vehivavy virijiny ve no tokony hanoron-tokantrano?

41. fasaly ( 22/06/2005 14:50)
sonwin: ka misy tsy virj tsony nefa tsy nanapoahina chamagnezany aky a! misy sipa namako izay nampianarin'i mamany misasa hono tamy mbola 14 ans tany hoe sokirina tsara rehefa misasa fa fahadiovana izany de misikotra tsara rehefa misasa kay tena tsy virj tsony fa nisoktra ho azy de ahoana izany io sipa io tsy tokony nalaina vady tsony nefa ny tenany ihany no nanimba azy tao....
42. bendrina ( 22/06/2005 19:21)
za mahita hevitra misasa@ alamo hono de otsan'izay njay tsy de hoe virijiny fa mba bonne ôkany é!



43. fijo ( 22/06/2005 20:30)
fasaly eka wa tsika virja foana ka.
asa wa fa aty ny dokotera milaza fa tsy tsara hono io misasa misikotra io,na sofina izany na ny maha vavy.tsy za no nilazana an'io sao misy be safary eo indray fa fandaharana hitako no nisy io resaka io.
ka raha hisikotraihany ry sipa mba miandrasa anay an.
44. yonikafopl ( 22/06/2005 22:37)
fijo hahahahahahahaha=))=))=))=))

dadabe =D=D=D
45. fijo ( 22/06/2005 22:57)
inona ary ity tsikanikany be ity le
46. felicia ( 22/06/2005 23:05)
dadabe:

zah klou tsy virja tsony de ahoan ?:-w:-w de tsy mahazo vhv virja tsony ve zah zany kle ?:-w



nahazo lehilahy virjiny aho in-dray mandeha,za koa moa mbola virja t@zany...fa aleo ihany le tsy virja ka,midanaika fotsiny tsy hita zay ho raisina...aleo ihany le samy mahay azy,na lahy io na vavy
47. fasaly ( 23/06/2005 16:05)
ok marina zany ra felicia! ny efa mahay azy ihany no tena tsara kanefa.....
fijo: isika anefa mbola virja de ahoana izany .....
hitady mpampianatra ve sa antsoina i felicia.
48. fijo ( 23/06/2005 20:32)
fasaly aleo antsoina i felicia hianarantsika azy tsara e.
felicia dia nanao ahoana izany le.mba tantarao hoe
49. yonikafopl ( 24/06/2005 06:52)
fijo nga mou tsy virja mahay raha njay:-P
50. keviin ( 24/06/2005 06:55)
felicia marina ny anao de iza tokoa moa izany no ampianatra ny virja kle:lol:
dadabe ny koa lesy tiako fona na virja na tsia kle:-D
51. felicia ( 24/06/2005 22:30)
8)tena aleo ihany le lehilahy tsy virja ka...za mila ampianarina indray ve no andeha hampianatra...nofa be le bandy tsy mahy raha...mila mitady hafa nareo ka...:Praha i fijo ve virja za hanao masera...8)
52. felicia ( 24/06/2005 22:34)
:^)fijo...lainga io an:-P
53. keviin ( 27/06/2005 06:46)
felicia , fijo =))=))=))=))
de iza oa ny hampianatra anay kle
54. fijo ( 28/06/2005 23:08)
felicia an za wa mbola izy .ndry ko.minoa fotsiny.dia ampianaro aho e.fa raha mahay aho ndryihany no ho tonga any andanitra
55. haingo23 ( 29/06/2005 10:46)
Izaho angamba no tsy maharaka fa zavatra zavatra 2 no hitako @ sujet : vhv virjy sy honoron-tokantrano. Lasa any @ hoe virja daholo ny resaka fa mba ahoana ny honorontokantrano ? Vehivavy na lhy manao ahoana izany : toetra, fomba, fitafy, toe-batana,...
Tsara angamba raha hadihadiana hoe inona no tena ilaina ao @ tokantrano ?? dia miankina amin'izay raha tena ilaina ny maha virja na tsia.
Ny virjy anie ka zavatra rovitra fotsiny e! raha sima na tataka ny handrina dia tokony hanantokantrano ve ??
Dia anjarantsika ny manao dissertation avy eo. Mazotoa
56. fijo ( 29/06/2005 20:21)
tsy rovitra fotsiny iny ka.nisy niditra koa fa aza adino.
57. felicia ( 30/06/2005 00:39)
tena mila porofo a ry fijo an...sady za oa tsy tia lehila virj zany...hi hi,aleo le mahay tsara
58. dadabe ( 30/06/2005 01:03)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 23-06-2005 18:05:23
Lohateny : Re : vehivavy virijiny ve no tokony hanoron-tokantrano?
ok marina zany ra felicia! ny efa mahay azy ihany no tena tsara kanefa.....
fijo: isika anefa mbola virja de ahoana izany .....
hitady mpampianatra ve sa antsoina i felicia.

tsy aleo ve zah no antsoina fa fampianarana gratos no omeko:wink:+pratika instantane:wink:
ny maina tsy adino:@:@:@
59. mandrindra ( 30/06/2005 08:54)
"fa misy firy no mbola maina, mba asivo sonia re ny agenda-ny"
60. pitchou ( 30/06/2005 12:10)
mba hafa indray zany size -ndry bebeto zany! ngah ny any no mitantana ny tokatrano hono? dia rehefa ao zany ka tsy virja intsony, satria samy tsy maintsy handeha @zany na ny lahy na ny vavy, d ravana indray le tokatrano?:-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3042