vehivavy virijiny ve no tokony hanoron-tokantrano?

21. mamzelkely ( 20/06/2005 09:42)
raha le aorina njay alo ry RockyMaivia de sûr fa mbola bobaka be ny virja e!:P:-D!!
22. mandrindra ( 20/06/2005 10:30)
fa ahoana no maha sûr an'i mamzelkely, angaha efa nanamarina an'izany tany ianao ?
23. falygerd ( 20/06/2005 11:59)
mandrindra:

fa ahoana no maha sûr an'i mamzelkely, angaha efa nanamarina an'izany tany ianao ?

marina kosa rangahy ny an'i mamzelkely ah mbola bobaka be ny virja avy ao aoriana fa ny eto aloha indray dia sarotra be ny ahitana izany eh izany hoe vehivavy virja hanambady izany dia espece en voie de disparution ka mety efa arovan'ny wwf koa raha misy hi hi

24. amelie ( 20/06/2005 12:01)
Hita mihintsy fa mbola tsy ampy saina ny gasy e! indrindra ireo lehilahy be resaka momban'ny vehivavy ireo , zavatra intime izany ve dia ho resahina @ forum, tena tsy miova ary tena toetsaina tsy mamely ny toetsain'ny lehilahy gasy raha hoatran'iznay daholo! mba mandehana ange any @ firenena hafa raha mba miheritreritra an'izany akory ry zareo e! fa ianao no manana toetsaina tsy milamina dia na resaka intime aza dia lazaina ao @ forum, ovaho ny toetsaina fa tsy lasa mihintsy e!

RockyMaivia:

Ary ny ao aoriana koa ve kôtiana @ le mbola maha virja azy sa ny avy eo aloha ihany???o^oo^o



25. dadabe ( 20/06/2005 16:37)
tara be zah kle:cry::cry:
fa zao an ,raha misy lhl ka mila sipa vierge de tokony mba vierge ihany ko izy izany ,@ zay de samy vierge no tafaraka ,fa manjary voa mafy le sipa raha kofy efa expert no manapoka azy .:cry::cry:
ato mbola misy virja i fijo kle:-D

Mpandefa : fasaly [ Valio ] 19-06-2005 16:29:03
Lohateny : Re : vehivavy virijiny ve no tokony hanoron-tokantrano?
sonwin: izà zany e!

fasaly ve mety mbola ho ...:-w:-w:-$
26. fijo ( 20/06/2005 23:07)
mba handray anjara fitenenana le virja le.
raha raisina ny tantara:"charls sy diana "no akaiky indindra,dia hita fa na virja aza rasipakely tsy natakalony ilay vilany hantitra izany.
misy koa moa ilay fomba fiteny hoe ny vilany antitra no mahavita sakafo tsara.ary eo koa le sistema mokonazy hoe arakaraky ny mampikainkona azy no maha mamy azy.
raha ireo no jerena dia tsy mamely le manambady virja.
raha raisina indray nefa ilay voalazan'ny namana vavy rehetra tato hoe tsy HADINO MANDRAKIZAY ilay voalohany dia ,aoka izay ao ahoariana rehetra ahazaka ny fiverenan'io voalohany io.
ka noho izany dia sarotra ny dinika.za moa virja tsy afaka hilaza,ka anjaranao no mahita azy e.
27. keviin ( 21/06/2005 06:56)
dadabe de ahoana zany zay sady tsy expera no tsy virja kle :?: :-D
28. mandrindra ( 21/06/2005 14:05)
falygerd, ianao izany efa nanandrana matoa afaka manizingizina fa mbola be ny virja ao arina
amelie, tsy fanatatro aloha izay tsy ampy saina na ny olona miresaka ankahalalahana ny momba ny tenany na ireo izay manao resaka misoko mangina any ambany bodofotsy e. Raha resaka orona izao no natao teto dia inona no ho nolazainao ?
Dia raha hamaly an'ilay fanontaniana aho dia marihako aloha fa na ilay nandroso ny adihevitra aza dia milaza hoe fomba taloha, maninona moa no averina izany nefa tsy hita izay vokatsoa. Io resaka fitiavana no hisafidianana vehivavy fa tsy resaka fo.. raha ny ki...-ny fotsiny no hisafidianana azy hoe hovadiana na tsy dia tena olona tsy misaina afa tsy ki... izany fa tsy mitempo fitiavana izay tokony hiorenan'ny tokatrano.
Fa mba ampandeha ny tokatrano aloha dia tsy maintsy mitovy ihany koa ny tadindokanga eo amin'ilay fikabe e.
Noho izany na virja na vaky, ny lasa momba ny lasa, ny ho avy atrehina sy atao izay ahasoa azy.
29. ari.malala ( 21/06/2005 14:39)
eny wa ry Mandrindra! Ary matoa ny vhv tsy virja tsony de nisy lhl niaraka taminazy tao ko manin ny vhv fôna no voatorabato oe tsy virja?
30. kally ( 21/06/2005 17:51)
Ny lasanao ho fafàko, ianao no ho anioko, ny ampitso ho antsika roa, lalalaa.Izany no atao hoe mifankatia fa tsy hoe avia jerena raha virja na tsia!
31. kally ( 21/06/2005 17:52)
Ny lasanao ho fafàko, ianao no ho anioko, ny ampitso ho antsika roa, lalalaa.Izany no atao hoe mifankatia fa tsy hoe avia jerena raha virja na tsia!
32. felicia ( 21/06/2005 18:33)
kally an...zay nge woa e...
33. fijo ( 21/06/2005 21:02)
izany tokoa ve.
ny lasa tsy ho tantara izany fa ampisto mangarahara
34. yonikafopl ( 21/06/2005 23:47)
fijo ary mahay le virja ann,

dadabe de raha mbola virja mou i fasaly de awona tokou:-w:-w:-w
35. maditra ( 22/06/2005 02:41)
Ny ahy aloha ny hitiavako ny virjiny (ny preference-ko moa izany e) na dia ataon'i amelie ho tsy mivoatra aza zah, dia toa ny misafidy voiture d'origine na occasion a meme prix fotsiny sady meme marque. REfa hitako fa efa nanaovan-dry zalahy lavalina matetika be eo ve dia mbola hovidiko foana, nefa ny iray mbola daoro sy manja tsara na ny ivelany na ny anatiny?! Tsy sanatria hoe vidiana indray ny vehivavy an, fa ohatra amin'ny voiture fotsiny iny. Zavatra lojika be izany amiko.
36. fijo ( 22/06/2005 04:40)
yonika :-$:-$
maditra marina be letsy e,lavalina be marina ve ko.
yonika ny ahy i fasaly tiako foana na izy na tsia ka
37. keviin ( 22/06/2005 09:17)
maditra ny voiture anieh azo jerevana de ita oe d'origine na ocasion eh ,sa ny vhv jerevana kalo raha virja zay vao oe tiana na tsy tiana:-D
kally marina nenao:lol:
38. dadabe ( 22/06/2005 13:03)
yonika ny ahy i fasaly tiako foana na izy na tsia ka

dadabe de raha mbola virja mou i fasaly de awona tokou

de alaiko kle :wink:de hoy i fijo
mitambatra ao tsika lahy lesy zany a
ary ,mba aiza klou i fasaly zay nefa e:°):-w
39. fasaly ( 22/06/2005 14:23)
oay! taitsa be zà, nahita ny anarako ato le!
fa inona no sizé! ato??????
40. fasaly ( 22/06/2005 14:25)
hay ve resaka virj e! ka izaho sy i fijop anie mitovy zany e! samy virj be mintsy ka! sady mbola misy cadenat aza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8133