagasy toy ny any amin'ny firenena rehetra. Raha toa ianao ka malahelo fa very ny fomba gasy dia ampianaro izy satria ianao izany mahay, sa raha mahita olona solafaka ianao dia mitazampotsiny?
Koa ho an'ireo izay mahay dia misy lohaheviotra natokana ho an'izany eto amin'ny serasera ka maninona no tsy mampianatra any fa marary fo eo fotsiny. Sa rehefa mahay dia tsy hizara?
Ny tena zavadehibe amiko dia ny fahaizantsika rehetra manindraindra, miaro, mitantara io Madagasikarantsika io na aiza misy antsika na aiza. Mba ho tretrika sy mirana anie isika rehefa miresaka io tanindrazana io.
Koa raha misy afaka mamaritra hoe inona ary ilay toetsaina malagasy dia mba zarao fa ho lina tokoa ny tenako hianatra an'izany !!
37. xxx ( 27/06/2005 14:31)
Bako ta raison, sa me fai male au ceur koi. Tu voi, za zao 3 ans d’andafy fa efa tsy D mahay miteny gass tsony. Oh la la, j’m bien manger les vary aminanana là ! za mande miangona les dimanches. Tu voi! les ramatoa tsy mitafy lamba à l’eglise! Oh la la, aty andafy tsisy andriana sy andevo intsony. Tany inona ty ianantsika ty marina. Mon dieu. Fihavanana là ? efa oublier.Za mba nangataka cerficat d’hebergema ho an’i ma mera tamin’mon propre cousin, c pa possible koi ! pourtant, lui il est gasy ray gasy reny !

Aza ariana ry reto ny mahagasy an ! :evil: vraiment aza ariana !
38. fasaly ( 27/06/2005 16:10)
mandrindra mahazo point toi amzay an!
39. fasaly ( 27/06/2005 16:11)
xxx:

Bako ta raison, sa me fai male au ceur koi. Tu voi, za zao 3 ans d’andafy fa efa tsy D mahay miteny gass tsony. Oh la la, j’m bien manger les vary aminanana là ! za mande miangona les dimanches. Tu voi! les ramatoa tsy mitafy lamba à l’eglise! Oh la la, aty andafy tsisy andriana sy andevo intsony. Tany inona ty ianantsika ty marina. Mon dieu. Fihavanana là ? efa oublier.Za mba nangataka cerficat d’hebergema ho an’i ma mera tamin’mon propre cousin, c pa possible koi ! pourtant, lui il est gasy ray gasy reny !

Aza ariana ry reto ny mahagasy an ! :evil: vraiment aza ariana !
ah ben! dis donc! mince alors!......




40. mandrindra ( 28/06/2005 12:38)
fasaly, misaotra e !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3282