vehivavy virijiny ve no tokony hanoron-tokantrano?
61. mamzelkely
(
30/06/2005 12:47)
za mbola virja dôly ny lavaka rehetra aty amiko!! afatsy ny sofina satri za mitevika!!:°) mino ve nareo!!:-D:-D:-$
62. mandrindra
(
30/06/2005 14:23)
dia mbola tsy nisikotra .... orona mihitsy i mamzelkely, ary rehefa misasa angaha tsy misikotra f....oitra ?
63. mamzelkely
(
30/06/2005 14:38)
hihihi=))zany anga no tsy mahavirja tsony!!! ry mandrindra!! aleo hijanona le resaka fa sô de ataonareo maty ala eto za ka!!:oops:
65. mandrindra
(
30/06/2005 14:57)
mamzelkely, fa ahoano no tonga dia manao posy sahady
pitchou, izay anie no nahatonga ahy nanoratra tery ambony tery hoe ho entina amin'ny Ki.. izany ny tokanatrano e.
pitchou, izay anie no nahatonga ahy nanoratra tery ambony tery hoe ho entina amin'ny Ki.. izany ny tokanatrano e.
66. fijo
(
30/06/2005 21:04)
felicia an minonona ahy fotsiny ihany e.
mamzely za mino anao ka.
fasaly an ahoan aio hevitr'i bedada io?
mamzely za mino anao ka.
fasaly an ahoan aio hevitr'i bedada io?