vehivavy virijiny ve no tokony hanoron-tokantrano?
1. bebeto
(
18/06/2005 12:25)
Raha averina ve ilay fomba taloha fa tokony ho virijiny ny vehivavy vao afaka miroso @ fanambadiana dia firy sisa hoy ianareo no afa-bela @izany?
novalian'i fijo ny 27/07/2005 21:11
3. tsondjo
(
18/06/2005 13:46)
wadray fa inona koa izany fomba fisainana izanY???? fa ianareo ve dia eo lava e!??? (tsy mandroso) tsy hoe akory rehefa fandrosoana dia tsara avokoa fa misy ny tsara ary misy ny ratsy e!! ka amiko manokana tsy misy maharatsy izany aloha e!!!
4. chipie1
(
18/06/2005 18:55)
mandrosoa any aminy lalindalina ry tsondjo dia arotsahy ny aratonao !:-@:-@
5. dekabol
(
18/06/2005 21:36)
anjara io fa sarotra be ny ahitana izany izao ,raha hiandrya an'izany dia manjary tratrin'ny detournement de mineur eo, nefa raha misy indray dia aleo ihany premiere main amin'izay tsy mahabe eritreritra, samy tsara koa anaefa ireo satria izay tiana ihany no mitombo tarehy
7. maditra
(
19/06/2005 05:42)
Sady tsara izany vady mbola vierge izany fa raha tsy anjara moa dia tsy asiana olana.
8. dadabe
(
19/06/2005 05:55)
zah klou tsy virja tsony de ahoan ?:-w:-w de tsy mahazo vhv virja tsony ve zah zany kle ?:-w
11. nyeja
(
19/06/2005 11:49)
izay aho vao mba handray anjara eto ry zareo a mba nahaliana ahy ilay ady hevitra , ny ahy aloha ny hevitro dia hoe mety misy olona nahita virijiny nefa tsy dia tiany noho ilay tsy efa intsony satria ny fitiavana dia tsy miankina amin'izany loatra , hafa ilay olona tena tia , manaiky sy tia anao amin'ny fony sy ny sainy ary ny fanahiny toy izay hanaraka "fomba ianao " fa tsy maintsy virijiny no hovadianao.
12. sonwin
(
19/06/2005 13:48)
18 taona ny ankizivavy,
Taloha toa maontina avokoa
18 taona ny ankizivavy
Ankehitriny 1 ny virjiny....
..iza aza io 1 io klé:roll:
Taloha toa maontina avokoa
18 taona ny ankizivavy
Ankehitriny 1 ny virjiny....
..iza aza io 1 io klé:roll:
14. Laholo
(
19/06/2005 20:32)
Raha ohatra ka ilay bandy mbola tsy nanapoaka dia omeko rariny raha te miandry an'izany. Fa raha ianao efa nanapoaka dia tonga de alao vady ilay ankizivavy fa raha tena maro koa ny lehilahy miandry an'izany dia maro mampalahelo ny sipa. Amiko tsy blem na na virj intsony .
15. yonikafopl
(
19/06/2005 22:59)
nyeja, marina izany, ny an'i laholo koa tsy diso.
fa hono waaa , mampaninona tsony moa ny virja sy tsy virja amzao fotoana izao eee. Inona no important am le we mbola virja??
dadbe :-*:-*
fa hono waaa , mampaninona tsony moa ny virja sy tsy virja amzao fotoana izao eee. Inona no important am le we mbola virja??
dadbe :-*:-*
16. sonwin
(
20/06/2005 06:53)
bebe> le hoe manapoaka champagne no important:°)
ohatran ahona marina aza zany manapoaka klé:roll:
fasaly> eo indrindra isika izao:)
ohatran ahona marina aza zany manapoaka klé:roll:
fasaly> eo indrindra isika izao:)
17. keviin
(
20/06/2005 07:09)
Amiko aloha toa tsy mitombona tsony le izy kle,fa hono iza tokoa moa no matonga ny vhv tsy ho virja tsy tsika lelahy ihany ve? de avy eo isika andray no hitady virja sady amiko aloha ny fitiavana toa tsy zany kle rehefa tiana io de alaina vady na virja na tsia ko:*
18. mamzelkely
(
20/06/2005 08:35)
za efa nifréquenter ankizy bdb tam fiainako (connaissance fa sôde we inn eo njay an!!)fa ny ankizy amzao fotôna izao rare zany mbola virja zany à l'age de 13- 14 ans ry zareo de efa miroso amzany ka tsy haiko alo raha mbola possible le we miverina amn'io toetsaina io e!! am tanora amzao fotôna ary zany we mbola virja zany de henatra!! tena marina zany hitako tam entourage-ko zany!!!gaga fotsiny za!!!:°)
19. xxx
(
20/06/2005 08:39)
I Masina Maria ihany no virjiny mandrakizay oooo ka aleo miaraka aminy @ fanaovana raozery oooo
20. RockyMaivia
(
20/06/2005 09:10)
Ary ny ao aoriana koa ve kôtiana @ le mbola maha virja azy sa ny avy eo aloha ihany???o^oo^o